Ny Fiverenanao (Spy D - Dragon Ent.2K3)

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 31 янв 2025

Комментарии • 159

  • @fetrarajonson6669
    @fetrarajonson6669 10 месяцев назад +7

    Et dire que ça date de plus de 20ans, j'avais 9ans à l'époque, c'est plus qu'une souvenir

  • @TiniCia-yq7jo
    @TiniCia-yq7jo Год назад +1

    Mbola mankafy fogna jusq zao , tiko lotra ❤❤❤

  • @sakinahasinarivo1526
    @sakinahasinarivo1526 4 года назад +11

    Tena ef 2020 zao fa mankafÿ fona ehh

  • @cedricradoary1824
    @cedricradoary1824 6 месяцев назад +3

    Hira tena tsara ary mbola hankafizina amin'izao 2024 izao ❤❤

  • @kanahmpivahiny2968
    @kanahmpivahiny2968 5 лет назад +3

    Ce tube..., un OVNI qui débarque de nulle part et qui frappe fort en ce début d'année 2003 à l'heure où d'autres gadona bien différents inondaient les chaînes locales, et qui se retrouve très rapidement en tête des classements hebdomadaires de la célèbre émission Fanta Hit Parade Malagasy
    Merci Spy D, et chapeau bas

  • @radafiarivelorovatiana466
    @radafiarivelorovatiana466 8 лет назад +6

    coup de coeur ako voloan d bol akafiziko fona .... mbola miandry ny fiverenanao :) :)
    Milay tena mlay le vazo ;) (y)

  • @nomentsoanirina674
    @nomentsoanirina674 12 лет назад +2

    aleo mba iainga vazo taloha masaka ka hatraminzao mbola kifeko zan ka j'aime pas les chansons de spydee mais celle ci est ma préféréej 'aime kan meme

  • @hansrakotondramonjy8242
    @hansrakotondramonjy8242 5 месяцев назад +3

    c'est notre chanson, moi et ma femme, quand on s'est un peu séparé en 2003 et elle était parti en France mais qu'elle est revenue, malheureusement, elle est décédée il y a un an de cela jour pour jour

  • @rakotondramananatahiriniai1904
    @rakotondramananatahiriniai1904 4 года назад +1

    tsy mampino ity zavatra niseho milay ianao spy dee milay ny vazo clip koa mbola milay tena tsy manpino tokoa ny tononkira tsara e big up be

  • @rakotondramananatahiriniai1904
    @rakotondramananatahiriniai1904 4 года назад +4

    very good singer spy dee i wish you all the best to be continue God bless you and your family

  • @tsioryliwei8458
    @tsioryliwei8458 5 лет назад +3

    Mbola mankafy ity vazo ity hatrany e,14.12.2019, mbola matsiroooo be.

  • @AnduRandria
    @AnduRandria 11 лет назад +4

    Wow...10ans plus tard je kiffe tjs autant!

  • @MaEr1590
    @MaEr1590 5 лет назад +4

    2019 iza ny mbola mihaino ☝🏽

  • @andomanitra2454
    @andomanitra2454 6 лет назад +9

    2018 a zao mihaino 😍😍

  • @nancyrandriamiarintsoa2247
    @nancyrandriamiarintsoa2247 Год назад +1

    J'écoute encore ❤❤❤❤❤

  • @coachtsarafidyjasmina1310
    @coachtsarafidyjasmina1310 3 года назад +5

    je kiffe trop !! 😁

  • @miorarazaiarimiadana8408
    @miorarazaiarimiadana8408 5 лет назад +1

    Ndriiiii refa le msaraka de mfamerina d nanolorany hira za 😭😭n’y fiverenanao

  • @manorak9781
    @manorak9781 6 месяцев назад

    F&F gasy avec une P405 bien jacky 😂 le son... Une tuerie 😍😍😍

  • @nastyechiinarakotondranoro594
    @nastyechiinarakotondranoro594 6 лет назад +3

    Still watching...😍😍😍

  • @happyrattu781
    @happyrattu781 6 лет назад +2

    Yes yes mankafy hatram zaooo 2018💋❤

  • @alainnimbol
    @alainnimbol 10 лет назад +2

    Dire ke ça fé 10ans! jcroi po! C comme si C T hiér!
    Awasome!

  • @tatianashirleyrazafindrets3784
    @tatianashirleyrazafindrets3784 3 года назад +2

    2021 mbola mihaino foana 😀

  • @plbnathan8983
    @plbnathan8983 18 дней назад

    Tube anisan"ny fihainoko nitondra rivotra vaovao teto antanana. Mankasitraka hatrany.

  • @MamitianafranciaRamiandrisoa
    @MamitianafranciaRamiandrisoa 3 месяца назад

    05 Oct 2024, mbol tiko fônaa❤❤❤❤

  • @volakotiako
    @volakotiako 14 лет назад +1

    mbola tiako foana ity hira ty hatramizao!tena milay spy a!

  • @Ramanou14
    @Ramanou14  18 лет назад +2

    Ok Man, we'll do it! Milay letsy ra-tojo a! Big big up!

  • @diamondraliantsoaandriaman395
    @diamondraliantsoaandriaman395 2 года назад +1

    Tamzany tsy misy azoko ilay clip na kely ary. 20 ans plus tard je comprends enfin 😆

    • @Ramanou14
      @Ramanou14  2 года назад

      Hahahahaha ! Taibe ndray zany ! ^^

  • @Ramanou14
    @Ramanou14  18 лет назад +1

    Thanks D..., you're fabulous!

  • @farahantarajaombinintsoa7949
    @farahantarajaombinintsoa7949 6 месяцев назад

    nostalgie...... tiko loatra lay hira, lay gadona, tononkira

  • @michardrocksonrajaonahy8794
    @michardrocksonrajaonahy8794 2 года назад +2

    I just feel so good listening to this song 🎶

  • @hasnaulrick9640
    @hasnaulrick9640 5 лет назад +1

    Mbola tiko kosa aloha ty vazo ty eh, mankasitraka namana ah

  • @ramenjanaharymarieannick9978
    @ramenjanaharymarieannick9978 3 года назад +1

    Mai 2021 mbola tena mankafy 💓

  • @ashrakotomalala710
    @ashrakotomalala710 7 месяцев назад

    2024 fa mbola mankafy foana ee 🥰

  • @atomom974
    @atomom974 17 лет назад +1

    hey Guys I love this song!Big Up Ramanou!I think you're the first who bring the true RnB in Dago!Thanx man!John legend Big fan too!!

  • @elianah4211
    @elianah4211 10 лет назад +3

    milay be le hira fa tohizo!

  • @khaylahnikeisha6005
    @khaylahnikeisha6005 5 лет назад +2

    novembre 2019 tiko lotra 😍😍❤️

  • @sandroulrichandrianomenjan8956
    @sandroulrichandrianomenjan8956 8 лет назад +2

    mapietsi po be le hira. je kiff spydee.

  • @titetiana9007
    @titetiana9007 6 лет назад +1

    07.Mai.2018 hafa ihany ny hira gasy 💝

  • @manitriniainafamenontsoara6527
    @manitriniainafamenontsoara6527 5 лет назад +1

    Dec 7 2019, mampahatsiaro ny fahazazana

  • @sympadimby97
    @sympadimby97 6 лет назад +2

    Makafy be tsika ah!!

  • @ramiarinjaonaanna7862
    @ramiarinjaonaanna7862 9 лет назад +1

    jadore cette chansson

  • @todisoaravelomananjara5228
    @todisoaravelomananjara5228 3 года назад +1

    Tsy mankaleo mintsy .....tsara lotra

  • @rmbladle6193
    @rmbladle6193 5 лет назад +2

    Tsy mampino ny zavatra niseho Raha ianao no heveriko efa leo oh oh No nitondra ny tara-pahazavana Vao maraina zany fo mila tsy ho tàna oh oh oh Tsiky iray toy ny tara-masoandro Feo iray toa ventso sandratr\\’andro oh oh No nandrava ny diam-peniko iny Mitamberina avokoa zao \\’reo fahiny ----------------------------------------------------------- Ref: Noho ny fiverenanao Zay efa nandradraiko hatry ny ela Toa adino_izao Ilay diam-penina nambarako fa sisa tavela Mbola tiako ianao Na mafy sy mangidy aza nilaozanao nefa_izao tafaray izaho sy ianao ----------------------------------------------------------- Toa tsy haiko ny hanombohako azy Mampanahy,manintona sy maka oh oh \\’njao tsaroako tsy nahitana anao nefa_izao niverina ianao Yeah Tsisy tsiny ireo vita taloha ankehitriny fitia efa nifoha \\’lay fitia no zary toa navela ato am-po misora-bolamena Ref X 2 Ny ahafantaranao fa tia De hafoiko ho_anao ireo androko Ny hivadika dia sanatria Fa ny fitiavanao no andriko Ka rahatrizay de ho doria De tsy hifandao ireo lalantsika Fa ianao, eny ianao No tonga oh oh Ref X 3 tononkira.serasera.org/hira/spy-d/ny-fiverenanao-1 Tsiky dia ampy

  • @kagsnoz
    @kagsnoz 14 лет назад +1

    7 zik mren nostalgik!L est aC old mai Dchir enkor juska mainan!
    lcome back C pr kan?

  • @AliciaRafanomezantsoa
    @AliciaRafanomezantsoa 2 месяца назад +11

    2024 presque 2025 dans 2 mois.

  • @kaymickael5410
    @kaymickael5410 8 лет назад +1

    Daaaaamn, Good old days 😏😏😏

  • @andrianitokiananasolokotom4074
    @andrianitokiananasolokotom4074 4 года назад +2

    Asio reprise lesy ty vazo ty raha poins le ✊🏻

  • @Nana39-g9n
    @Nana39-g9n 7 лет назад +1

    Vazo tsy tontan ny ela !!!

  • @ratsimbasongoegine6897
    @ratsimbasongoegine6897 9 лет назад +1

    Za maka nareo fona e!

  • @mandanirinaratolojanahary4238
    @mandanirinaratolojanahary4238 6 лет назад +1

    Trop cette chanson

  • @toavinadkz9353
    @toavinadkz9353 3 года назад +1

    2021 mbola ao tsara

  • @lecelibatiit3785
    @lecelibatiit3785 4 года назад +1

    2020 zaho mitandregni

  • @MmMm-yz1zl
    @MmMm-yz1zl 5 лет назад +2

    2019???😍👌❤️❤️

  • @zoandrianandrasana3816
    @zoandrianandrasana3816 4 года назад +1

    2020 mbola ato fon e

  • @andrinirinarakoto4864
    @andrinirinarakoto4864 7 месяцев назад

    mbola anaty playlist fona

  • @fitiavanamihajarakotonandr100
    @fitiavanamihajarakotonandr100 7 месяцев назад

    Légende ianao amiko ry Ramanou🫶❤️

  • @rabearisoamariepierrette2304
    @rabearisoamariepierrette2304 5 лет назад +1

    tiko be, 😘💕😍

  • @tokyshark3382
    @tokyshark3382 7 лет назад +11

    Who's watching this in 2017 AUGUST😍😍?
    5:15 minute of silence for this seven dislike

    • @yangnathalienazurah419
      @yangnathalienazurah419 7 лет назад +1

      Toky As Safidy mhahahaha... za ko tsy ampy fialamboly nankafy anle vazo talou... de laojika ny fiainana ny hoe misy tsy tia lay mozika

    • @marykw3512
      @marykw3512 7 лет назад +1

      Toky As Safidy mba teho namana za

    • @tokyshark3382
      @tokyshark3382 7 лет назад

      abonner vous a ma chaine youtube et join moi sur fb facebook.com/tokysafidy

    • @farahantarajaombinintsoa7949
      @farahantarajaombinintsoa7949 6 месяцев назад

      now in 2024 :)

  • @toavinaraoeliarison6460
    @toavinaraoeliarison6460 3 года назад +3

    Novembra 2021

  • @ulrickfineddie
    @ulrickfineddie Год назад +1

    2023😁😁

  • @safidyholisoaandrianarisoa6068
    @safidyholisoaandrianarisoa6068 2 месяца назад

    mbola milay foana

  • @Finaritra-c7r
    @Finaritra-c7r 7 месяцев назад +1

    2024. mbola milay be

  • @Dev-01Mars
    @Dev-01Mars 6 месяцев назад

    2024 fa mbola mankafyyyyy eeee

  • @coraliannejolie4120
    @coraliannejolie4120 8 лет назад +1

    tiko fona le hira hatramazao

  • @SitrakaAndriniaina
    @SitrakaAndriniaina 8 дней назад

    Je kiff trop❤ , 23/01/2025

  • @tokyIfaliantsoa-ep2ue
    @tokyIfaliantsoa-ep2ue 9 месяцев назад

    Kiffeko nama ty hira ty a❤😅

    • @Ramanou14
      @Ramanou14  9 месяцев назад

      Merci be nama a !

  • @anthonyradimbisoa
    @anthonyradimbisoa 8 лет назад +1

    07/08/2016 mbol matsiro fona le sangan'asa e!!!

  • @harenalim
    @harenalim 6 месяцев назад

    avereno rangah spydee a!!!!!

  • @raf.dimbinirinayvon1713
    @raf.dimbinirinayvon1713 7 лет назад +2

    mankasitraka eehhh

  • @nadiamuhamedelizah416
    @nadiamuhamedelizah416 6 лет назад +1

    Novembre 2018
    Ny feverenanao

  • @mandimbytamo3080
    @mandimbytamo3080 3 года назад +1

    marin zan koky aaa

  • @georginahrabemarija4715
    @georginahrabemarija4715 2 года назад +1

    ❤❤❤❤❤

  • @lucianopascal3253
    @lucianopascal3253 4 года назад +1

    mbola mlay be fona mihaino azy hatr@ zao

  • @Ramanou14
    @Ramanou14  15 лет назад +1

    Cimer! On verra bien ce que ca donne ... ;-)

  • @Ramanou14
    @Ramanou14  14 лет назад +2

    @volakotiako
    Aoka re marin'e! Efa ho voasokajy "kalon'ny fahiny" io atsy ho atsy angamba koh! ^^
    Sinon, merci, c'est très gentil!

  • @reitarakotomanana4478
    @reitarakotomanana4478 5 лет назад +1

    milay io 😍

  • @tax045tax3
    @tax045tax3 Год назад

    Ohatran'ny hoe mahita an'i Rivo Mahandry zany zah 😅😅

  • @harivonyandrychristian8786
    @harivonyandrychristian8786 6 лет назад +1

    mahatsiaro ny fahazazana

  • @fanevaandriantiana425
    @fanevaandriantiana425 9 лет назад +1

    tiko be le hura (y)

    • @andimario6803
      @andimario6803 7 лет назад

      17 ans après, ts adinoko le hira é! ^_^

  • @gasy72
    @gasy72 10 лет назад +4

    "Vécu" ve ny tantara voalazan'ilay tononkira sa ahoana ry akama?
    Reveko be ilay tonony.

  • @ratsimbazafyheriniainaodon4537
    @ratsimbazafyheriniainaodon4537 9 лет назад +1

    salut'spd toizo fa tsara ranga de mba zarao letalenta fa milay be

  • @Larissah8
    @Larissah8 7 месяцев назад

    2024❤❤❤

  • @hendryfanaperana6961
    @hendryfanaperana6961 7 лет назад +1

    ankafiziko be mintsy

  • @Ramanou14
    @Ramanou14  14 лет назад +1

    @kagsnoz
    Merci ô !
    Le com'back ve? Efa an'dàlana ka! ;-)

  • @mathieuranaivomamonjy8324
    @mathieuranaivomamonjy8324 12 лет назад +1

    zany ny vazo!!!

  • @tianahenintsoa2933
    @tianahenintsoa2933 4 года назад +2

    mbol betsak mpakafy azy a!!!

  • @miorarakotonirina5358
    @miorarakotonirina5358 10 лет назад +2

    c'est vrai que io hira io tena nafatarako SpyD voloany hihi

  • @haingotianaraminosoa2379
    @haingotianaraminosoa2379 10 месяцев назад

    ❤ foana

  • @irenevanessa6853
    @irenevanessa6853 8 лет назад +1

    driii tiko fona 7/12/2016 ❤

  • @jeritianarazakasandratana9412
    @jeritianarazakasandratana9412 4 года назад +1

    100ém comms 13/11/2020 12:54 j'adore

    • @martindelor
      @martindelor 4 года назад

      101è comms Vendredi 13/11/2020 13:58 GMT+1

  • @joelclouzeau8343
    @joelclouzeau8343 7 лет назад +1

    Marina izany e milay le hira Esther achia Qlf ❕😘😁😀👏👏

  • @RamarosonFabien
    @RamarosonFabien 10 месяцев назад

    Mbola miandry ny fiverenanao hatramizao

  • @FaniloRakotondrajoa
    @FaniloRakotondrajoa 6 месяцев назад

    Ny hiran i spy dee tsy mety lany manja

  • @sayah0138
    @sayah0138 27 дней назад

    5-01-2025 tsik mlay rangh tyh vazo tyh ah

  • @mia9029
    @mia9029 7 лет назад +1

    tamin'ny taona firy moa izy ity no nivoaka?

  • @anjar.7617
    @anjar.7617 4 года назад +1

    Still here #112020

  • @tiavinamiaritia4834
    @tiavinamiaritia4834 6 лет назад +2

    2018 ??

  • @olivier191000
    @olivier191000 14 лет назад +1

    tiko loetra le izy marina e!

  • @tsaramessiahroux1477
    @tsaramessiahroux1477 Год назад

  • @sanjimiraj1038
    @sanjimiraj1038 7 лет назад +1

    Tiako fona ty hira ty