𝗙𝗜𝗧𝗢𝗞𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗟𝗬𝗖𝗘𝗘 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔-𝗣𝗘𝗡𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗠𝗕𝗢𝗩𝗢𝗠𝗕𝗘

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 21 окт 2024
  • 17 jona 2022 , Ambovombe Androy :
    Nahazo Lycée Manarapenitra ny tanànan’Ambovombe ankehitriny raha toa ka tamin’ny taona 1979 no nitsangana ny Lycée voalohany ho an’izany tanàna izany. Mahazaka mpianatra 600 ity lycée ity, ary ahitana efitrano fianarana miisa 12, “laboratoire”, trano famakiam-boky, trano fikirakirana solosaina, ary kianja maintso filalaovam-baolina.

Комментарии • 1