Coulisses MAGE 4 DU 19 AOUT 2018 BY TV PLUS MADAGASCAR

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 15 сен 2024
  • Coulisses MAGE 4 DU 19 AOUT 2018 BY TV PLUS MADAGASCAR

Комментарии • 22

  • @yanntana
    @yanntana 6 лет назад +6

    Mpanaraka rock gasy hatrizay hatrizay sy Mage 4 manokana ny tenako … Tsy nino aho ary tena agréablement surpris hoe ho tonga amin'ny izao niveau izao ny mozika Rock Mage 4 ; surtout préstation live izy eto fa tsy studio (io son io foana mantsy ny olana amin'ny Rock gasy) ….tena Top : balance son, arrangement, puissance & timbre vocale, harmonie, ensemble, haut niveau de connaissance et de maîtrise musicale ….
    Sincèrement, on n'a rien à envier des Rock américain et européen avec ce niveau là
    Chapeau bas les gars ! Bravo Mage 4 !!!

  • @rogersrakotomalala1218
    @rogersrakotomalala1218 6 лет назад +6

    Itony no tariika nampifandray ny generation rehetra. Cool

  • @njararakotoson176
    @njararakotoson176 6 лет назад +2

    45 ans za zao fa miaiky fa milay elisany, tena milay, misaotra e

  • @rasolomananafitiavanamarie6441
    @rasolomananafitiavanamarie6441 6 лет назад

    za raga maka anareo mage4 a, d mrci an FINONA ko tamnin f tiko b,bisou ndriii :D

  • @Harry165
    @Harry165 6 лет назад +1

    Mahay rangahy zalahy reto aa...raha samy rockers Gasy...REVEKO LISANY eee

  • @generationrock3901
    @generationrock3901 6 лет назад +1

    Arahabaina zalahy, samy faly

  • @tianarakotovao5962
    @tianarakotovao5962 6 лет назад +1

    Anisan'ny band rock tsara ranga zalahy reto fa izy amin'ny teny Malagasy fotsiny no tsy hananany helico!!!!resaka commercial izany izay....fa mahay lisany ka...

    • @yanntana
      @yanntana 6 лет назад

      Prochaine étape ! (tena henjana sy mahay ry lerony)

    • @yvesralays6024
      @yvesralays6024 6 лет назад

      misy parolier mahay mandika ny hirantsika @ teny malagasy mivadika ho teny frantsay ao Madagascar fa ny teny anglisy no asa zany koa asa mety hampisondrotra ny artiste tsika

  • @valerienkevinmahaiavy5640
    @valerienkevinmahaiavy5640 6 лет назад +1

    Mankasitraka ry zalah a .milay foana le sentimental

  • @havosonraherilala7410
    @havosonraherilala7410 5 лет назад +1

    mlay le hira fa mba ts tiko les ty chemise i Ken ty k,haha!!zay mpankafy fon a,samy faly

  • @kwanteau7253
    @kwanteau7253 6 лет назад

    haino tsara kosa tamin'indray mitoraka ity fa tsy TVplus no nanao ny " Son" mdr

  • @nyarotanjona1677
    @nyarotanjona1677 6 лет назад

    mankasitraka an mage 4 eh mlay nareo. d msaotra an finoana ko tamle ampy izay eh. samy faly eh

  • @fabbierazafindrabe2018
    @fabbierazafindrabe2018 6 лет назад

    Tsara loatra. Samy faly!!!!

  • @simpsontonny5344
    @simpsontonny5344 5 лет назад

    tsy afaka mihintsy koa ilay lumiere le tvplus, d le realisateur @io ts maharaka mnts fa le evenemnt mlay ts mseo cam mnts

  • @nathan008basse2
    @nathan008basse2 5 лет назад

    revenay mage 4

  • @yvesralays6024
    @yvesralays6024 6 лет назад

    tena mety aminareo ilay somary symphonique sady milay ny son ny balance tena matoraka tsara ny rock aty europe aty

    • @yanntana
      @yanntana 6 лет назад

      tout à fait d'accord ; tena mahay ry lerony…. prochaine étape la scène internationale pourquoi pas ; niveau et potentiel indiscutable...

    • @vivianestephan6603
      @vivianestephan6603 4 года назад

      De manampeo nge ty ken ty

  • @pelimulofelicia5162
    @pelimulofelicia5162 2 года назад

    Un p'tit problème
    Biback sainjaza b nef ef mananjanaka , , si j'étais lui j'ai honte de moi 👎👎👎