Tena tsara ny fotokevitra manao foto-drafitrasa toy izao. Tena ara-tSoratra Masina ny fananana trano hivavahana, satria hoy ny Baiboly : "Izao no lazain’ i Jehovah: Ny lanitra no seza fiandrianako, Ary ny tany no fitoeran-tongotro; Trano manao ahoana no hataonareo ho Ahy? Ary fitoerana manao ahoana no ho fitsaharako?" (Isaia 66:1). Ny tany tsy maintsy ho rava fa ny toe-tsaina tsy manangana foto-drafitrasa satria ho rava ny tany dia toe-tsaina mirefarefa amin' ny tany. Raha niteny Jesosy hoe "fa noana Aho, dia nomenareo hanina; nangetaheta Aho dia nampisotroinareo; nivahiny Aho, dia nampiantranoinareo" (Matio 25:35). "Araka izay efa nataonareo tamin’ ny anankiray amin’ ireto rahalahiko kely indrindra ireto no nataonareo tamiko" (Matio 25:40). Tsy maintsy ao anaty trano fivavahana no hampiantranoana ireny madinika ireny izay nanoharan' i Jesosy ny tenany, koa mitovy ny manome ho an' ny malahelo mihitsy ny manangana trano ho an' Andriamanitra. Ny tsy hanaovan' ny pasteur trano hivavahana ho an' ny mpivavaka ao aminy dia laniny izay vola miditra dia mampandry adrisa amin' ny hoe ho levona ihany io trano io fa tsy aleo ve omena ny mahantra vao maika ny mpivavaka ao aminy mahantra. Io tenin' i Vivre pour Jésus io dia toe-tsaina tsy ara-baiboly mihitsy fa ireo andinin-tSoratra Masina nolazaiko eo ambony ireo no voalazan' ny Baiboly. Mitombo ny voninahitr' i Jesosy rehefa manome voninahitra Azy ny olony, tsy amin' ny teny sy finoana ihany fa amin' ny hetsika ihany koa.
fa nga ze manao tompoko tompoko ry lety no handova ny fanjakanandriamanitra a? fa nga rehefa mahay mandahatra sy mahay karazana andininy ao amn baiboly ao dia hoe nareo no tena masina hahahaha insecte eeeeee
fa izay tsy mahay andininy ao amin'ny baiboly aloha de azo antoka fa tsy handova mihitsy sady tsy masina mihitsy: Matio 22:29 29 | Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mahadiso hevitra anareo ny tsi-fahafantaranareo ny Soratra Masina na ny herin'Andriamanitra.
bla bla bla, tsy azoko ko le mpiangona. Nomen'Andriamanitra saina fa kamo hieritreritra de maindry mpitarika lava zao eo fona, nefa avy eo indroa maita ny maizina fa Rabenjamina manko hampiditra anao any andanitra
tena mba hamorona antokompivavahana ko zany ny tenanay fa otran manao daol ny olona ze mahay manao amen sy alleloya hahahahaha de asaiko misarosaron- doha daholo koa ny vehivavy hahahahaha dia adikako amn ahaizako azy otran'ny ataonareo izao ihany koa ny baiboly hahahaha de asiko apostoly ihany koa !!!!
Olona manana saina afaka mandinika tsara ianao. Tokony ho fantatrao izay hosoratanao sy ny antony anoratanao izany saingy eto dia hita hoe manana toe-tsaina tsy tia fandrosoana loatra ianao na amin'ny maha olona na amin'ny ara-panahy.
efa hita zao fa efa fomba fitadiavambola sy fampianarandiso ny secta mbola maro ihany ireo vorebireby sy miaro!! hahaha refa tsy faly enao de akapoy amn vato ny loha fa zay no zava misy e!! rehefa sahirana ny firenena anakiray dia mipoitra daholo izao fatipatina fivavahana anelakelatrano rehetra zao
Mampalahelo fa variana dia varina isika manangana trano fivavahana izay ho levona!ra androany jesosy no tonga d tsy io trano amboarina io no ankarina fa isika anefa no fiangonana!!sady ra manana vola amina tapitrisa ananganana trano maninona ra omena ny mahantra sy n marary bediabe eraky ny tanana io fa tsy ny trano izay ho potika no hitarina lava sy atsaraina!ra tena ao am'jesosy marina ianreo dia ny mahantra sy n kamboty sy ny malahelo no karakaraina f ts andany andro aminy fananganana trano izay tsy hafatry jesosy akory satry raha nandeha izy dia hoy iz"ataovy mpianatra ny firenena rehetra dia miparitaha"fa tsy niteny izy oe manamboara trano dia ataovy mijoalajoala mba azahonareo voninahitra! tsy hita intsony jesosy fa anarampiangonana sy anarana apostoly no ita!!aiza ilay teniny jaona mpanao batisa oe izy tsy maintsy mitombo ary izaho tsy maintsy mihena?fa amzao ny apostoly sy n pasteur tsy maints mitombo fa jesosy tsy maints mihena!!sanatry ra oe faly ny hanakiana izahay fa ampiverina am'filzantsara marina fef akaiky tena akaiky jesosy fa sao lahy ka ts ho akarina isika ref tonga izy!!tianao jesosy i_
*****Miala tsiny ralah fefa nahita tsara be za dia i jesosy irery ihany ary ts anarampiangonana na antokompivavahan no tompoiko fa ilay mpanjaka ny panjaka sy tompon'tompo!!!tsy vogejan'lalana aho na fahafolokarena na tsy aiko fa jesosy no ato anatiko dia libre tanteraka aho!!!efa o 15 ans mahery izao no nandeanako tam'trano fivavahana fa ts nahalalako an'jesosy izany na n kely ary fa niona taminy marina a zao ka tsy mila hafa intsony na manangana am'maty sy manasitrana be taknin ary ny ministeranareo!!!asany apostoly 4:14 tsy misy anarana ety am'banin'lanitra azahon famonjena afatsy jesosy irery ihany!fa ts niteny iz akor oe anarampiangonana zao no mahavonjy fa any ale!!!efa nahita tsara be a ralah ary ts te iala eto aminy intsony an!!!mamaky enao genesisy 11 de itanw ao ny sitrapon'andremanitr n aminy trano fiangonana fa ts sitrapony velively izany fa ny olombelona no namorina an'zan,aryy tiko ho fantatrao fa enao no tempolin'fanahy masina fa tsy lapa tsara tarehy io ary averiko iany fa ts io no hiakatra hiarak am'jesosy!!!any am'Matio 24 any indray dia mahita aho oe nanontany an'jesosy n mpianatra oe jereo jesosy ty trano tsara be tena ngeza sy mijoalajoala fa hoy jesosy taminy:tsy misy mijanona eo ireo na dia vato iray ar fa ho levona avokoa!!!tsy ny fisainako sy n fahaizako no mresak am'nao f n fanahy sy n baibol no mresk am'nao!mety mbola zandrinao arampanah be za ary mety ts mahalala baiboly otranao fa jesosy no fatako sy ananako ary mahlala ahy koa iz ar izay lazainy no enoko fa tsy ny mpaminany sandoka mameno tanana io!ezaho ny fiantsonareo faza atao malemy ozy isaia zay ary ambarao am'oloko ny fahadisoany!dia izay no manery anay iteny am'nareo fa tsy anakina kory fa te ampiomana oe miomana iona am'jesosy faza varina am'trano ho levona!!ny fahaizanao mitory teny sy ny fanasitranana ny marary s ny fanalana devoly sy n trano fiangonana mbola ho levona daholo izany fa jesosy irery ihany n ts ho levona!!ny voa no amantaran ny azo ozy jesosy dia ny voa mendriky ny fibebahana ary ref ao anatin'fibebahan d ao koa ny fanetretena sy ny fitiavana!ary jesosy miteny fa izay milaza fa tia ahy dia tia ny rahalah ko!ary ra tena tia ny rahalahy ianareo tsy ande andany vola am'na taptrisa ananganan trano fa anome ny mahantra sy n ts manana satry ireny dia azo atsoina rahalahy avokoa fa ts n ao ampiangonana iany!!ra tia hoy aho fa ra tsy misy ftiavana ny rahalahy ao dia ny trano no atsaraina fa ny olona mahantra ts raraina ary normal be zan sady be mpanao satry ny fengonana ef lasa entreprise akana vola hoan'mpitarika ankehitriny!!!!raha ho fintiniko zan de izao e;izay hafatra tena maika no ambarako aminao!ny fitarihana ny olona hibebaka sy iomana am'fiverenan'jesosy no tena maika izao ary tsy votery manana trano lehibe vo matateraka anzan fa na megafon ray ary entina mitory eraky ny arabe de mibebaka ny olona ra tena feno ny fanahy enao sy ao am'jesosy!tsy manana ftona ananganan trano tsony zany miaramilan'jesosy izany amzao ftona efa kely s akaik izao fa itory n fibebahana s iahy ny mahantra no ataony satry izay no hafatra lehibe ndrindra ao am baiboly!ary tiako marihana kely fa ny fiangoanana ts natao akana vola satry jesosy miteny fa nahazo maimaimpoana ianareo ka mizarah maimaipoana fa tsy ny olona no fitahan sy terena anome vola ananganana trano sy ny karazany!!!mety masika ny teny fa ts manin satry izay no fahamarinana ary jesosy mints dia miteny oe ho alan'olona ianareo ary am'andro farany dia tsy azak ny teny tsy misy kilema ny olona fa amorona mpampianatra oazy ary izay tiny no ampianaran fa ts ny ato anaty baiboly intsony!farany :ianao dia mpiandry ondry no niantsoana anao fa tsy ianao indray no ho fahanan'ondry fa ianao no tokony anome sy ikarakara ny ondry fa tsy oe ny kely ananan'ondry no tsetsefinao sy oaninao !!!manir a ka manir mba hihaona am'jesosy marina ianao dia ho tsapanao ny tena ftiavany
***** maty maty foana tam'tsisy dikany jesosy teo am'hazo fijaliana ra izany!ny antony nifantsihany dia amita ny lalàna ary voalaza fa tss olombel nahataterak ny lalana na 1 ary dia izay no antony nifantsihany!ary voasoratra fa izay miverina amin'lalàna dia voahozona ary ref voahozona dia very any am'afobe!efa vitan'jesosy teo am'azo fijalina daholo ary izay no antony nitenenany oe vita vita vita satry izy no fanekena vaovao ary ny anton nitenenany jesosy anio Matio 23:23 io dia satry izy mbola tsy nofantsihana ary jesosy dia nanaraka ny lalana fa noho ny efa voafantsika izy dia izay vo vita ny fanantaterahan n lalàna!voasoratr ko fa ntsitra ny efitra lamba ary izany no midika fa ts ao anaty trano tsony n fiangonana ary tss mpanalalana tson fa jesosy no mpanalalana!mety iten ko enao oe ahona ny malaky 3:10 fa tsotra ny valiny efa vitan'jesosy avokoa teo am'hazo fijaliana izan!izaho dia andevon'fahotana talo ary ts navita nanarak n lalana f tonga jesosy dia izy no manantaterk n lalàna ato anatiko!ary raha ato anatiko jesosy tsy ny ampafolony fotsiny n meko azy f n 100% ny fiainako dia azy avokoa ary tsy isakalahad na sabotsy a vo mihaona aminy fa isanandro sanandro!!tsy iady hevitra b amnao amzany a fa jesosy anie ikasika anao ar matou izy miteny amnao izaho de misy antony!aza manamafy fo fa mis anton matoa iz mananatra fa ts tiny ho very ianao!oazy irery ihany n voninahitra
Tsy maintsy tafita ny fahamarinana an, mahereza hatrany isika FMFOI❤❤❤❤❤
Tena tsara ny fotokevitra manao foto-drafitrasa toy izao. Tena ara-tSoratra Masina ny fananana trano hivavahana, satria hoy ny Baiboly : "Izao no lazain’ i Jehovah: Ny lanitra no seza fiandrianako, Ary ny tany no fitoeran-tongotro; Trano manao ahoana no hataonareo ho Ahy? Ary fitoerana manao ahoana no ho fitsaharako?" (Isaia 66:1). Ny tany tsy maintsy ho rava fa ny toe-tsaina tsy manangana foto-drafitrasa satria ho rava ny tany dia toe-tsaina mirefarefa amin' ny tany. Raha niteny Jesosy hoe "fa noana Aho, dia nomenareo hanina; nangetaheta Aho dia nampisotroinareo; nivahiny Aho, dia nampiantranoinareo" (Matio 25:35). "Araka izay efa nataonareo tamin’ ny anankiray amin’ ireto rahalahiko kely indrindra ireto no nataonareo tamiko" (Matio 25:40). Tsy maintsy ao anaty trano fivavahana no hampiantranoana ireny madinika ireny izay nanoharan' i Jesosy ny tenany, koa mitovy ny manome ho an' ny malahelo mihitsy ny manangana trano ho an' Andriamanitra. Ny tsy hanaovan' ny pasteur trano hivavahana ho an' ny mpivavaka ao aminy dia laniny izay vola miditra dia mampandry adrisa amin' ny hoe ho levona ihany io trano io fa tsy aleo ve omena ny mahantra vao maika ny mpivavaka ao aminy mahantra. Io tenin' i Vivre pour Jésus io dia toe-tsaina tsy ara-baiboly mihitsy fa ireo andinin-tSoratra Masina nolazaiko eo ambony ireo no voalazan' ny Baiboly. Mitombo ny voninahitr' i Jesosy rehefa manome voninahitra Azy ny olony, tsy amin' ny teny sy finoana ihany fa amin' ny hetsika ihany koa.
fa nga ze manao tompoko tompoko ry lety no handova ny fanjakanandriamanitra a? fa nga rehefa mahay mandahatra sy mahay karazana andininy ao amn baiboly ao dia hoe nareo no tena masina hahahaha insecte eeeeee
fa izay tsy mahay andininy ao amin'ny baiboly aloha de azo antoka fa tsy handova mihitsy sady tsy masina mihitsy: Matio 22:29
29 | Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mahadiso hevitra anareo ny tsi-fahafantaranareo ny Soratra Masina na ny herin'Andriamanitra.
bla bla bla, tsy azoko ko le mpiangona. Nomen'Andriamanitra saina fa kamo hieritreritra de maindry mpitarika lava zao eo fona, nefa avy eo indroa maita ny maizina fa Rabenjamina manko hampiditra anao any andanitra
tena mba hamorona antokompivavahana ko zany ny tenanay fa otran manao daol ny olona ze mahay manao amen sy alleloya hahahahaha de asaiko misarosaron- doha daholo koa ny vehivavy hahahahaha dia adikako amn ahaizako azy otran'ny ataonareo izao ihany koa ny baiboly hahahaha de asiko apostoly ihany koa !!!!
Olona manana saina afaka mandinika tsara ianao. Tokony ho fantatrao izay hosoratanao sy ny antony anoratanao izany saingy eto dia hita hoe manana toe-tsaina tsy tia fandrosoana loatra ianao na amin'ny maha olona na amin'ny ara-panahy.
hahaha fa nga mo rehefa oe mandroso dia mialokaloka ao naty karazampivavahana? hhahahaha ay mo zany refa manangana insecte de oe mandroso ?
efa hita zao fa efa fomba fitadiavambola sy fampianarandiso ny secta mbola maro ihany ireo vorebireby sy miaro!! hahaha refa tsy faly enao de akapoy amn vato ny loha fa zay no zava misy e!! rehefa sahirana ny firenena anakiray dia mipoitra daholo izao fatipatina fivavahana anelakelatrano rehetra zao
TV 7 FOI zay tsy mila sekta e ! Tahin ilay andriamanitra tena izy mintsy za fa tsy le jesosy tsy tena izy nareo !
manangana raha mavita e, nga mo misy manakana,
Mampalahelo fa variana dia varina isika manangana trano fivavahana izay ho levona!ra androany jesosy no tonga d tsy io trano amboarina io no ankarina fa isika anefa no fiangonana!!sady ra manana vola amina tapitrisa ananganana trano maninona ra omena ny mahantra sy n marary bediabe eraky ny tanana io fa tsy ny trano izay ho potika no hitarina lava sy atsaraina!ra tena ao am'jesosy marina ianreo dia ny mahantra sy n kamboty sy ny malahelo no karakaraina f ts andany andro aminy fananganana trano izay tsy hafatry jesosy akory satry raha nandeha izy dia hoy iz"ataovy mpianatra ny firenena rehetra dia miparitaha"fa tsy niteny izy oe manamboara trano dia ataovy mijoalajoala mba azahonareo voninahitra!
tsy hita intsony jesosy fa anarampiangonana sy anarana apostoly no ita!!aiza ilay teniny jaona mpanao batisa oe izy tsy maintsy mitombo ary izaho tsy maintsy mihena?fa amzao ny apostoly sy n pasteur tsy maints mitombo fa jesosy tsy maints mihena!!sanatry ra oe faly ny hanakiana izahay fa ampiverina am'filzantsara marina fef akaiky tena akaiky jesosy fa sao lahy ka ts ho akarina isika ref tonga izy!!tianao jesosy
i_