Ny tena marina dia izao io Pasteur Benjamina io tena hatraminizay nalalako anao rehefa miresaka dia manaratsy sy manopa ary manenjika An'i PASTEUR MAYOL nefa izy tsy mbola henoko hoe nanaratsy anao mazava be( Misaora ho anizay manenjika anareo) ny TOMPO ANIE HANANATRA ANAO
tena ilaina ny mpitondra fivavahana sahy manohitra ny tsy marina toa izao satria ''MANIMBA'' sady hitenenan'ny olona ratsy tsy kristiana ny fanompoam-pivavahana mila famonjena @ alalan'ny JESOSY ny ataon'ny mpaminany sandoka toa an'i pasitera Mailhol ireny. Mankasitraka indrindra tompoko fa mahaliana sy mampiheritreritra le raha.
bravo 👏👏👏 ita f mpaminany sandoka i 2013 e,,mteniteny fona ,diso daholo ze lazaina rhtr nef oe avy Jesosy avy Amin Andriamanitra ve de ho diso ze za manohana ny hevitrao pasitera Benjamina a bravo 👏👏👏
Hay ve ka misy tantara efa ela be mikasika ilay atao hoe faminaniana president 2013 e! Tena mazava be aloha ny fanazavana ary tsy misy iraisan'i Kristy amin'ny beliala tokoa, fa mampisokatra ny saina ny fanazavana. Tsy misy mahay manompo tompo roa.
Tsy critères biiibliques izany hoe jeune 21 jours 21 nuits dia hosorana ho pasteur. A y hatrany koa dia Maha eo herin’ny fanahy Hana sit Rana sy handroaka dévolu !
Hadi no ao Ve sa modianao tsy fantatra fa ny fit Oriane ny filazantsara no tena antom-pisian’ny fiangonana, efa na dia eto aza ny fanasitranzna sy fananganana @ maty. I Lazara izay nantsangan’’i Jesosy ohatra dia mbola maty ihany. Ireny sit Rana vitsivitsy ao @ tantaran’ny baiboly ireny ohatra dia niha a titra ireny ary maty ihany. Ny famonjena fanahy ho @ fiainana mandrakizay no tena antom-pisian’ny atao hoe fiangonanana.
Tena misaotra anao Pasteur benjamina mahasahy mijoro milaza fa paminany sandoka iny pasteur nilatsaka ho fidina tamin 7Nov2018 in satria izany no tena marina sady faly izahay malagasy fa hay kay mbola misy olona tsara manana tanjona hitondra ny olona hoany amin. Andriamanitra ny Tena pasteur mantsy dia ny mitondra ny olona hoany Andanitra mankasitraka anao izahay e dia mbola manatena ny hiverenanao ao TV ihany
Otrany mahatonga saina ihany ilay hoe: Ny Pasitera amin'izao dia manana diploma ambony sady nourrit no vehiculer nefa dia tsy maharoaka devoly na dia iray akory aza. Fa tiako raha mba manao débat mifanatrika ianao sy pasitera maihol mba ahitana ny tena amrina aminareo sy ny fiangonana zandriny fa toa mifanenjika be fahatany fotsiny nareo.
Mahafinaritra mihintsy ny mpitondra fivavahana masahy mijoro s'y miteny mahintsy Efa be lotra ireo mpiolakolaka Ny fiangonandehibe moa rehefa mba anontaniana dia mamaly hoe :misitery zany zanako Tsy mahagaga ra mitodika any amin'ny fiangonana madinika ny olona
diso midoka tena sy manambony tena be loatra ity pasitera iray ity.. sady diso manambany sy manaratsy ary manenjika be fahatany ny fiangonana hafa.. tsy toa izany mihitsy ny toe-tsaina Apostoly ry se a! sa toa izany no nataon-dry Paoly sy ny namany ??
samy fiangonana zandriny nareo, samy nareo ihany io fa (misy tokoa aloha ny vary & tsiparifary e... ny marina & tsy marina dia aleo kosa ambara ampahibemaso mba ho takatrin'ny be sy ny maro fa misy marina anie ny mpaminany sandoka, indrindra fa eto Madagasikara e...) ra saina tsy misokatra amin' izany fanambarana izany kosa tena voapetakin'ny vy mahamay marina ny andriny. Tokony mba ho tonga saina tsara izay mahita an'ity famoahan-kevitra ity fa misy fahamarinana ihany ilay ambarany na dia izany aza.
Maro ny mpitondra fivavahana eto Madagascar..karazampiangonana sns...fa fahasahiana toy izao tena vitsy ra eo amin ny tontolon ny fivavahana no resaka...
Mampieritreritra ihany hoe samy fiangonana mifampitsikera, mamely Maihol, mamely fiangonan-dehibe, nefa tena ilaina satria toa ahafantarana ny Marina. Tsara daholo ny fanontanian'ny Journaliste, nanokatra tsara ny ady hevitra, soa ihany fa tsy maopera ny teo raha tsy izany efa natory ny mpijery. Intéressant ny toy Izao satria manokatra ny fijerin'ny olona ny tontolon'ny fivavahana sy ny fiangonana.
ISARANAO NY MPITSARA AMBONY NAMOAKA INY VOKATRA FENO HALATRA INY FA ANDRIAMANITRA IZA LOATRA NY ANAO IO MAMPAHORY NY VAHOAKA SY MAMOTIKA NY FIRENENA MALAGASY
Mankasitraka anao Pasteur Benjamina, Mpanompo toa anao zao mihintsy no tena ilaina eto Madagasikara. maromaroa anie toa anao
Tena misy zavatra tsapako vao maheno ny tenin'ity Pasteur ity aho, tsy ohatra ny faheno isaky alahady ireny ilay izy fa hafa mihintsy na dia dinidinika amin'ny mpanao gazety arany.Mahatonga saina, indrindra amin'izao tany feno habibina izao.
Ny tena marina dia izao io Pasteur Benjamina io tena hatraminizay nalalako anao rehefa miresaka dia manaratsy sy manopa ary manenjika An'i PASTEUR MAYOL nefa izy tsy mbola henoko hoe nanaratsy anao mazava be( Misaora ho anizay manenjika anareo) ny TOMPO ANIE HANANATRA ANAO
Olon'andriamanitra manam-pahasahiana toy izao no mendrika atao hoe mpitondra fivavahana!
Izao no atao hoe tena mpanompon'ny Fahamarinana satria tena mijoro sy tia ny marina ary tena mahintsy; Mankasitraka Pateur Benjamina.
tena ilaina ny mpitondra fivavahana sahy manohitra ny tsy marina toa izao satria ''MANIMBA'' sady hitenenan'ny olona ratsy tsy kristiana ny fanompoam-pivavahana mila famonjena @ alalan'ny JESOSY ny ataon'ny mpaminany sandoka toa an'i pasitera Mailhol ireny. Mankasitraka indrindra tompoko fa mahaliana sy mampiheritreritra le raha.
bravo 👏👏👏
ita f mpaminany sandoka i 2013 e,,mteniteny fona ,diso daholo ze lazaina rhtr nef oe avy Jesosy
avy Amin Andriamanitra ve de ho diso ze
za manohana ny hevitrao pasitera Benjamina a
bravo 👏👏👏
Tena intéressant ny resak'I Pasteur Benjamina zany.
Pastera o! tsy iny anie no TENA VALIMPIFIDIANANA e! Tsara ilay fanitsiana fa ataovy @ fitiavana fa mitady hivoana kely ianao tompoko.
Mankasitraka anao fa tena mazava tsara ny fanazavana
enjana zany, misaotra pasteur fa kay ve nisy anzany , misy hisaintsanana tsara
Fanaratsina olona sy fanenjehana mafy no nivanianany Pasteur Bejamana teto aminity fandaharana ity raha mandinika aho
izaho ihany koa miombon-kevitra aminao
Diso ihanao. Tezitra aminy Mpaminany sandoka fotsiny izy. Satria Mamitaka firenena sy mitondra ozona
IANAO KOA BENJAMINA MPITANDRINA SANDOKA
Hay ve ka misy tantara efa ela be mikasika ilay atao hoe faminaniana president 2013 e! Tena mazava be aloha ny fanazavana ary tsy misy iraisan'i Kristy amin'ny beliala tokoa, fa mampisokatra ny saina ny fanazavana. Tsy misy mahay manompo tompo roa.
Tsy critères biiibliques izany hoe jeune 21 jours 21 nuits dia hosorana ho pasteur. A y hatrany koa dia Maha eo herin’ny fanahy Hana sit Rana sy handroaka dévolu !
enditra ve ny fanopana olona sy moanenjika olona manandratena ho marina vavaina
Mahagaga ahy fa hay ve mbola misy ny fivavahana toy izany , ohatrany mahahaliana ahy ny fanazavana noetin' i Pasteur Benjamina.....
amin'zao hoa ohatrany lasa resaka business sisa le fivavahana fa tsy fandalinanana ny marina ao amin'ny baiboly intsony
Hadi no ao Ve sa modianao tsy fantatra fa ny fit Oriane ny filazantsara no tena antom-pisian’ny fiangonana, efa na dia eto aza ny fanasitranzna sy fananganana @ maty. I Lazara izay nantsangan’’i Jesosy ohatra dia mbola maty ihany. Ireny sit Rana vitsivitsy ao @ tantaran’ny baiboly ireny ohatra dia niha a titra ireny ary maty ihany. Ny famonjena fanahy ho @ fiainana mandrakizay no tena antom-pisian’ny atao hoe fiangonanana.
Misaotra an'Andriamanitra fa mbola misy olona toy izao manam-pahasahiana milaza ny marina!!!
Tena misaotra anao Pasteur benjamina mahasahy mijoro milaza fa paminany sandoka iny pasteur nilatsaka ho fidina tamin 7Nov2018 in satria izany no tena marina sady faly izahay malagasy fa hay kay mbola misy olona tsara manana tanjona hitondra ny olona hoany amin. Andriamanitra ny Tena pasteur mantsy dia ny mitondra ny olona hoany Andanitra mankasitraka anao izahay e dia mbola manatena ny hiverenanao ao TV ihany
Otrany mahatonga saina ihany ilay hoe: Ny Pasitera amin'izao dia manana diploma ambony sady nourrit no vehiculer nefa dia tsy maharoaka devoly na dia iray akory aza. Fa tiako raha mba manao débat mifanatrika ianao sy pasitera maihol mba ahitana ny tena amrina aminareo sy ny fiangonana zandriny fa toa mifanenjika be fahatany fotsiny nareo.
Ny fanaovana tsindrihazolena @ ramatahora no mampihemotra ny olona tsy hitolona fa aiza ary ianao izany Benjamina a???
Mahafinaritra mihintsy ny mpitondra fivavahana masahy mijoro s'y miteny mahintsy
Efa be lotra ireo mpiolakolaka
Ny fiangonandehibe moa rehefa mba anontaniana dia mamaly hoe :misitery zany zanako
Tsy mahagaga ra mitodika any amin'ny fiangonana madinika ny olona
tena misaotra anao nampafantatra ny marina
diso midoka tena sy manambony tena be loatra ity pasitera iray ity.. sady diso manambany sy manaratsy ary manenjika be fahatany ny fiangonana hafa.. tsy toa izany mihitsy ny toe-tsaina Apostoly ry se a! sa toa izany no nataon-dry Paoly sy ny namany ??
Rehefa diso dia tokony hambara hoe diso. Sa enao amaly hoe marina rehefa hiranao hoe diso ilay izy. Sokafy ny maso. Apostoly Paoly ary tezitra mihitsy aminy Mpaminany sandoka.
Misy fahendrena be
samy fiangonana zandriny nareo, samy nareo ihany io fa (misy tokoa aloha ny vary & tsiparifary e... ny marina & tsy marina dia aleo kosa ambara ampahibemaso mba ho takatrin'ny be sy ny maro fa misy marina anie ny mpaminany sandoka, indrindra fa eto Madagasikara e...) ra saina tsy misokatra amin' izany fanambarana izany kosa tena voapetakin'ny vy mahamay marina ny andriny. Tokony mba ho tonga saina tsara izay mahita an'ity famoahan-kevitra ity fa misy fahamarinana ihany ilay ambarany na dia izany aza.
direct tsara mits😊👍mankasitraka!!!!
tena izany kah mpanompon ANDRIAMANITRA marina sad manam pahendrena be mankasitraka
Maro ny mpitondra fivavahana eto Madagascar..karazampiangonana sns...fa fahasahiana toy izao tena vitsy ra eo amin ny tontolon ny fivavahana no resaka...
Mampieritreritra ihany hoe samy fiangonana mifampitsikera, mamely Maihol, mamely fiangonan-dehibe, nefa tena ilaina satria toa ahafantarana ny Marina. Tsara daholo ny fanontanian'ny Journaliste, nanokatra tsara ny ady hevitra, soa ihany fa tsy maopera ny teo raha tsy izany efa natory ny mpijery. Intéressant ny toy Izao satria manokatra ny fijerin'ny olona ny tontolon'ny fivavahana sy ny fiangonana.
Tokony anao face a face mihitsy izy mirahalahy ireo fa ny fahitako azy toa otrany mody miady fa miaraka ihany any ambadika any
@@tsihoaranaradafison8225 Sanatry aminy Pasteur Benjamina zany an.
ISARANAO NY MPITSARA AMBONY NAMOAKA INY VOKATRA FENO HALATRA INY FA ANDRIAMANITRA IZA LOATRA NY ANAO IO MAMPAHORY NY VAHOAKA SY MAMOTIKA NY FIRENENA MALAGASY
Woah !!!
Tonga dia tsy izy ianao raha vao manao ilay 10% TSSSSS ...TSY IZY IANAO BENJAMINA a!aza mitsara fa tsy mbola MADIO TANANA IANAO.
maringy ronee!!!!!!
Lehilah mahery ra Ianao
marna zan fa paminany sandoka pasteur mayoll .ts avy @ jesosy
mafinaritra ny fanahinay mints ny fananbarana fa paminany sandoka anboho haolo mayoll
mafnarts tena apostoly avy @ jesosy marna enw manana fasahina mananbara ny marina .
Ary mazava eto fa halahelon- kanina no hankahalanao an' i Maihol, lasany angah ny olonao??? MITOVY IANAREO FA AZA MIFANARATSY TOMPOKO!
Mankasitraka @ilay fahasahiana , tena manokatra ny masom-panahy 😄
otrin apok le mpanao gazety an
maringy eky koranga ingy eee
mafnartr n fahasahianw e!
PASTEUR SANDOKA IANAO E HITA TENA MAHAY MITENY NY DEVOLY AO AMINA IANAO KOA MAKORELY DAHY