1 one rasta

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 5 окт 2024

Комментарии • 136

  • @miaina5801
    @miaina5801 4 года назад +6

    Vao may lasa milay le izu🎇

  • @mamygasy1223
    @mamygasy1223 6 лет назад +20

    aza be fanakianana fa zao ny feeling anay avy aty ambany tanana e !!!

  • @tsioryandriamifidy
    @tsioryandriamifidy 2 года назад

    Lay watsa na ooooooooaaaayyyyyy!!!!!!

  • @nirinaalainthomson627
    @nirinaalainthomson627 6 лет назад +8

    Merci rangah maitre le mampirevy mlai kaii râ maitre lelenke

  • @amedeejoseramanana9164
    @amedeejoseramanana9164 4 года назад +1

    milay e! mandihy ainy refa mba ondiondy iny e!

  • @lionel8666
    @lionel8666 4 года назад

    miseho maitre be le bandy manao foulard sy akanjobà beige io

  • @jouadr1282
    @jouadr1282 3 года назад

    Tandremo einnn
    Siora mihintsy lesi zokinai

  • @felixjoseveneres6379
    @felixjoseveneres6379 3 года назад

    Bady TS maka l zany woa ry maity Tony ka 🤣🤣🤣 revek b oaaaaaa!!!!

  • @voaharydomoinarasoarilala8514
    @voaharydomoinarasoarilala8514 6 лет назад +9

    watsana mamolava lelainky e!!!!! milay ranga (y)

  • @felyrajerison424
    @felyrajerison424 6 лет назад +2

    Tiko kosa alo e,ary miavaka stil @ se a,revina bandy fa TSS sipa, surrr lesy bolo pix a:-)

  • @damahschos9825
    @damahschos9825 5 лет назад +1

    Zao izany ilay hoe fetin'ny BAOMAKA( baoMANGA) .. Tonda dia anjanomagnaligna. Mila. Legogna. Ry nhommaaaaaa . Nareo ze magnambanimbany ireo aannn. Tegna hoa dia ataoko miletsy tegna. LELAINKY eeee.AIZA daholo ry BLACK . Ty wa le watsany. Ataovy maratsa mahintsy eeee. Ndao hanivana tsara..... Aleo hihosombovoka mahintsy.... eeee.tararanaka Hande ha vE???? Ataovy mahita mahitsy eee.

    • @damahschos9825
      @damahschos9825 5 лет назад

      ONE RASTA
      Rasta mahitsy no manome ny sary ann. Tandremy enh.
      Io ary ilay watsana mamolava.
      N iza n iza ianareo izay mamo dia avia mandihy.
      Dia avia mba manala hoaaaa
      Amin’ilay watsawatsa .
      Ilay watsana mamolava OU WAY eee.
      Sadya afaka misotsososo toaka kely ry bonhomme aaaa.
      Ry….bôlô pix n’inona ana.
      Bôlô pix woua . Avia hanala milay e…
      Zany ilay izy n’inona aaa. Aza taitaitra.
      Maka tsara (x5) hoy aho ry ise aa…nn
      Efa mamomamo n’inona d’efa maka milay fotsiny e…
      Dia hataoko miletsy tenda. Ry Bôlô aaaaa.
      Aza taitaitra fa eo dahôlo.
      Eo daholo woua n’inona e.
      O ry bonhomme aaa. Zany le izy e zany le izy ry n’homme a .
      Io le izy dia hataoko miletsy kely..
      Miletsy maso.
      Dia ataoko miletsy soroka io ry mainty a.
      Aza taitaitra fa zaho ilay izy.
      Tandremo n ‘inona fa hafatra no omeko fa zah
      1 :40 Zaho tsy hoe mihanihany amin’ny fiainana…. Tandremo aaannnn.
      Nareo izay manambanimbany n’inona dia mbola….
      Zany ilay watsana mamolava(x3)…
      Io aloha dia ilay watsana mamolava oua ry PEH ooo.
      Dia hataoko miletsi-tenda oooôoo.
      Eo dahôlo…
      Merci rangaha ra maitra dia tena mampirevy milay kay ramaitre. Tong.. dia milay be .OUUAAAY.
      Kay hummm lalaiky ke eeee…
      Regima vaovao izny eo @ ilay pas..
      Milay ry manga aaaa
      Io aloha dia ilay watsana amaolava…(x2)
      Ieee le mpanagôna n’inona miletsy tenda fotsiny.
      Kay leee HUUMMM ouay.
      Dia miletsy maso mintsy kay ry lerouny lelainky eeee.
      Ouay …Andriakakiko ôooo
      Io ry manga aaaaa
      Tsisy kôzy na efa mamomamo aza manafatra an’i Kolitany…
      Ouay legôgna …ouay lele…
      Ayaiaiaiaia . Manala ity kosa kay magnivana mahintsy na dia efa mamomamo aza ann.
      HUM tsy manaiky mahintsy any anaty watsa any lelainky e…
      Eo ilay watsana mamolava hoa ry maintsyaaa.
      Io Alaivo sary io ry sipa…
      Tsisuy miahmohamo fa samy afafaka manala azy daholo dia milay fotsiny.
      Tsisy bagarra io an.
      Tsisy tatasika fa ny mozika no handihizana dia rehafa valaka dia.. makamaka souffla annn
      Tandremo ny bagarra ann……
      Ny bandy rehetsa samy manala milay fotsiny ann
      Milamina io. Dia manala milamina io (x3)
      Miaraka amilay watsa ahoa dia ilay watsana mamolava.
      Dia Milamina tsara ry n’ homme aaaa
      Eo ry mokotsa . Ataovy milay ry mokotsa…
      Aiza dahôlo ry mainty aa.(x3)
      Io ilay watsana mamola va oua.
      Io ilay watsana mamo ôoo
      Io ilay watsana maimbo frôma.
      Valo sivy three mintsy ry maitre aaa.
      Zanaky ramamany dia zanaky ra- papany.
      Ataoko miletsy tenda dia ataoko miletsy maso dahôlo.
      Zany le izy ry mainty e. Zany le izy ry manga a !!!!.
      Ataovy maratsa mahitsy eee.
      Ataovy maratsa mahitsy ouaahh eee. Eo eee.
      Eo ry manga aaa .Ataovy mahita mahintsy eee.
      Ndao eee Ndao hanivanivana.
      Ndao eee. Ndao hanivana tsara eee.
      Aleo reo ankizykzly ireo ry maintra mba hanala hiaraka aminay aaa.
      Aleo hisy rovitra mahitsy n’inona.
      Alaivo milamina tsara ry manga aaa. Mahaiza mankafy dia mahaiza mandihy EEE.
      Ie aza tataitra an.
      Eo eo dahôlo.
      Alaiko milamina mhitsy ity ry zoky aaaa.
      Asiako prix ity fa tsy hoe inona kory. Arahiko ny zanaky rapapany.
      Milatsy tenda dahôlo eeee.

  • @tsiorintsoarandrianarisoa1852
    @tsiorintsoarandrianarisoa1852 3 года назад

    2021 lelainke 👍👍👍

  • @djadianahvioletta197
    @djadianahvioletta197 6 лет назад +5

    Reveko ah 😘❤🔥🚨🎶👌

  • @ratojoharinonyjorolalaina9650
    @ratojoharinonyjorolalaina9650 6 лет назад +12

    reveko be le feeling!aiza dôly n DJ hanao remix eeee

    • @KarhinoAnaraim
      @KarhinoAnaraim 6 лет назад

      ruclips.net/video/sJUQh3WDt5c/видео.html

    • @leoteka701
      @leoteka701 6 лет назад +1

      Tsy tara Karhino zan le

    • @olinmoise8765
      @olinmoise8765 6 лет назад

      tsy aiko oe tena norme ve io zoky io sa aona fa otrany tena tsy norme mitsy an

  • @mickaellabtn8227
    @mickaellabtn8227 6 лет назад +1

    tsy makaleo mintsy io hira io ahhhh!!!!sur mintsy ry nome ah!!!!!

  • @thiagomilhan4231
    @thiagomilhan4231 6 лет назад

    Za ts hoe mihanihan am fiainana faaaa tandremo ô👍

  • @mariannerasolofoson1117
    @mariannerasolofoson1117 6 лет назад

    Mlay kosa knouuuuuu
    Ouay lelainké😜😜😜😜😜

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison545 2 года назад +1

    👏💃😻😻💃👍

  • @miarynampoinarasoanaivo6647
    @miarynampoinarasoanaivo6647 6 лет назад

    tsisy tatasika n'in aa , mlam tsara n'homme aa, mlayy rasta aaa

  • @danielodon5455
    @danielodon5455 6 лет назад

    eh! le mana Bôna nina miletenda fotsny.......................milay ranga tohizo fa tsara!

  • @elierasoanaivo3141
    @elierasoanaivo3141 4 года назад

    2020 n'in aaahh

  • @ntsoavinarabibisoa7822
    @ntsoavinarabibisoa7822 6 лет назад

    Sur b amle manala tsara t'y !! 👌👌👌

  • @avotriniaiko
    @avotriniaiko 6 лет назад +2

    resy Ramora favoris lé ahahaha reveko ty .zany le izy ry n'homme a , hahahaha

  • @sitrakarabe8328
    @sitrakarabe8328 6 лет назад

    Reveko be le feeling kle! Alefa ry zala!

  • @dinanandrianinaRakotoarimanana
    @dinanandrianinaRakotoarimanana 6 лет назад

    Manala azy b zalah ;Kely2 d handeha am mariazy sy ny fety isan karazany

  • @rakotobefehizoro6763
    @rakotobefehizoro6763 6 лет назад

    Ao tsara :D hahaha ... mety tsar le dance le instru ko mlay
    reveko ra maitiraaaaa ry bolo pix

  • @stevenanklebreaker8228
    @stevenanklebreaker8228 6 лет назад +2

    Mlay e💃🕴💃

  • @christopheratinasoa8543
    @christopheratinasoa8543 6 лет назад +1

    kkkkkk.regime mlai zan ri manga aaaa!!!! 😂😂😂😂😂

  • @rija612
    @rija612 6 лет назад

    Aiza daholo ry mainty eeee 😉😉😉 bolopiksa aninona aaaa ...aiza izy zany ry manga aaaa

  • @vincenzosoretti3455
    @vincenzosoretti3455 6 лет назад +3

    Numéro 2 à mon hit-parade malgache.

  • @cesatul9244
    @cesatul9244 5 лет назад

    tsarabe

  • @tsilavojam1522
    @tsilavojam1522 6 лет назад

    kifeko mch, zan le watcha mamo lava, way lengon aaah, milay laisan e, :p

  • @harenakelymaminirina2119
    @harenakelymaminirina2119 6 лет назад

    nga mbola tsy misy hira vaovao

  • @misamalagasy1126
    @misamalagasy1126 4 года назад

    Mbol tiko fon😅😍

  • @BlessedBeyondMeasure12
    @BlessedBeyondMeasure12 6 лет назад

    Siora mitsy le watsa ana mamolava a 😂😂

  • @antsahiras7912
    @antsahiras7912 6 лет назад

    Ao tsara euh... aha5 Lol
    Asio Gouty d'or ndray euh!!! Trop lol (y)

  • @jaynass272
    @jaynass272 6 лет назад

    siora lessy bolo pix a, mlay fona le zik an'la e... maka anla e

  • @cybernt4008
    @cybernt4008 6 лет назад

    latsaka b za mijery an'le iz,, tena mlay e,,miandry ny manaraka njay nin,,, miandry ny rezima manaraka njay zay r manga annn,,kkkkkkkk

  • @andritianarabenandrasana4108
    @andritianarabenandrasana4108 6 лет назад +2

    zany le izy ry n'homme a , hahahaha

  • @mickaelmounoussamy3137
    @mickaelmounoussamy3137 4 года назад

    Hyper cool ! More sont🤗💙🔥

  • @diamantrose3656
    @diamantrose3656 6 лет назад

    J'adore , milay e ,tohizo !

  • @rasetrarivotojosoanoel4002
    @rasetrarivotojosoanoel4002 6 лет назад +1

    Latsaka be a le :D
    Milay e, mampiala voly

  • @ralainindrianaiavo1118
    @ralainindrianaiavo1118 6 лет назад

    Tsika tsy we miany miany a.. nin a :-)

  • @tsantarabearimanana2170
    @tsantarabearimanana2170 6 лет назад

    mlay lessyy eee , j'aime be

  • @minouchkamacmoon2460
    @minouchkamacmoon2460 6 лет назад

    zany mintsy oa ramaître aaaaaaah! tandremeinnnnnn

  • @manahiratsilivanynirina5706
    @manahiratsilivanynirina5706 6 лет назад

    LOL, milay zany rehefa le mamomao reny

  • @joseraza8597
    @joseraza8597 6 лет назад +1

    Milay ah

  • @andriamparanyfaliniaina2824
    @andriamparanyfaliniaina2824 6 лет назад

    oh ry bon homme ah... ry bolo pix nin ah (y)

  • @angeloratsimandresy9507
    @angeloratsimandresy9507 3 года назад

    tsara kely le entina any anaty ball

  • @manjakaadrien8954
    @manjakaadrien8954 6 лет назад

    Milay ranga👌

  • @erick4563
    @erick4563 6 лет назад

    eno atraty a France ny felling ry manga ah

  • @walidkhan1319
    @walidkhan1319 5 лет назад

    Norme be

  • @oliviaolive5721
    @oliviaolive5721 6 лет назад

    Ra Maitre an tsy miala mints ao anhaty watsa le mlay rmainty an ....

  • @nambininiainafleurymylener8431
    @nambininiainafleurymylener8431 6 лет назад

    andrekako ay ve misy anzao hira zao ko ato zao vo naheno zay hihihihi

  • @faniryloeticiah6071
    @faniryloeticiah6071 3 года назад

    2021

  • @danyharilaza2811
    @danyharilaza2811 6 лет назад

    Ouay legona bolo pixx👏👍

  • @andritianarabenandrasana4108
    @andritianarabenandrasana4108 6 лет назад

    zany le ry n'homme aaaaa

  • @oliviaolivia7875
    @oliviaolivia7875 6 лет назад

    Miletitenda mints ry Bolo sy nom😆😆😆😆

  • @seraphinerazanampahatelo1247
    @seraphinerazanampahatelo1247 3 года назад

    Bravo bolo ❤🔥💯

  • @stephanandriatsarafara2998
    @stephanandriatsarafara2998 6 лет назад

    suur eeeee, mlay ee, aiz dôl le mamolava reny ee, kkkkkkkkkkk

  • @danielodon5455
    @danielodon5455 6 лет назад

    le dance ranga tsara a!

  • @pixnovvladimir8237
    @pixnovvladimir8237 6 лет назад

    nahazo jean vaovao zany ry manga a a hahahha

  • @francodanny2461
    @francodanny2461 5 лет назад

    2019 ty nin a.... :D

  • @jmamihery3213
    @jmamihery3213 6 лет назад

    Milay ranga a! aza miamiamy an

  • @jeremiejr5135
    @jeremiejr5135 6 лет назад

    meliti maso mits kay lerony eh

  • @dinaandrianiaina670
    @dinaandrianiaina670 6 лет назад

    revek be ranga aaa zan leez ry maint aa

  • @sheikakanto2444
    @sheikakanto2444 6 лет назад

    Milay ty lelenke kkkkk za tia vazo lery

  • @geralddavid8705
    @geralddavid8705 6 лет назад +4

    mlay e!

  • @actionhaha7432
    @actionhaha7432 6 лет назад

    milay ranga an 👍 👍 👍 👍

  • @boobalahralijaona2531
    @boobalahralijaona2531 6 лет назад

    Aza miamiamy eo ninannnnn.............

  • @vivianeanjarasoa4620
    @vivianeanjarasoa4620 6 лет назад

    Kkkkk sur ee😂😂😂

  • @baholynirinarandriamilanto4429
    @baholynirinarandriamilanto4429 6 лет назад

    Bolo pixx in a
    Hahaha reveko 😂😂😂

  • @tombosoaandry5267
    @tombosoaandry5267 6 лет назад

    maka tsara maka tsara milay ranga bolo pix a

  • @mejescar1656
    @mejescar1656 6 лет назад

    HAHAHAHa Tsara e!!!

  • @epsraza9919
    @epsraza9919 6 лет назад

    marn zn les bolo pix a!!! tohiz fa milay ranga le hira a!!!

  • @emilerahajandrainy1754
    @emilerahajandrainy1754 6 лет назад

    Aty daholo reo mamo lava rehetra reo nin a

  • @rakotomalalabernardbernard5331
    @rakotomalalabernardbernard5331 6 лет назад

    Bolo pix Nina? Mlay ei maka tsara

  • @princyandriakoto3107
    @princyandriakoto3107 6 лет назад

    Tsy lelenke....

  • @andriatsialoninachristophe3066
    @andriatsialoninachristophe3066 6 лет назад

    M'lay le link an ry l'homme a!!!

  • @kaloyandrianarinosy1414
    @kaloyandrianarinosy1414 6 лет назад

    mampanaona fôna le fiainana le!

  • @andyraz2172
    @andyraz2172 6 лет назад +1

    Kkkk mlay

  • @bezaraxavier9039
    @bezaraxavier9039 6 лет назад

    AOTRA

  • @ainamitiatinahrakotomitia3573
    @ainamitiatinahrakotomitia3573 6 лет назад

    Tandremo ein ninaa

  • @bekamjah1692
    @bekamjah1692 6 лет назад

    tsara ee

  • @randrianantenainaben6027
    @randrianantenainaben6027 6 лет назад +1

    marin zn e!!!!

  • @vaniasoumbi679
    @vaniasoumbi679 6 лет назад +1

    lolinaaa, huhu

  • @Strange_Petals
    @Strange_Petals 5 лет назад

    PLEASE MAKE MORE FOR THE LOVE OF GOD

  • @mireillepatricia6161
    @mireillepatricia6161 6 лет назад +1

    Tena mahay mihits zareo ra anala azy fin d annee

  • @hasinamalm6352
    @hasinamalm6352 6 лет назад

    hahaha Norme ka!!!!

  • @richardclaudio3670
    @richardclaudio3670 5 лет назад

    Hhhhhhh.looooooooL

  • @zosaydfanomezantsoa1909
    @zosaydfanomezantsoa1909 6 лет назад

    sur mhts ra maitre aaaaaa bolo pixxx nin ee!!!!!!!!!!!!!!!!!!

  • @juditnoelson3610
    @juditnoelson3610 6 лет назад

    kkkkkkkk za ts hoe miamiam fiainana

  • @razafimbelomamy1426
    @razafimbelomamy1426 6 лет назад

    io ry maintyyyyeeeeee

  • @cherubinrasamimanana7907
    @cherubinrasamimanana7907 6 лет назад

    suuuur....HAHAHAHAHA

  • @koloinaroohann5087
    @koloinaroohann5087 6 лет назад

    watsana mamolava eeeeeeeeeee

  • @mikantorabearison2160
    @mikantorabearison2160 6 лет назад

    latsaka a leee hahahahahahahaaa

  • @oliviaolivia7875
    @oliviaolivia7875 6 лет назад

    😂🤣🤣🤣🤣

  • @deralaza5259
    @deralaza5259 6 лет назад

    0:42 mlai e!!!!!!!!

  • @michaelrandrianasolo6974
    @michaelrandrianasolo6974 6 лет назад

    Norma ka

  • @joeldijoux1685
    @joeldijoux1685 6 лет назад

    Mi yaime 974