BRAVO À HENINKAJA ! Hay mbola misy journaliste sahy manapotsipotsitra ny zava-misy eto Madagascar !❤❤❤❤ BRAVOS I Tahina R. no challenger @ ity fifidianana ho Maire ity !!!
Isika mpifidy no tokony ho tonga saina ka hahay hifidy en MASSE dia samy ho mailo eo @ fanisana ny vato ! Akaiky tokoa ny fifidianana ka mbola hita taratra foana ireo fomba fanaon'ny mpitondra : fizarazarana etsy sy eroa, fanomezana isankarazany, vary, menaka fa hadino ny fampandrosoana lavitr'ezaka mba hafahan'ny citoyen tsirairay hahavelon'tena irery, ka tsy hihankinan-doha @ mpitondra . Izay lay pratique politicienne eto Madagascar : le timing est bon ! Vina lavitr'ezaka no hilaina fa tsy fanomezana avy @ ngabe noely!@!😂😂😂😂😂 .Mino ary matooky ny fahendren'ny Malagasy tsirairay avy aho ka tsy ho voarebirebireben'ny fizarana bobon voanjo tsetsafina dia tsisy intsony 😊😊😊😊! Mahaiza mifidy ry Malagasy ! Masina ity tanindraantsika ity❤❤❤❤
Andao ary atao hoe marina daholo izany,saingy izao,aza ampirisihana @ ady angely ny fiainanm- pirenena ry mpanao gazety ah, tena mba aoka izay eh, mba mijoroa@ tena marina sy logique fa aza milalao saim-bahoaka, efa izany ihany no naha- diso an'ilay isany t@ 2023 ireny, asaivo miomana tsara ny ekipa tohananareo,@ 2028 dia milamina io,fa ny TIM izany tsy ho lany eo mihintsy fa ao raha,logique be izany, mankasitraka eh
Ny anareo any Dago aza ange ka mbola azo atao resaka be vava fa ny aty aminay aty France aty tena mihantra mafy eo @ fiainan'ny tsirairay ity instabilité politique misy aty ity eh,fa mbola mba mifalia aloha,tsy te ahita toa izao any isika fa tena samy ho sahirana eo ah
BRAVO À HENINKAJA ! Hay mbola misy journaliste sahy manapotsipotsitra ny zava-misy eto Madagascar !❤❤❤❤ BRAVOS
I Tahina R. no challenger @ ity fifidianana ho Maire ity !!!
Le gouvernement Barnier n'existe plus 😅😅😅😅 !!!
Isika mpifidy no tokony ho tonga saina ka hahay hifidy en MASSE dia samy ho mailo eo @ fanisana ny vato !
Akaiky tokoa ny fifidianana ka mbola hita taratra foana ireo fomba
fanaon'ny mpitondra : fizarazarana etsy sy eroa, fanomezana isankarazany, vary, menaka fa hadino ny fampandrosoana lavitr'ezaka mba hafahan'ny citoyen tsirairay hahavelon'tena irery, ka tsy hihankinan-doha @ mpitondra . Izay lay pratique politicienne eto Madagascar : le timing est bon ! Vina lavitr'ezaka no hilaina fa tsy fanomezana avy @ ngabe noely!@!😂😂😂😂😂 .Mino ary matooky ny fahendren'ny Malagasy tsirairay avy aho ka tsy ho voarebirebireben'ny fizarana bobon voanjo tsetsafina dia tsisy intsony 😊😊😊😊!
Mahaiza mifidy ry Malagasy !
Masina ity tanindraantsika ity❤❤❤❤