Marina tokoa izany voalazanareo izany ary ny ao tana 04 04 2005 no naverina nosokafana indray ny andro nandaozako ny madagascar ho aty andafy ndrika be ireny aty Europe fa nampitaiko ny mamboatra masahana ny fitaritana azo hovaina manidina izy izy io tsy miankinna amanelatra fa afaka miainga ambony mba ho hita hatraiza ny ato antsaiko aty imasony ratsy maro sy iany ny any amitsika tsy mira nefa voatery hahay handresy lahatra ny maro
Ireto ve no tena gasy two gass izany? Nisaraka dia nanao clip vaovao? Aleo ihany ila ianareo mitamba-be toy izao ka. 👍
TSARA BE ILAY HIRANAREO.... #SUPPORT
Misaotrae cc avy aty kuwait 🇰🇼 n’y ahatagny antanana
Tsara nama izy zany 🙂
Misaotra betsaka dia aiza ny nouvote fa ela tsy ita.
salama aby e! tena soa nama hira ty ka! manan-talenta tokoa ny zanak'i fianarantsoa ! manandratra ny maha betsileo antsika
siora rangahy a!!!!! trop le felonana!!!!! hany ka fourounina daolo io rehetra io!!!! reveko be ty hira ty!!!!
🕺🇲🇬❤️
Marina mihitsy zany e😍
cva e..tsara dol ref hira avy any tanana e
Mahay mihira angnareo fa tato hoatao tsahenoheno fa aia aby
Marina tokoa izany voalazanareo izany ary ny ao tana 04 04 2005 no naverina nosokafana indray ny andro nandaozako ny madagascar ho aty andafy ndrika be ireny aty Europe fa nampitaiko ny mamboatra masahana ny fitaritana azo hovaina manidina izy izy io tsy miankinna amanelatra fa afaka miainga ambony mba ho hita hatraiza ny ato antsaiko aty imasony ratsy maro sy iany ny any amitsika tsy mira nefa voatery hahay handresy lahatra ny maro
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
eka leka aaaaaa
marina mintsy zan e!
3%
Betsileo
Great!!!
Ao tsar zegny en plus zegny manome courage be le izy
🥰🥰🥰🥰
milay e
tsara!
🥰🥰🥰🥰