AGRAD - TONGA SAINA (Vidéo officiel 2019 )

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 14 окт 2024
  • AGRAD - Tonga saina
    Hira anakiray mifono anatra hoan'ny Tanora rehetra.
    Prod : S6JYZ
    Real : Willkim Rakotonirina(ICONE)
    A/C : Agrad

Комментарии • 55

  • @rijasoorakotonindrina1962
    @rijasoorakotonindrina1962 2 года назад +2

    Tsy ho tonga saina tsony raha tsy tonga saina @ zany anatra🎧🔥
    B zany 🙏🙏🙏🙏

  • @henitsoahasinaramaharavona7789
    @henitsoahasinaramaharavona7789 4 года назад

    Tena marina be ty kozy ty , milay les Agrad

  • @gasytiamozika2619
    @gasytiamozika2619 5 лет назад +18

    TONGA SAINA
    Ny olona nivoaka,za niditra.
    Ny bandy rehetra nihalehibe,za nijanona ho Kids.
    Fuck my life,to monotone fa tsy hoe ny Afakomaly hafa.
    Sarotra avahana matetika ny mahafinaritra sy ny mahasoa.
    Mazàna aho tsy mijery ambadika fa sodokan’ny hita maso.
    Bar,Baravy,Club,sy haingohaingo,tsy nametraka Baraingo hoe ny amaray mba hanakory.
    Tsy tia miditra sekoly,torak’izay koa ny manao Cours.
    Mahaleo efa niteny *raha vao solafaka eo elah dia be ny mpanakora*.
    Tsy le zanaka mpietsena ao@la city koa na akoor.
    Fa rehefa hampiakatra moral ,mieno Tupac Shakur.
    Nataoko ihany ny bilan,mba lasa aiza ny iray Prom.
    Lasa tompon’Andraikitra,Zara ra miphone.
    Tsy ifanomezan -tsiny,zaza mila couche,rafotsy mila Kiss,za tsy hoe mila kisa.
    Fa ny fisainana otrzan a,milay kosa.
    Za mba manao ahoana?mandroso ihany ny taona.
    Tsy diploma,tsy Eva hiara hanaikitra Poma.
    Fa mankafy ny La Jeunesse,mbola zaza loatra ka tsy mahay ny lanjan ‘ny ^S^.
    Life iara mahakobo,efa ela no lany daty ny ar10 sy ny vetsikorobo.
    Sao dia diso midolokona ?ka ny totondry mila avokona.
    Tanora ratsy fihary,antitra vao tsisy atokona.
    Refrain :
    Sao dia mila Tonga Saina e ? Oooooiii
    Fa ny fotoana mande e,
    Sao dia mila mba ovaina e? Aaaaaiii
    Ilay fomba fanao ry bandy e,
    F eo elah , Bandy retra2 tafa.
    F eo elah, Bandy retra2 lasa.
    F eo elah, bandy retra2 miasa
    F eo elah, Bandy retra2 Niova.
    COUPLET 02:
    Amerikani life no ataok Plagiat.
    Hoe ra film ny fiainako,efa ela no nilaharana tao @Plaza.
    Ditra no ireharehana,hatramin’ny mpiray tampo aza tsy tiana noho ny akama,tsy miraharaha izay hiafarana,
    Trano faharoa anat bar,Ra miditra hôpital nefa tsy ireny no hanati-bary.
    Fa mbola mama Foana a,ny bandy mi confesse miezaka ny manafoana Ota.
    Fa za vomay manafitohina@ompa .
    Thug thug,rehefa eo alohan Pra nefa Mibug Bug.
    Mipitrapitra ilay maso ^ RedRed^
    Fa isan’andro ah anat Ghetts mitsotsoka.
    Ref dizina Eny ambony Lit mitsotsotra.
    Tsy mieritreritra hoe indray any mbola ho drodroka.
    Mila manangana fa mbola hody Vovoka.
    Sao dia fotoanan’izao fa ny Ora miodina Malaky.
    Tsy tadidy hoe firy androany Raha tsy mijery alimanaka.
    Sao dia diso Midanaka,ka ho voasokajy hoe tsy Hanahaka.
    To Vo tenenina dia hoe ^ tsy anao zan fa anahako.^
    Refrain ........

  • @rakotoarimananamikerubech8120
    @rakotoarimananamikerubech8120 5 лет назад +1

    Mafy ela dada an....😎👉💪

  • @andoniainat.randria4903
    @andoniainat.randria4903 3 года назад +1

    Ce son c'est du lourd mec, ça nous donne de la motivation, merci frère

  • @nantomickael8788
    @nantomickael8788 3 года назад +1

    Merci infiniment Agrad car tes paroles dans le Rap. Nous faisons réfléchir et nous donne des motivation 🎧🎶🎵

  • @stephandjaffarrazafinandra8180
    @stephandjaffarrazafinandra8180 5 лет назад +1

    Tafita lc ny hafatra Zoky eee , merci

  • @lyndaepiphanie3132
    @lyndaepiphanie3132 5 лет назад +1

    Suurrr eee .reveko be

  • @jamesgodykantoniaina4145
    @jamesgodykantoniaina4145 5 лет назад

    maf naritra eh sad misy anaran tupac mints ahhh

  • @ArtJah261
    @ArtJah261 4 года назад

    atramzai katramzao mbola mafy foana i AGRAD mlay lotra

  • @brur63
    @brur63 5 лет назад

    tsara ilay hafatra.. tohizo hatrany

  • @rajaonarisonaugustine8013
    @rajaonarisonaugustine8013 5 лет назад

    Tsar b le hafatr ee,d atolotr ho an tanora rehtr ee 👏👏👏👍👍👍

  • @anathyrovaarison897
    @anathyrovaarison897 5 лет назад

    lehibe ny akiz ee !!! sur

  • @luxanaandria6821
    @luxanaandria6821 5 лет назад

    Mankasitraka Zouki eb ah💪🔥🔥

  • @urbaintojonirina7533
    @urbaintojonirina7533 5 лет назад

    Marina be mintsy , milay (like)

  • @niainahents3008
    @niainahents3008 5 лет назад

    J'adore 👍👍👍😍😍😍tiako foana ee!👏🏻👏🏻👏🏻

  • @piccolobro3259
    @piccolobro3259 5 лет назад

    Misaotr Agrad a! mila manangan f mbol ho vovok surrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrr

  • @ddjidiermanangnadro7298
    @ddjidiermanangnadro7298 5 лет назад

    merci lese grad a
    afatr mafintr b

  • @tideaxel4472
    @tideaxel4472 5 лет назад

    Kifeko ah👍👍

  • @kantofitiavana
    @kantofitiavana 5 лет назад

    mankasitraka tompoko! tena tsara

  • @nantenainalaurelin2827
    @nantenainalaurelin2827 5 лет назад

    Mer6 grad a m'lay beeee👍👍👍👍

  • @justicaelin4867
    @justicaelin4867 5 лет назад

    🖖 ananako sahady VIE😂

  • @jessimars4747
    @jessimars4747 5 лет назад

    Amle ilaina azy tsara

  • @miresasoajustin8928
    @miresasoajustin8928 5 лет назад +1

    it's good vibe!!!!!!!

  • @maminirianaromariorakotoni1664
    @maminirianaromariorakotoni1664 5 лет назад

    m'lay lesy Grad a...

  • @harilantosoatojoherman2094
    @harilantosoatojoherman2094 5 лет назад

    surrr,mlay zan ra garadd ann

  • @teddymahery4084
    @teddymahery4084 5 лет назад

    tsara e!!!

  • @gasytiamozika2619
    @gasytiamozika2619 5 лет назад +2

    Reveko ô
    Kifeko ô

  • @julianetandrianilaina5485
    @julianetandrianilaina5485 5 лет назад

    ça va BB!

  • @solonirinagabinralison2648
    @solonirinagabinralison2648 5 лет назад

    Siora (y)

  • @tahirymanampisoa2802
    @tahirymanampisoa2802 5 лет назад

    norminaly, ao tsara

  • @hillaryandis6815
    @hillaryandis6815 2 года назад +1

    Tsapako oe natao oan le bandy figurant miseo voloany mints ty vazo ty,ça fait déja des années f lery ts met miova,ra itan agrad ty za sur f kobony tsar tiko tenen😂

  • @lantonirinabruno7945
    @lantonirinabruno7945 5 лет назад

    sur milay agrad a

  • @abrahamgatienrasoloniarivo5790
    @abrahamgatienrasoloniarivo5790 5 лет назад

    kiasy

  • @justainrandrianasolo9368
    @justainrandrianasolo9368 5 лет назад

    normaly tsara b

  • @michaeljudit8834
    @michaeljudit8834 5 лет назад +1

    Lourd 🔥🔥🔥🔥

  • @jehlyghost5694
    @jehlyghost5694 5 лет назад

    Ao tsara

  • @hideureshi7375
    @hideureshi7375 5 лет назад

    ditra

  • @hardikely3890
    @hardikely3890 5 лет назад

    sur les grad eh

  • @christianthierrymoatsimana9499
    @christianthierrymoatsimana9499 5 лет назад

    marn mts

  • @r-marno.j-t7741
    @r-marno.j-t7741 5 лет назад +1

    Marina mintsy

  • @manuellahsah692
    @manuellahsah692 5 лет назад

    makasitrak e mlay

  • @augustinavotrinirina5102
    @augustinavotrinirina5102 5 лет назад

    norm be le hafatr e

  • @lomuonintsoa2356
    @lomuonintsoa2356 5 лет назад

    Norma

  • @zeidelucandrianaivo2570
    @zeidelucandrianaivo2570 5 лет назад

    🖖🔥

  • @hillaryandis6815
    @hillaryandis6815 2 года назад

    Ef lery mnts natao figurant voloany eo f ts met TONGA SAINA

  • @tinaaldama9753
    @tinaaldama9753 5 лет назад

    ❤❤❤❤

  • @farezarajaonarivelo605
    @farezarajaonarivelo605 5 лет назад

    OK ; mlay

  • @joelvanklaise4951
    @joelvanklaise4951 5 лет назад

    👍👍👍👍

  • @hollandoofisialy8375
    @hollandoofisialy8375 5 лет назад

    tsara le vazo

  • @raza7958
    @raza7958 5 лет назад

    Tsar e

  • @augustinavotrinirina5102
    @augustinavotrinirina5102 5 лет назад

    norm be le hafatr e