Journal Madagascar : site Sacré coeur Tsaravavaka

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 29 авг 2022
  • Mbola mitohy ny marainan’ny 31 aogositra 2022 ny fandraisana ireo mpivahiny avy amin’ny lafivalon’ny Nosy handray anjara amin’ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny tanora eto Madagasikara (JMJ MADA). Tanora maherin’ny 30.000 avy amin’ny diosezy manerana ny faritra 23 no andrasana ho avy eto Antsirabe. Vinavinaina ho fiara miisa 1200 no hitatitra azy ireo, araka tarehimarika nomen’ny tomponandraikitry ny Vovonam-pirenena Katolikan’ny Tanora (VPKT).

Комментарии •