Docusérie ONG Ivorary

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 21 окт 2024
  • A Madagascar, le divorce par consentement mutuel n'est pas encore autorisé par la loi. En parallèle, les procédures de divorce s'avèrent longues compliquées. L'ONG Ivorary s'est focalisé sur un cas particulier où un meilleur accès à la justice et le droit du justiciable sont remis en question.
    Eto Madagasikara, tsy mbola eken'ny lalàna ny fisaraham-panambadiana ifanarahan'ny roa tonta. Eo anatrehan'izany, mbola sarotra ihany koa ireo dingana arahina rehefa hangataka izay fisaraham-panambadiana izay. Tranga iray izay nohadihadian'ny ONG Ivorary manokana, toy ny fahasarotan'ny fisitrahan'ny olompirenena ny zony manoloana ny fitsarana.

Комментарии •