Izaho aloha dia tsy mba resy lahatra amin'ny fitondrana tarihin'i Rajoelina. Mampianatra fomba ratsy ny malagasy ary tsy manaja olona sy lalàna. Izay miara-miasa aminy ka mba mamoaka teny fitsikerana azy sy izay ataony dia potehiny. Amiko olona osa sy malemy izany !
Andray. Kivy be aho ankahitriny. Efa niandrandra fiovana taminao izahay vahoakan i Fianarantsoa ka dia mbola ho avy ny andro mamiratra. Mahereza ary aza miala aminay fa mifanohana araka nyvoalazanao izahay
Tena marina ve izany zavatra lazainao fa ny tombontsoa ny vahoak sy nyFirenena no tena tanjonao? Mampiheritreritra, rahaka ireo toetsain'ireo mpanohitra izay notohanano ,sy niraisanao hevitra. Sa rehefa tsy eo @ny toerana intsony , dia lasa miova hevitra. Mbala teo @ny fitondrana aza ianao no efa nadrora nitsilany ireo nanome anao nynhaja sy voninahitra ambony. rehefa misy zavatra tsy mifanaratra @ny tianareo atao, dia kajikajy politafoana no ao ambava
Tena mampalahelo ! Misy farany daholo ny zavatra rehetra ! Ahy ny famaliana hoy Jehovah !
Nataony toa an: Andriamatoa filoha Marc RAVALOMANA . Mahereza mama, mivavaha ho an' fahavalo
Courage fa fitondrana ity ts mazaka😂fahamarinana
Misaotra NENY ho elavelona hanavotra n'y FIRENENA❤🙏
Mifohaza ry malagasy fa tsy rariny kosa zao a😢😢
Tsy rariny izao fa andaovhatambatra ny hery
Hafahafa kely ny fandraisako an'ity resaka ity. Ianareo mtsamy niara nifanaraka taminy devoly I RAIBILISA zao ianao Madame kapohiny aminy tandroka sy rambony. Tapitra Tompoko.
Andriamamanitra tsy andrinareo andrin'ny vahoaka .Tompo ô ....aza ela ianao 🙏
Mahereza Neny malala nay
Izaho aloha dia tsy mba resy lahatra amin'ny fitondrana tarihin'i Rajoelina. Mampianatra fomba ratsy ny malagasy ary tsy manaja olona sy lalàna. Izay miara-miasa aminy ka mba mamoaka teny fitsikerana azy sy izay ataony dia potehiny. Amiko olona osa sy malemy izany !
Andray. Kivy be aho ankahitriny.
Efa niandrandra fiovana taminao izahay vahoakan i Fianarantsoa ka dia mbola ho avy ny andro mamiratra.
Mahereza ary aza miala aminay fa mifanohana araka nyvoalazanao izahay
Fanjakana devoly reo matahotra olona mpivavaka .
RATSY TOETRA WA RETO FITONDRANA RETO.TENA MAFIA REO TSY MATAHOTRA AN ANDRIAMANITRA REO RY NENY À
Avo dia avo ny safidinao, na nisitahanao t@ ireo mpanompo ny didin' satana ireo dia efa avo lenta bé. Nahafaly bé ny an' Jesoa.
ANDRIAMANITRA TSY ANDRINAREO . ANDRINAY....MIVAVAKA HO ANAO SY TANINDRAZANA...
Tena marina ve izany zavatra lazainao fa ny tombontsoa ny vahoak sy nyFirenena no tena tanjonao? Mampiheritreritra, rahaka ireo toetsain'ireo mpanohitra izay notohanano ,sy niraisanao hevitra. Sa rehefa tsy eo @ny toerana intsony , dia lasa miova hevitra. Mbala teo @ny fitondrana aza ianao no efa nadrora nitsilany ireo nanome anao nynhaja sy voninahitra ambony. rehefa misy zavatra tsy mifanaratra @ny tianareo atao, dia kajikajy politafoana no ao ambava
Lelafo iany e nareo efa zatra mahita mpisoleka