MARARY MAFY AO MAHAJANGA ( Nouveautés gasy 2024 )

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 4 окт 2024
  • MARO OLONA MANONTANY SY LIANA HOE MBA IZA MARINA NO CANDINDAT HATOLOTRY NY IRMAR , KA NAMALY IZANY I NAIVO RAHOLDINE HOE CANDIDAT EFA ANY ARY CONSEILLER EFA ANY FA ALEO MBA SURPRISE HOY IZY . SADY IO SAMY MANANA NY STRATEGIE ANY HOY IZY . ZANY HAFATRY NY NAIVO RAHODINE ZANY DIA SADY FANTSY NO SARCASME . MARARY MAFY AO MAHAJANGA NY ZANAK’ILAHINY CLO MAHAJANGA .

Комментарии • 15

  • @Fifaliana-l8l
    @Fifaliana-l8l 4 дня назад

    Tsy mena mivadika ny mpanao politique malagasy

  • @randrianiainayvespatrick9370
    @randrianiainayvespatrick9370 8 дней назад +3

    Afakandro.tarondro.ngah.elah.nipetraka.tamin.io.toerana.io.ratsy.firaisakina..azamifidy.anio.fa.rivorakotovao.fidina

  • @noaxpixfull7880
    @noaxpixfull7880 3 дня назад

    Ka izy sy siteny mitsy no mpamadika tao am tolona mahery ny vola, vola marina no maha rangahy

  • @AlanFrancky
    @AlanFrancky 9 дней назад +4

    Alefa dada Rivo Rakotovao ts makaiza i afakandro io

  • @elieroblin7678
    @elieroblin7678 9 дней назад +4

    Mirary SOA ho anao Andriamatoa Rivo RAKOTOVAO vitanao io bon courage

  • @arimananaancette-yz5ul
    @arimananaancette-yz5ul 9 дней назад +1

    Mirary fahasalamana ho anao Hery Signature .

  • @herisoaandriamampianina6744
    @herisoaandriamampianina6744 7 дней назад

    Mbôla tsara antsika jiaby ! Ha zalahy , mila magnano déclaration Mr Siteny manoloana 'ty raha tsy manjary 'ty. Mbô mahalala megnatry zalahy olo miaraky any Andry rajoelina no hotohagnanao Mr Afakandro ?

  • @coletteeulalierandriamanga9068
    @coletteeulalierandriamanga9068 8 дней назад

    Zayay hoe ''mitsipa Doha maka nitana'' alefa Rivotra Rakotovao vitanao n'y hampandroso majunga👍

  • @reneedmondguimbretiere2024
    @reneedmondguimbretiere2024 8 дней назад

    Tsy maha gaga tranga io , silamo ratsy saina !

  • @FÿïahMÿïah-b4j
    @FÿïahMÿïah-b4j 4 дня назад

    Vao2 akazobe

  • @tefyrandry6634
    @tefyrandry6634 9 дней назад +1

    Alefa tsika firaisakiana fo
    Tsimila olo mpamadika tolona lava reo

  • @noromalala-e7r
    @noromalala-e7r 9 дней назад +1

    Mirary SOA Mr Rivo Rakotovao

  • @nadiajhayras4372
    @nadiajhayras4372 9 дней назад +1

    Alefa afakandro ❤❤❤

  • @mariedinhvan5051
    @mariedinhvan5051 6 дней назад

    PDS 🍊 kosa ve no atolotra

  • @noromalala-e7r
    @noromalala-e7r 9 дней назад +1

    Afakandro jodasy