MANJA LOATRA.flv

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 14 окт 2024
  • gasy animation

Комментарии • 78

  • @tianaramanirakaandriamalal2510
    @tianaramanirakaandriamalal2510 5 лет назад +2

    Mafy ny fiainana fa aleo mihezaka manao ny mety hatrany 👍

  • @rakotonirinanhansyah1928
    @rakotonirinanhansyah1928 9 лет назад +1

    le video tn maneo ny fihavanana malagasy sad mampiseo ny zava mis marn d ten mlay eh FIERE D'ETRE MALAGASY EH!!!!!!!

  • @judicaelrandrianasolo4284
    @judicaelrandrianasolo4284 10 лет назад +1

    mille milliardssss de zèmmmmm!!!! Gasy ka tsara e

  • @mikatahiana
    @mikatahiana 10 лет назад +1

    ao tsara na ny graphisme na ny tantara. tohizo!

  • @williamfrederic9338
    @williamfrederic9338 9 лет назад +1

    Mahay ka ts misy ho kianina fa samia mandray ny tandrify azy ny foa teny eto

  • @gasytiako
    @gasytiako 10 лет назад +2

    mahafinaritra ka :) ary tena marina!

  • @rhari44
    @rhari44 10 лет назад +1

    Na ny loha-hevitra na ny fanatontosana dia tena tsara.

  • @dianatina5840
    @dianatina5840 7 лет назад +2

    Tena maneho ny fiainan'olona mihitsy izy izany,tohizo fa mety
    aleo ny gasy izay mahita izao ka manan-tsaina sy fo dia samy hieritreritra

    • @sapienzomo
      @sapienzomo  7 лет назад +1

      :) any anaty animation sisa no miezaka mandefa hafatra f'efa tsisy azo raisina tsony ny hafatry ny akamaron'ny hira gasy sns .....

    • @blak-bralaivonjy5771
      @blak-bralaivonjy5771 7 лет назад

      zan ve ki

  • @herinainaandry709
    @herinainaandry709 11 лет назад +2

    Encourageant pour un début! Vivement la promotion des dessins animés malgaches!

  • @andurazanakoto6554
    @andurazanakoto6554 7 лет назад +1

    mafinaritr rangah n mijer n vit gasy a tohizo f tsar

  • @andorabehajaina7495
    @andorabehajaina7495 5 лет назад +1

    Mahay nareo

  • @versorecto6971
    @versorecto6971 10 лет назад +1

    Mahafinaritra e,tohizo hatrany

  • @michelcoms6690
    @michelcoms6690 10 лет назад +1

    Mankasitrak e! tohizo fa tsar e! ten ef mahai n gasy a! sad hafa kely mitsy!!!!!

    • @sapienzomo
      @sapienzomo  10 лет назад +1

      Misaotra e! ny hivelarana mbola miezaka foana fa mbola tsy afa-po tsara

  • @rafalinandrasanafrancis489
    @rafalinandrasanafrancis489 8 лет назад +1

    tiko be foto-kevitra, tsara le inspiration...

  • @mamyhary5593
    @mamyhary5593 11 лет назад +2

    Tsara ny fanehoan'ity sarimihetsika ity ny fiainana andavanandron' malagasy sahirana, tena zavatra marina ary ampy hampihetsi-po ny rehetra manoloana ny fahasahiranana misy

  • @ricoandrianirina9812
    @ricoandrianirina9812 9 лет назад +1

    tsara b zoky ah, toizo fa tena tonga d mazava tsara mitsy lé afatra, tena mampalaelo mitsy isika malagasy anovany ny pitondra firenena eto am Madagasikara

  • @MrLaolo
    @MrLaolo 11 лет назад +2

    Tena tsara, efa mahay ny Gasy e

  • @rapigame9305
    @rapigame9305 7 лет назад +1

    misaotra betsaka, tsara fa tohizo.

  • @michaeltovo4601
    @michaeltovo4601 6 лет назад +1

    Sur mts rangaaaaaaa... Mlay e!!!!

  • @MayashTsitohaina
    @MayashTsitohaina 9 лет назад +1

    Maromaro iany no hitako zay fa ty rangah ny tena ankasitrahiko eh.... Za sur fa amzao fotoana izao mety efa plusque ty ... Tohizo rangaha fa tena milay be...

  • @martialpinasson1767
    @martialpinasson1767 11 лет назад +1

    ça tourne Bravo

  • @ericanjarasoa7197
    @ericanjarasoa7197 10 лет назад +1

    respect les mecs, ef mis projet hafa ngamb any eh?

  • @terminator3348
    @terminator3348 10 лет назад +1

    I Vahombey no mihira ilay hira any @ Farany angamba é?

  • @hasinarakotoarisoa552
    @hasinarakotoarisoa552 10 лет назад +1

    naikia milay

  • @ratolojanaharyzarampirenen4764
    @ratolojanaharyzarampirenen4764 10 лет назад +1

    mlay eh, reveko

  • @randrianarisoalee8389
    @randrianarisoalee8389 5 лет назад +1

    Milayfa tohizo foana e!!

  • @tsoaraholison7597
    @tsoaraholison7597 11 лет назад +1

    S'il vous plait qui chante la chanson à la fin du film ?

  • @zorandrianiaiana982
    @zorandrianiaiana982 6 лет назад +2

    Tena milay r'zalah fa tohizo a!!!

  • @gasinfoteknolojia3759
    @gasinfoteknolojia3759 9 лет назад +1

    sur b letsss (Y) tafa tsika ra samy miezak ôtrzao daholo

  • @miary29
    @miary29 7 лет назад +1

    Tsara kousa é!!! tohizo

  • @rhnathalie
    @rhnathalie 11 лет назад +1

    C'est Vahombey

  • @harenanomena7367
    @harenanomena7367 5 лет назад +1

    Tsar fa tohizo e

  • @niainaheri5189
    @niainaheri5189 10 лет назад +1

    hoatran'izao kou ny fiainany mbandy kwel a!!

  • @rakotozafylexisy197
    @rakotozafylexisy197 11 лет назад +1

    f inon iO!! video ve io sa sary nahetsiketsika?

  • @alfasantatra605
    @alfasantatra605 7 лет назад

    mangataka hafa otrtony ooo

  • @lionelarson3746
    @lionelarson3746 9 лет назад +1

    mankasitraka eh!!!!

  • @herizorayesandrianoely9736
    @herizorayesandrianoely9736 7 лет назад

    tsar b leiz e fiainan'ny maro anisa io k tokoni o fantatry n pitondra

  • @henrikoto4995
    @henrikoto4995 11 лет назад +1

    C'est moi !

  • @andrianarijaonajose9479
    @andrianarijaonajose9479 10 лет назад +1

    (y) tsara fa tohizo

  • @ramiarisoafiderana4433
    @ramiarisoafiderana4433 8 лет назад +1

    eo amn effet paysage lo kifeko be eh !!! :)

  • @miajrafanou1318
    @miajrafanou1318 10 лет назад +1

    Tsar b e!tena gasy!

  • @rivaando
    @rivaando 11 лет назад +1

    Milay e, ankafiziko!

  • @zoarilalatodyantsoniaina4288
    @zoarilalatodyantsoniaina4288 7 лет назад +1

    Efa tsara fa tohizo eh!

  • @irenevanessa6853
    @irenevanessa6853 8 лет назад +1

    tiako avo. .efa met👍

  • @hermannrabemananjara595
    @hermannrabemananjara595 11 лет назад +1

    tohizo fa tsara.

  • @verotinaraherinatolotra1404
    @verotinaraherinatolotra1404 10 лет назад +1

    sur mits e!

  • @vary3495
    @vary3495 4 года назад

    Coucou

  • @rakotondriatsaramihajarila8974
    @rakotondriatsaramihajarila8974 8 лет назад +1

    milay ka

  • @alfasantatra605
    @alfasantatra605 7 лет назад +2

    tsara e tsar ref zavttra hoatrizao no atao f ts penguin de madagascar ren
    tsis idirany am maha malagasy

    • @sapienzomo
      @sapienzomo  7 лет назад +1

      raha hoe pangataka de madagasikara dia tsy nety koa krkrkrk

    • @alfasantatra605
      @alfasantatra605 7 лет назад

      mba resaka momba an'i mada otran tony no tena tsara sad mahaliana no ahafantarana n zava-mitranga eto an-toerana tsara le izy ten fier am maha-malagasy tanteraka tiko b

    • @sapienzomo
      @sapienzomo  7 лет назад

      dia soloina teny gasy le hoe fier raha tena resaka maha malagasy, maintso fotsy mena izaho gasy ;)

  • @tahjiry8840
    @tahjiry8840 9 лет назад +1

    milay Ranga

  • @yazratsimba-ofisialy5166
    @yazratsimba-ofisialy5166 9 лет назад +1

    tena mety

  • @FANGATO974
    @FANGATO974 8 лет назад +1

    milay

  • @sapienzomo
    @sapienzomo  10 лет назад +9

    MANKASITRAKA ANAREO NANOME FOMBA FIJERY INY PROJET IRAY INY E! ALEFA EO IHANY NY MANARAKA FA MBOLA MIANATRA TSIKELIKELY EU

  • @rakotoarizakatantelinirina1832
    @rakotoarizakatantelinirina1832 9 лет назад +2

    efa milay baina an! ty zoa no mba dessin anime gasy mahazo Moyen
    - senario milay fa ny spitch (feo miteny) tsy ampy
    - Mila miaramiasa @ senariste pro ela de mavita milay be
    - ny qualité ne grapghisme sy ny animation alo tiko be é !
    za zao mba tena tiko raha mamoaka production dessin annimé otrany ry KIMBO reny ela. Milay ko iny DA iny an ! t@ fahazazanay reny

    • @sapienzomo
      @sapienzomo  7 лет назад

      le prod mihintsy eto gasikara no mbola tsy sahy fa efa maro ny bandy namana mahavita tsara koa ;)

  • @ombalahy1
    @ombalahy1 11 лет назад +1

    poins be!!

  • @livasonmarcrandrianirina1095
    @livasonmarcrandrianirina1095 8 лет назад +1

    norm b eee

  • @BILLNAVA
    @BILLNAVA 11 лет назад +1

    Mlay e!

  • @radovolaeugeniesandrah9834
    @radovolaeugeniesandrah9834 7 лет назад +1

    mlay lesy fa toizo a,mapme kely le iz fa ts de ampy le feo e

    • @sapienzomo
      @sapienzomo  7 лет назад

      misaotra, vofetra koa n fotoana t@ io de ni-adaptena tam zay le D.A :)

  • @rakotoarisaonaholiravaka3098
    @rakotoarisaonaholiravaka3098 10 лет назад +1

    :(

  • @anjajohnson2456
    @anjajohnson2456 11 лет назад +1

    :-)