fefi 2013 ho iray ihany
HTML-код
- Опубликовано: 8 фев 2025
- FEFI Fa fitiavana iray no natolony ho an'izao tontolo izao tsisy navahany. Izy iraky ny Ray mba ho famonjena hanavotra ireo ondry sy hitady ny very. NY TANANA HIFANDRAY MBA HITORY INDRAY FA FO IRAY NO NOMEN'I KRISTY ISIKA IZAO ANDEHA HIFANKATIA. HO TARATRY ILAY FIANAN-DANITRA ARY DIA HITOETR'AMIN'I FITIAVANY DIA HO IRAY IHANY. Efa maty ho ahy sy ho anao i Kristy nitalaho mafy tamindRay ho an'ireo izay azy. Ho an'ireo izay mino koa noho ny teniny dia ho iray tokoa tahaka Azy sy ny Ray. Raha tojo ady mafy aho izay sarotra hifampizara izay mavesatra ety dia ho tonga maivana. Raha kivy izany foko reraka am-panahy dia hitraka sy hijoro hianao hampahery ahy. FEFI
tsara be le hira mamapahery