{#TONONKIRA} Skaiz - "Veloma" Dia sanatria ve ho faranana 'lay tantara Fa hoy izy ianao mantsy hoe ny antsika roa tsy anjara Manomboka eto 'tsika samy hananana ny làlana Dia olon-tiana hafa indray aloha zao no tantanana Raha ny amiko aloha mandeha ho azy eny ihany F'ianao mahità ny mamy, Matotra zany fa tsy hanihany Veloma mampamangy any, Veloma mampamangy any Mahità ny soa Mahazoa 'zay sahaza ny fo Raha izaho aloha tsy hikafara, Hoe hanao teny farany Fa samy hahazo ny anjarany Ka aleo tsy asiana ranomaso Sao sanatria indray tojo ankaso Izaho mivavaka ho anao io Raha mahatsiaro ianao mba tsidio Dia enga anie hahazaka ilay ditranao Tsy iza fa lay olon-tianao vaovao Fa 'tsika tsy maintsy hifandao Fa zao, Raha ny amiko aloha mandeha ho azy eny ihany F'ianao mahità ny mamy, Matotra zany fa tsy hanihany Veloma mampamangy any, Veloma mampamangy any Mahità ny soa Mahazoa zay sahaza ny fo Zay vita tsy asiana nenina 'Reo lasa aleo tsy hitamberina Fa tonga dia borkena Raha ny hoe hifamerina tsy ekena Raha ny amiko aloha mandeha ho azy eny ihany F'ianao mahità ny mamy, Matotra zany fa tsy hanihany Veloma mampamangy any, Veloma mampamangy any Mahità ny soa Mahazoa zay sahaza ny fo
Hehehe, tsara ilay hira d mahafatifaty be Kelly😘
"underrated" kosa 'ty hira ty.
j'aime,,,,,,,,,,,,,m'lay kaaaa
milay be bro
J'aime bien le rithme 👌👍
{#TONONKIRA}
Skaiz - "Veloma"
Dia sanatria ve ho faranana 'lay tantara
Fa hoy izy ianao mantsy hoe ny antsika roa tsy anjara
Manomboka eto 'tsika samy hananana ny làlana
Dia olon-tiana hafa indray aloha zao no tantanana
Raha ny amiko aloha mandeha ho azy eny ihany
F'ianao mahità ny mamy,
Matotra zany fa tsy hanihany
Veloma mampamangy any,
Veloma mampamangy any
Mahità ny soa
Mahazoa 'zay sahaza ny fo
Raha izaho aloha tsy hikafara,
Hoe hanao teny farany
Fa samy hahazo ny anjarany
Ka aleo tsy asiana ranomaso
Sao sanatria indray tojo ankaso
Izaho mivavaka ho anao io
Raha mahatsiaro ianao mba tsidio
Dia enga anie hahazaka ilay ditranao
Tsy iza fa lay olon-tianao vaovao
Fa 'tsika tsy maintsy hifandao
Fa zao,
Raha ny amiko aloha mandeha ho azy eny ihany
F'ianao mahità ny mamy,
Matotra zany fa tsy hanihany
Veloma mampamangy any,
Veloma mampamangy any
Mahità ny soa
Mahazoa zay sahaza ny fo
Zay vita tsy asiana nenina
'Reo lasa aleo tsy hitamberina
Fa tonga dia borkena
Raha ny hoe hifamerina tsy ekena
Raha ny amiko aloha mandeha ho azy eny ihany
F'ianao mahità ny mamy,
Matotra zany fa tsy hanihany
Veloma mampamangy any,
Veloma mampamangy any
Mahità ny soa
Mahazoa zay sahaza ny fo
Mlay l hira comm dab :-)🎶🎧
ENJANA LE DEFT E
👍👍👍, sur les Skaiz a
mlay eee!
norm!!!manaj
❤❤
tiku be
Mlay les eh
Tiko be
Mitovy am Fall - Davido
mlay be!
kifek😉😉
👊👊
mlay b
♥️
sur
las ts dia tsar miovaova ngandona sy look foan ve ts mitazona ny personalite mits sa ts matok tena tsun ve sa le rap mits no ef ts tafavoaka
fa rehefa miova kely izany dia misy foana ny olona ohatranareo mpitsara e?
Mba mila resahana sy hiraina iany ny tsy mety