J'adore Njaka Tiana chanteur malgache à la voix d'or Fidel en lui même très pro et on sent la générosité naturelle en lui. Il est unique. Je suis très très très fan. ✌️😍
lé lobaka oa tsy miaraka @lé pataloa, sa ahoana? sa avy niazakazaka? tsara e! enao ny top indrindra eto dago, ka aza omena ny hafa! une exemple pour les jeunes!
Arahana erikerika kely mande voyage sisa no ts ampy❤
Cette chanson me rappelle mon premier copain 🥲 une vraie nostalgie mais aussi une chanson qui parle d'un amour qui ne s'est jamais etteint
Dia ianao foana... ianao tsy ho fahavalouuu....
Fa ngamba Zay no lahatra fa izaho no tsy Mbola Zatra
Mahay mihira sy mamoron-kira kosa aloha ity bandy ity e
Tsy mbola leo. 2020 💞💞
Ny fahiny, tena tsy lany mamy ity hira ity! Ahatsiarovako ny taona 1990 tany ho any !
Meteza akia hatsiaro a!!! Andry!!!
J'adore Njaka Tiana chanteur malgache à la voix d'or Fidel en lui même très pro et on sent la générosité naturelle en lui. Il est unique. Je suis très très très fan. ✌️😍
❤❤❤❤❤
Atsiarovako anizay olona iray izay ity hira ity, en 2023 mbola mahatsiaro 😢
ny hira taloha wa tena tsra nohony hira ankehitry.
izany mahita ny ankizy miaraka @ rafinao izany no tena mankarary fo indrindra ka!! ☺ M'lay lé hira e!
tena marina zny tna zavatra mafy indrindra zany....
Tsaroanao ve!?💖
Tsara kosa ka! enganiè ka tsi hanadino tokoa ,mba hahatsiaro fona .Merci njakatiana Super Star de Madagascar. 👍
A zalahy e,tiako izay hira izay t@ 1990
lé lobaka oa tsy miaraka @lé pataloa, sa ahoana? sa avy niazakazaka?
tsara e! enao ny top indrindra eto dago, ka aza omena ny hafa! une exemple pour les jeunes!
Le successeur de Njaka n est pas encore né
diso enao nahatonga lay fo hifandao......
mampanembonembona ty hira ty zany, ankafiziko fona e
✌😍 love @ ty hira ty zah.. 😍✌ Merxii Njaka a!!! tena mandona Fo be
2021,nostalgique...hafa foana ny hira taloha
Tena mahatsiaro e, merci !
mankafy foana ny aty !!!!
Diso ianao nahatonga ilay Fo hifandao...
Mankasitraka eeee
Tsara lotra e
❤sarotrany managino
Diso ianao nahatonga ny fo ifandao
mahafianritra njaka ah
Je aime ta musique
en 2019
Merci beaucoup
Tsaroana ve ??
Tena kanto !
matoa ny parebrise natao lehibe no ny rétroviseur dia izay no valiny mrcieeee
Tiako ity valiteninanao ity
vazo milay eeee,
Tiko loatra
100%makanao fona za zoky be
metaza aky mahatsiaro an tsara le hira ok
tiko loatra
❤
mlay merci
tsara le hira
Mlay e !!!
❤❤❤
tiako fona ity hira ity
21:31 04/10/2021 ❤❤❤
💖
mlay oa le hira e
🥰🥰♥️
👍👍👍
misotra
tiako loatra
tsar e! :) ;)
O😉😂😂😂
eeeeeeeee 😏
Rim k
tsara zan feo zan