Tadidio kely anie f'indray takariva izay notantaraiko t@ ise fa tsy miaraka izahay fa matoa izy eto anilako satria tiako ny eo anilany o fa raha izay fitiavako na misy aza silany fa ny antsika kosa hafa tsy toy ny anay fa fitiavana niavosa no niarahana hatrizay toky ihany no omeko omeko anao sy omeko azy o fa izay efa nekeko tsy ataoko vazivazy fa tiako Fa tiako ..ko loatra ianao mamy ...my toa tantely tena ..na fitia vao tsy lainga velively misy misy anefa re nomeny ahy tsy omenao ka hadisoako ve sa kosa diso ianaaao anananao tokoa ny bika ny endrikao torak’izany saingy kosa mangatsiaka raha nila anao hatrany ny hafanana ry lalaiko mila izany ny fitia ny fitia e io no karakaraiko matoa aho tsy tonga aty , fa tiako fa tiako loatra ianao...... mamy ...my toa tantely tena tena fitia vao tsy lainga velively misy misy anefa re nomeny nomeny ahy tsy omenao ka hadisoako ve sa kosa diso ianaaao ♪ ♪ ♪ oh anananao tokoa ny bika ny endrikao torak'izany siangy kosa nangatsika raha nila anao hatrany ny hafanana a ry lalaiko ouh mila izany ny fitia ny fitia eee no karakaraiko matoa aho tsy tonga aty, tsy tonga aty.. tsy tonga aty tsy tonga aty
Tadidio kely anie fa indray takariva izay notantaraiko t@ ise fa tsy miaraka izahay fa matoa izy eto anilako satria tiako ny eo anilany o fa raha izay fitiavako raha misy aza silany fa ny antsika kosa hafa tsy toy ny anay fa fitiavana niavosa no niarahana hatrizay toky ihany no omeko omeko anao sy omeko azy o ka izay nekeko tsy ataoko vazivazy fa tiako loatra ianao mamy toa tantely tena fitia vao tsy lainga velively misy anefa re omena tsy omena ka hadisoako ve sa kosa diso ianao anananao tokoa ny bika endrika torak’izany saingy kosa mangatsiaka raha mila anao hatrany ny hafanana ry lalaiko mila izany ny fitia ny fitia e io no karakaraiko matoa aho tsy tonga aty , tsy tonga aty fa tiako loatra ianao......
Njakatiana c'est le meilleur ! Chapeau bas. Quelle voix !
Merci beaucoup Suzie
... ny hafanana ry lalaiko, mila izany ny fitia... ❤(Merci)
Tsara zalahy eh...merci Njaka 💕
Zay efa nekeko tsy ataoko vazivazy❤
Mahitsiaro ny taona 1999: vers l'an 2000; feo manga tsy mety lefy, tena maestro
vraiment la voix d'Or, Chapeau Njakatiana
Merci ô
Fa Tiako loatra ianao
Mamy toy ny tantely🥰🥰🥰🥰
Tiako e ❤❤
hafa iany njakatiana❤❤
fa matoa izy eto anailako❤❤
Mbola hafa ihany i Njakatiana... milay e !
Ny ahy aloha dia ilay originale no tena tiako. Fa tsara koa ny version Njakatiana
Saotra e❤
mahafinaritra foana!! rehefa njakatiana no resaka
Ravoravo rehefa eo an-tratranao :-)
Fév 2024❤❤❤❤❤❤
Tsy vazivazy. TIAKO 😃💓
toujours fans njaka!
Tena kanto ❤😉
❤❤❤
2024
kanto loatra ny feony
Fantatrareo ve fa Tarika Jeneraly no tompony sy nihira ny "original" ?
Tsia, Jeannot Razakandrainy no tompon'ny hira.
Manam-peo izany raha mpanakanto an ! Misaotra. e ! Mankasitraka hatrany.
Mankasitraka ranga ,,,mlay eee
Iza kay no tena tompon io hira io? Ohatran ny efa henoko zany ny version originale an io. Merci nizara
@cameron herinjatovo misaotra o
Razakandraina Jeannot no tompony ry reto a, aza manoratsoratra foana rehefa tsy fantatra.
Fa angaha tsy jeneraly no tompon kira?
Tiko be❤️
Tsara lotree
Mba misy manana an'ilay tononkira ve azafady misaotra mialoha
Misy karaoke mints ao ka....sad mihira Enao no mijery parole
Tadidio kely anie
f'indray takariva izay
notantaraiko t@ ise fa
tsy miaraka izahay
fa matoa izy
eto anilako
satria tiako
ny eo anilany o
fa raha izay fitiavako
na misy aza silany
fa ny antsika kosa
hafa tsy toy ny anay
fa fitiavana niavosa
no niarahana hatrizay
toky ihany
no omeko
omeko anao
sy omeko azy o
fa izay efa nekeko
tsy ataoko
vazivazy
fa tiako
Fa tiako
..ko loatra ianao
mamy
...my toa tantely
tena
..na fitia vao
tsy lainga velively
misy
misy anefa re
nomeny ahy
tsy omenao
ka hadisoako ve
sa kosa diso ianaaao
anananao
tokoa ny bika
ny endrikao
torak’izany
saingy kosa mangatsiaka
raha nila anao hatrany
ny hafanana
ry lalaiko
mila izany
ny fitia
ny fitia e
io no karakaraiko
matoa aho
tsy tonga aty ,
fa tiako
fa tiako loatra ianao......
mamy
...my toa tantely
tena
tena fitia vao
tsy lainga velively
misy
misy anefa re
nomeny
nomeny ahy
tsy omenao
ka hadisoako ve
sa kosa
diso ianaaao
♪ ♪ ♪
oh
anananao tokoa ny bika
ny endrikao
torak'izany
siangy kosa
nangatsika
raha nila
anao hatrany
ny hafanana a
ry lalaiko ouh
mila izany
ny fitia
ny fitia eee
no karakaraiko
matoa aho tsy tonga aty,
tsy tonga aty..
tsy tonga aty
tsy tonga aty
Tonga lafatra ozy ny fitenenana....
Chapeau !!!
Ny ahy de ny fahaizany milalao io feo io no no tena mahavariana ahy Merci zoky be a!
trop be ny flainy manambaka an le original
Tsara be
tsara e !
tsara sy raitra, indrindra ilay tontonkira
babo aho
tena tsara
nice song
Milay kousa
laces sunav ,,romanes dilaven
Tena tsara tarehy ilay izy
tiako be milay
Tadidio kely anie fa indray takariva izay
notantaraiko t@ ise fa tsy miaraka izahay
fa matoa izy eto anilako
satria tiako ny eo anilany o
fa raha izay fitiavako raha misy aza silany
fa ny antsika kosa hafa tsy toy ny anay
fa fitiavana niavosa no niarahana hatrizay
toky ihany no omeko omeko anao sy omeko azy o
ka izay nekeko tsy ataoko vazivazy
fa tiako loatra ianao mamy toa tantely
tena fitia vao tsy lainga velively
misy anefa re omena tsy omena
ka hadisoako ve sa kosa diso ianao
anananao tokoa ny bika endrika torak’izany
saingy kosa mangatsiaka raha mila anao hatrany
ny hafanana ry lalaiko mila izany ny fitia
ny fitia e io no karakaraiko
matoa aho tsy tonga aty , tsy tonga aty
fa tiako loatra ianao......
tompony fa tsy mpihindrana
tsara
z alu njakatiana atr@ farany eeeee.....
tsara be
Tiako loatra
hatolotr an'izay olona zay ty hira ty
mandramaty anky ny fitiavako anw a
milay kah
tiako loatra ity hira ity
Za aloha efa ela mits koufn ref ty zoky ty no manao interprétation e ! 🤔🙄
enjana e izy
Tiako loatra ilay Hira.
fa matoa izy eto anilako.......
mafinaritra be ka!!
Waouh ❤️ tsara lotra