COULISSE NY VOANIO DU 02 NOVEMBRE 2014

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 22 янв 2025

Комментарии • 7

  • @poundalee5281
    @poundalee5281 Год назад

    Na efa tsy eo intsony aza i Clarisse izao faran'ny taona 2023 izao, dia misaotra anareo nizara🎉🎉
    Na ny arrangements, na ny paroles, na ny akanjo dia tena hita hoe professionnels ireo rehetra anatin'ny tarika.
    N'améliore mamy NY VOANIO, MIRARY FAHOMBIAZANA HO AN'IREO TARANANY HAMELOMASO NY TARIKA❤❤

  • @poundalee5281
    @poundalee5281 Год назад

    43:38 : mille bravos ho an ny ZANABOANIO🎉❤👏👏
    Sady feno talents no tsara tarehy avokoa toy ireo ray amandreny NY VOANIO❤❤

  • @poundalee5281
    @poundalee5281 Год назад

    Très émouvant ilay acapella❤❤🎵🎶JE NE PEUX PAS OUBLIER NY TARIKA VOANIO❤❤❤

  • @poundalee5281
    @poundalee5281 Год назад

    Tsara tarehy hatramin'ny farany Clarisse ❤❤

  • @NoëlMarcellinRANDRIANIAINA
    @NoëlMarcellinRANDRIANIAINA 2 месяца назад

    Tarika tena Mamiko t@ fahazazako. Tsara ny tononkira sy ny fandrindrana. Hita hoe mahay mozika ny mpamorona, ary nisongadina ny maha-choriste azireo taloha. Anisan'ny hira tiako: "Bazar kely" sy ilay "ry namako zaza avy tandremo Sao voa". Mipoatsatrok'e!

  • @sylvoalias
    @sylvoalias 9 лет назад

    Mankasitraka e....
    misaotra betsaka koa e...
    Reviko e...
    J '♥♥

  • @damahschos9825
    @damahschos9825 6 лет назад

    MIARAMIORY AMINAREO IZAHAY RY TARIKA VOANIHO @ FAMOIZANA AN ITKVAVY CLARISSE IZAO. NY SEIGNEUR JESUS ; hamafa ny ranomaso , HAMENO NY banga ,hampahery .Tena miaiky ny hankato sy ny originalité nareo izahay. Efa eo ampelantanan'Andriamanitra ny fanahiny.