Nimba ( a/c Rastefa )

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 27 янв 2025

Комментарии •

  • @eddysoloniainarasoamaharo1218
    @eddysoloniainarasoamaharo1218 17 дней назад

    Efa hatramin'izay ny vazo mikaozy teny @ Anjerimanontolo Ankatso...Misaotra an'i Rastefa namorona ary i "Laza Blues" nizara...

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 года назад +4

    Lanceur d'alerte🙏

  • @raerband
    @raerband 2 года назад +3

    Hiran'olona niaina sy nahita ny fiainan'ny teny ampoton-karena...Handry ampiadanana anie i Rastefa

  • @huguesandriamasiarivola9931
    @huguesandriamasiarivola9931 2 года назад +2

    Tena tsara, hay mou mbola misy an'ty ny hiran'i Rastefa

  • @christopherrakotonjanahary6731
    @christopherrakotonjanahary6731 2 года назад +3

    Efa tamin'izany izy no efa nisintona lakolosy Tsara e misaotra nizara

  • @jimbarnabe7062
    @jimbarnabe7062 2 года назад +2

    Mba alefaso le taratasinao dalie iny ra mba misy azafady

  • @tsiveriandroandria5326
    @tsiveriandroandria5326 2 года назад +1

    mankasitraka indrindra mbola namelona indray ny hiran'ny zoky be rastefa,

    • @LazaBluesgasytsyvery
      @LazaBluesgasytsyvery  2 года назад

      Deraina ny fahaizan-dRastefa maneho an-kira ny fianan'ireo madinika.

  • @Rondro_Volantsoa
    @Rondro_Volantsoa 2 года назад +2

    ary zay lesy ity vao tazako mon Lazou.... ndriii tiako be 🥰

    • @LazaBluesgasytsyvery
      @LazaBluesgasytsyvery  2 года назад

      @rondro efa herin-taona katroka io izao no notontosainay. Hihihi. Mety efa hitan'ise tao @ FB ihany, fa izaho moa tsy manana FB intsony dia ohatra ny adino. Hihihi. Baci e!

    • @Rondro_Volantsoa
      @Rondro_Volantsoa 2 года назад

      nonn tena misy post voa-zappe ao amin'ny fb ao raha vao mihanahana en fait. Tena mbola tsy tazako ity.
      Zaho aza eto miketrika hoe mba omen'lah alalana ve aho hitroka dia hizara ao @ fb fa ny any Dago tsy mba mahita afa-tsy fb fa iny no en mode gratuit 🙈🙈
      Baci baci lesy. Baci kiounkou Ikalasnou, Ny Avana, Loup-Ange ary Joy

    • @LazaBluesgasytsyvery
      @LazaBluesgasytsyvery  2 года назад +1

      @@Rondro_Volantsoa nanomboka oviana indray moa ise no mangataka alàlana é!? Hihihi Trohy, aparitaho dia zarao public mihitsy satria fananam-pirenena io r'ise a. Tsy tompony izahay fa mpamerin-doha fotsiny ihany. Azoko alefa mailaka any amin'ise ny master orizinaly raha tsy dia tsara ny kalitao eto. Aza misalasala e

  • @jimbarnabe7062
    @jimbarnabe7062 2 года назад +1

    Mahay nareo

  • @dgeorget2372
    @dgeorget2372 2 года назад +2

    Tena tsara be: efa ela aho no nitady an'io hira io saingy tsy tadidiko ny lohateniny. Misaotra Ralaza

    • @LazaBluesgasytsyvery
      @LazaBluesgasytsyvery  2 года назад

      ''Nimba'' re Radômy a. ( Aza mitady ahy ao @ fb fa efa tsa any koa aho. Bisous)

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 года назад

    Oyez oyez :-)

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 года назад +1

    😔