Tsy hay ny tsy hankasitraka amin'ny fizarana mahafapo nataonareo mianadahy, ho toy ny laingom-boaloboka anie ny fahalalana sy ny fahaizana anananareo ka andrantsanana vao misandtahaka e!Mitomboa hasina tompoko!
Tsy miseho ho mahay noho ny mpikabary akory tompoko ny tena fa misy ny madilana ho tetenina "TSY SOLOM-BODIONDRY NO FILAZA AN'INY VOLA ATOLOTRA INY FA TENA VODIONDRY ARY TENA VADY NO ANGATAHANA FA TSY TSY SOLOM-BADY"
misaotra ary makasitraka anao ny tenako eh!! sambatra ny gasy fa manana ny maha izy azy fa adala ny tsy tia ny azy!! misaotra anao mapianana sy nanome lesona
Tena mahafinaritra be ny miheno anareo dahy mikabary tsara be fa misaotra tompoko,tsy azo adinohina marina ny teny ndrazana,tohizo fa tsara 37ans aho no eto France fa ny teniko tsy hadinoko Misaotra tompoko
misaotra betsaka. Hafa be ny an'ny Merina: tsy jerena ny vola, tsy miady varotra,... Ary ahoana raha mba vola kely no ao anatin'ilay valopy? ohatra hoe telo hetsy fotsiny
Tsy hay ny tsy hankasitraka amin'ny fizarana mahafapo nataonareo mianadahy, ho toy ny laingom-boaloboka anie ny fahalalana sy ny fahaizana anananareo ka andrantsanana vao misandtahaka e!Mitomboa hasina tompoko!
Tsy miseho ho mahay noho ny mpikabary akory tompoko ny tena fa misy ny madilana ho tetenina "TSY SOLOM-BODIONDRY NO FILAZA AN'INY VOLA ATOLOTRA INY FA TENA VODIONDRY ARY TENA VADY NO ANGATAHANA FA TSY TSY SOLOM-BADY"
mb afak maaz kabry ampanabadian ve azafady
misaotra ary makasitraka anao ny tenako eh!! sambatra ny gasy fa manana ny maha izy azy fa adala ny tsy tia ny azy!! misaotra anao mapianana sy nanome lesona
ba omeo ohabolana mahakasika ny fianakaviana
Mankasitraka Tompoko 🙏🏻
Mankasitraka indrindra tompoko tamin'ny fizarana fa tena mahafinaritra, tohizo hatrany e!
mankasitraka eee
Misaotra indrindra tompoko amin'ny fandavan-tenanareo mampianatra
Tena mahafinaritra be ny miheno anareo dahy mikabary tsara be fa misaotra tompoko,tsy azo adinohina marina ny teny ndrazana,tohizo fa tsara 37ans aho no eto France fa ny teniko tsy hadinoko Misaotra tompoko
Efa mifangaro fivavahana, fa mety ka
Manaja tompoko! tena efa tsy miambakavaka fiteny intsony, tohizo hatrany: Mirary soa
Misaotra ee
Tena mahafinaritra!!! aiza no misy fianarana kabary tena mba tsara raha eto Antananarivo?
Misaotra tompoko fa tena manampy be anay ny nataonao!
misaotra betsaka. Hafa be ny an'ny Merina: tsy jerena ny vola, tsy miady varotra,...
Ary ahoana raha mba vola kely no ao anatin'ilay valopy? ohatra hoe telo hetsy fotsiny
Satria ny zanaka tsy hatao amidy fa kosa voninahitra hifanomezana lahy sy ny vavy io
Mankasitra tompoko tena tiko be
Miarahaba indrindra tompoko! Misy mailaka azo hifandraisana ve raha hiara hiasa?
Mankasitraka indrindra re tompoko ô !
Misaotra betsaka, tompoko.
mahafinaritra tohizo ihany tompoko