Misaotra anao honorable Roland Ratsiraka. Matokia hatrany fa mba misy olona mijoro ihany hanavotra ity firenena efa mijaly. Mivavaka ho anao, eto zahay vahoaka , nahoana no dikadikaina ny safidimbahoaka. Masina ny tanindrazana
Tsy miova mintsy ty halabato ty. Seza volamena. Mba miovà amin zay ré tompoko N' oublie pas mr le president que le ciel est un voyage sans retour pour nous tous .nous AMEN
Mahagaga ihany ny fahagagan'ireo gaga hoe mangala-bato izay mangala-bato. Tamin'ny présidentielle anie efa nanagala-bato ry zareo e! Tamin'ny legislative anie efa nanagala-bato ry zareo e! Ary tsy nanaiky mihitsy ry hoe nangalatra. Aza mitory izany fa azo raisina fa tsy mitombona no hazonareo. Ovay ny tolona, tsy mandaitra intsony ny fifidianana, mitadiava tolona hafa hanavotana ny Malagasy.
@@lovarajohnson133 zah ko mba gaga fa tsy manolotra kandida ianao lazain'ny tgv fa matahotra fifidianana,manolotra candidat indray dia hanaovana izao ratsy au maximum izao.heverin'ny tgv fa azy irery i Madagasikara ka izay tiany hatao rehetra dia ataony avokoa ary tsisy tahotra,tsisy henatra
Troupeaux 🐕 Oranges TGV fa zatra mangalatra harenam-pirenena, sy Vato fifidianana safidim-bahoaka, fa tsy mila troupeaux TGV na Oranges zahay vahoaka rehetra eto Toamasina. Zay
aina very maina izany kitoritory izany fa tsy hahazo rariny eo izany nareo e.efa mazava ny voalazan'ny dir cab ceni Fanahimana T fa ny président bureau de vote ihany no valider fa ny ankoatra izay tsisy dikany.mahereza ianareo fa ny Malagasy dia mpiatsaravelatsihy,matin-kanikely fa tsy mijery ny hiafaran'ny taranany.
efa fatatra mialoha daolo zany : tsy fanaran dalana, ceni tsy mahaleo tena, ordoñance, sns, tahaka ny tam presidentiel sy depute iany io. mody mitabataba fotsiny nareo milaza ho panohitra. hitaky confrontation, de hitory. efa fatatra mialoha koa fa tsy hahomby ny fitoriana. hetsika hafa atao raha hanongana. ary olona hafa mintsy no azo itokisana tsy aminareo candidat ''panohitra'' ireo na de iray aza.
Merci beaucoup
Mbola mahatoky fitsarana ihany ve isika shhhh
Aza vela mihintsy Honorable Roland
Misaotra anao honorable Roland Ratsiraka. Matokia hatrany fa mba misy olona mijoro ihany hanavotra ity firenena efa mijaly. Mivavaka ho anao, eto zahay vahoaka , nahoana no dikadikaina ny safidimbahoaka.
Masina ny tanindrazana
Ne lache rien leroa Rolland tu as gagné à Tamatave
Merci honorable,,takio ny marin fa maty firenena amy volomboasary reo
MPAMOSAVY VOHAHOZONY NY VOLA IO LEHIBE NY CENI HO HITANAO NY FARANY AMINAO SY IREO TARANAKAO TSY MENATRA
Tsy miova mintsy ty halabato ty. Seza volamena. Mba miovà amin zay ré tompoko
N' oublie pas mr le president que le ciel est un voyage sans retour pour nous tous .nous AMEN
Mipararetra vé ilaidama sa efa manomana ny fiarovana azy i leader price !!!
Mahagaga ihany ny fahagagan'ireo gaga hoe mangala-bato izay mangala-bato. Tamin'ny présidentielle anie efa nanagala-bato ry zareo e! Tamin'ny legislative anie efa nanagala-bato ry zareo e! Ary tsy nanaiky mihitsy ry hoe nangalatra. Aza mitory izany fa azo raisina fa tsy mitombona no hazonareo. Ovay ny tolona, tsy mandaitra intsony ny fifidianana, mitadiava tolona hafa hanavotana ny Malagasy.
@@lovarajohnson133 zah ko mba gaga fa tsy manolotra kandida ianao lazain'ny tgv fa matahotra fifidianana,manolotra candidat indray dia hanaovana izao ratsy au maximum izao.heverin'ny tgv fa azy irery i Madagasikara ka izay tiany hatao rehetra dia ataony avokoa ary tsisy tahotra,tsisy henatra
Troupeaux 🐕 Oranges TGV fa zatra mangalatra harenam-pirenena, sy Vato fifidianana safidim-bahoaka, fa tsy mila troupeaux TGV na Oranges zahay vahoaka rehetra eto Toamasina. Zay
Ilay ramatoa lalatiana kosa efa lany andro e ! Mitady café maraina fotsiny sisa .
Merci m le député Roland Ratsiraka,il faut jamais baisser les bras, il faut aller jusqu'au bout,bon courage, on a en assez avec ce regime pourri.
aina very maina izany kitoritory izany fa tsy hahazo rariny eo izany nareo e.efa mazava ny voalazan'ny dir cab ceni Fanahimana T fa ny président bureau de vote ihany no valider fa ny ankoatra izay tsisy dikany.mahereza ianareo fa ny Malagasy dia mpiatsaravelatsihy,matin-kanikely fa tsy mijery ny hiafaran'ny taranany.
Mampahery Anao honorable Ratsiraka Roland, mahereza hatrany tanindrazana malalantsika jiaby madagasikara .Masina ny tanindrazana
Droit anareo ny manao Confrontation fa tsy "hangatahana" tompoko. Io CENI io dia fitaovam-pamotsiana an'ny fanjakana ny Lainga sy Halatra rehetra
Mahamenatra
Ataovy mamay mihitsy ceni reo fa mivaro mpanahy s Maty bola
Foano ny CENI fa rafitra efa lany andro ary lasa fananan'ny mpitondra . Ny Tribunal Administratif no compétent amin'ny fifidianana manakaiky vahoaka . Fitsarana misahana ny ady atao amin'ny fanjakana io ary mamely azy fona ka tsy dia omen'ny fanjakana fitaovana firy . Fitsarana mitsara araka ny lalàna sy araka ireo porofo tonga eo ampelatanany io ary tsy mandtay baiko. Io ihany no toky farany . Mahereza daholo
efa fatatra mialoha daolo zany : tsy fanaran dalana, ceni tsy mahaleo tena, ordoñance, sns, tahaka ny tam presidentiel sy depute iany io. mody mitabataba fotsiny nareo milaza ho panohitra. hitaky confrontation, de hitory. efa fatatra mialoha koa fa tsy hahomby ny fitoriana. hetsika hafa atao raha hanongana. ary olona hafa mintsy no azo itokisana tsy aminareo candidat ''panohitra'' ireo na de iray aza.
aleo ande etapes mintsy , hita eo ny tohiny ;;;;
Itô ny fanalavana CENI = Commission Électorale Nationale INDÉPENDANTE. Mahaleo Tena. Tokony antsoina hoe CEN dia vita
Ra ny fitorina atao aloha de tss vokany fa oe fanarandalana de zay nga fa aleo mihady hoany fahamarinana TSS manaiky anizao kosa ee
Ny CENI nga maleho tena ee? Voavidy vola nge reo ai fa aleo tsarainy vahoaka mangina daholo izy mianakavy ra zao fogna ny eo
Valin'ny fitoriana ,??????
"Izay mitambatra vato, izay misaratsaraka very vato" hoy ny ohabolana somary nendasina kely.
Lohary any @ misy azy any ireo olona nangalarimbato ireto, dia ataovy fitsarambahoaka. Point barre.
ATAOVY TENY FRANTSAY + TENY ANGLISY IREO RAPPORT VOALANY PASTEUR + RAVOLOLOMANANA
Maintymainty hatrany n'y zavatra miseho amtony oataota tony
Fa ino mbola andrasana fa tsy tonga dia mitory e
Aiza madainga les a
Fa manino tsy tonga dia nalefa avy hatrany n'y fitorianao fa mbola be vava eto e
Ovina mo nareo no ts nitabataba fa aiza ihany eeee
🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣
Fa angaha tsy naazo copie ny PV ianareo no hoe CENI no mangalatra e? Azo atao confrontation ne zany e.
🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣😂😂😂😂
Fitsarana aiza no hametrahana reo zany fitoriana zany e???? Fitsarana=ceni=fanjakana !
Tsy tehomenatra eo imasombahoaka oe ef efa tsy tiamnahoaka tsony ianao etsy Tamatave de milaza fa mpangalatra n'y hafa
Aza manonofy ô!mpitsara efa any ampaosiny cedric vazaha ttasy ireo.
Io oaa tsy hiisy vokany zany fa efa nihinana vola bé.
Ssssssshhhhh ,tsy ahita vahaolana @ izany hametraka fitoriana izany nareo fa volomboasary dhl anie no ao e!!! Ataovy @ maha mety azy rhf hanao ihany.