Raha mahavita anaovana frais ny Malagasy rehetra mankany an-danitra ny vidiny de mety izay. Aleo tonga de ho any a Paradisa aby ny Gasy fa ela nijaliana lotra.
Ny ahiako dia mety Madagasikara efa fripy na second hand io hirian'ingiahy mpanambola indrindra erantany ho bakoina io. Izany hoe mety efa lafo sy efa fananan'olon-kafa ilay nosy fa isika tsy naharaka ny fandehan-javatra. Marina fa sahirana ny maro amin'ny gasy saingy maninona no tsy ny townships ao Afrika Atsimo izay firenena nilatsahan'ny tavoniny izay feno fahantrana no hanehoany ny herin'ny volany na halaminy aloha. Sa mainty hoditra ny 99,9% ny mponina amin'ireo townships ireo ka tsy mahataitra an'ingiahy mpanambola indrindra erantany. Mitady hañano mpamositra lava tsiko ingiahy zañy, mahavita ny an'ny hafa fa tsy mahavita ny an'ny tèñany ;-). Enga anie ka tsy ho varotany ohatry ny mivarotra tesla ny malagasy tsirairay izay taraiky eto ka haondrany etsy sy eroa ohatry ny nanondranan'ny mpanjaka fahiny sy ny ankehitriny bwa de rõzy. Aza mahavoa ny ovy ny angady!!! Rediredin'ireo sôsialista mediatika ity resaka ity fa i POTY 2024 tsy hanao an'izany na dia maro aza ny zavatra heverin'ny olona fa mety ho vitany.
Fa firy moa ny Malagasy manana tany midy "titre", tsy maninona isao hatr@ "karatany" e!, fa any @ ry Hasnen, Akbaraly,... sy ny taranaky ny colon ny "taratasy fananan-tanin'i Madagasikara" raha hamaly ilay fanontanian'i Olombelo Ricky hoe "any amin'iza moa ny kadasitr'i Madagasikara"?
c'est une bonne idée non? mieux , qu'est ce que vous en pensez ? Elon Musk à 400 000 000 000 Milliards de dollars , il peut l'acheter madagascar je suis sûr que d'ailleurs, il sera inarrêtable.
Certains pensent qu’Elon Musk enverra de l’argent pour acheter Madagascar. Il n’existe aucune preuve ni aucune nouvelle officielle à ce sujet. Ne mentez pas et ne partagez pas de fausses informations, rappelez-vous que la vérité est la vérité. Misy olona mihevitra fa Elon Musk dia handefa vola hividianana an'i Madagasikara. Tsy misy porofo na vaovao ofisialy momba izany. Aza mandainga na mizara vaovao tsy marina, tsarovy fa ny fahamarinana no manan-kery.
Dia tena mampalahelo fa mandaitra @ tsaho ny Malagasy. Dia aza gaga raha voasambotra indray ny namoaka io tsaho io. Dia tena vendrana minomino foana ny Malagasy
ho itanao eo fona izy fa lazao hoe tsao hoe.. nga itanao ny fiodin zany zavatra izany .. tsoa hoe tsy mahalala an i lava nify, lasa izy tsy mverina intsony izy nga ntsy efa manana trano sy banky any dubai
Aleo amidy any mihitsy ry Mr Koto fa tsss! Mba misy bolongambola hita maso sy azo tsapaintanana @ zay ary mba samy mahazo sitrany ahay mba misy frais ataoko lankany Suisse, Allemagne, Canada,sns ...
Tsy voatery io mpanambola io no hanandevo antsika tompoko , fa isika samy isika no manao izany toetra izany ! Hatramin'izay naha - Malagasy Madagaskar araky ny tantara , isika dia efa toerana niadivam- barotra , koa izay mahatonga antsika voazanaka ary mbola ho zanahina , satria isika dia tsy mbola firenena mahaleo tena izany , fa zatra ampina lalandava ! Ary tena hita tokoatra ny toe- tsaintsika , indrindra ny maro dia misy toetra ! Koa izay ilay toetra ratsy izay no tokony hovantsika tsirairay , raha tsy izany dia eto ihany isika Madagaskar ity ! Tsara ihany ny manaraka tantara , fa vitsy @ ntsika Malagasy ny manome lanja ny tantara , fa ny vola sy ny hanina androany dia androany no ao anatin'ny sain- tsika Malagasy maro ! Koa mirary soa ho antsika tsirairay ho tonga saina , mba ho hatsapa : fa inona marina no mahatonga ny fahantrana nefa ny isika eo ambonin'io harena io ! (Ambava homana < ampo mieritreritra) Masina ity Madagaskar
Ny Vahoaka Malagasy tsy te hivarotra Tanindrazana, fa hitranga izany refa hamoaka didy ry Berebareba milaza fa mpahay ny lalàna fa ho amidiny Madagasikara, de ny Bebaoty hamoritra sy hisambotra izay hanohitra an izay !!
Resaka adala koa ny anity fa alao hiomehezana fotsiny fa tsy hisy na ovina na ovina mihitsy izany fa aza akadalaina ny sainy Malagasy fa enao tsy tafody dia mirediredy
Marina hoe manambola izy fa sarotra be izany e, na dia vendrana araky ny filazanareo ary ny gasy, ny gasy dia tsy anaiky an'izany velively!! Resaka nga ka atao...
Rehefa mitapy Ilay rangaha ity Dia, n'y mety aminao Dia miditra any @ny adala,fa rediredy lava izao,izay vaova tsy mitombona n'a amboariba rehetra izao Dia ahely sy irediredena. Iakahy no tena anisan'ireo gasy vendrana aty ivelany
Non c’est pas les États Unis qui achètent donc il n’ont ferra pas partie Madagascar n’est pas un pays pauvre non au contraire c’est un pays riche mais le problème c’est que c’est notre gouvernement qui le rend pauvre et je suis pas entièrement d’accord qu’il milliardaire achète mon île et il en ferra ce qu’il veut.
@kanan1845 - Comme tu n'as pas de milliards de dollars pour sauver ton pays. Aide Koto au moins le vendre à Elon Musk. Comme ça, même si la grande île ne fera pas partie des État Unis, elle sera parmi des États Vendus, KKK...
Hovidiany @ i ANR sa ho vidiany @ dry Fatsourally?? Satria ra ny hevitry ny vahoaka Malagasy dia efa tsisy valerany intsony fa itsakitsahin' ry HCC isaky izay mihetsika!!
Resaketotra be sady lainga daholo zany e ✌️✌️✌️🇲🇬🇲🇬🇲🇬
🤔 Tena hevitra tsara. Zah koa acheteur raha atao vente aux enchères. En avant ! 👍
Za indray no menatra sady malahelo aho😪😪☝️☝️🙏🙏🙏
Afabaraka Madagascar afabaraka vahoaka malagasy vita tantara zay mahavohaza vahoaka tsy miheritreritra
Mety zan eh 😂
NDRII, ZAO SISA LE TANINDRAZANA LE!
zah manokany tsy manaika anizany ,sady tsy foihiko avidy tanindrazako na dia mahantra ,razambeko reraka niady anio,aleo filoha io esorina eo.
C'est pas une mauvaise idée déjà avec un président comme Andry on n'est pas sur de progresser
Je suis entièrement d'accord dia varotana 1 euro symbolique @ izay pas de jaloux tsy misy ho zaraina izany fa mampiady fotsiny 😂😂😂
Afa -baraka koa !😊😊
ALEFASO MIARAKY@ ANDRY RAJOALINA MARARY SAIGNY IGNY FATSIMILA ANAZY
Ho vidin olona fa mahantra loatra 😂😂😂😂
Raha mahavita anaovana frais ny Malagasy rehetra mankany an-danitra ny vidiny de mety izay.
Aleo tonga de ho any a Paradisa aby ny Gasy fa ela nijaliana lotra.
Aza mitsaho eo koa e, mba misia jery reolo o
Nareoa aza any an-dafy vao lava lela,fa maninona raha tenaenjana Dia nijanona teto an-tanindraza fona tahaka anaty?
Ianao any andafy fa Zay zany hipetraka any àndanitra
Misia jery mbola tsisy izany teto antany
Asiko zany hahahahahhz
😂😂😂😂 ho soa raha toy
Ny anjaran'ireny voavidy fotsimbary sy koveta ireny no amidy dia asaina mifindra firenena zareo : D
El❤n Musk 💪
tinao ve Elon musk ?????? enao io mitsy no anenina voalohany tadidio ny teniko ity
Sorry, I'm not from this country, like U. I like Elon Musk and support him since @FetraMariange
Ary de tena mahafaly anao mihitay le izy.
TSY problem za anisany maneky
D falifaly mihitsy ianao milaza, an'izany ohatran'ny hoe milaza vaovao mahafaly
Efa tsy Tonga saina intsony ireo koto a
De iza no voalaza ao anatiny c.j fa tompony 😂😂😂 ODOIE...
Ny ahiako dia mety Madagasikara efa fripy na second hand io hirian'ingiahy mpanambola indrindra erantany ho bakoina io. Izany hoe mety efa lafo sy efa fananan'olon-kafa ilay nosy fa isika tsy naharaka ny fandehan-javatra. Marina fa sahirana ny maro amin'ny gasy saingy maninona no tsy ny townships ao Afrika Atsimo izay firenena nilatsahan'ny tavoniny izay feno fahantrana no hanehoany ny herin'ny volany na halaminy aloha. Sa mainty hoditra ny 99,9% ny mponina amin'ireo townships ireo ka tsy mahataitra an'ingiahy mpanambola indrindra erantany. Mitady hañano mpamositra lava tsiko ingiahy zañy, mahavita ny an'ny hafa fa tsy mahavita ny an'ny tèñany ;-). Enga anie ka tsy ho varotany ohatry ny mivarotra tesla ny malagasy tsirairay izay taraiky eto ka haondrany etsy sy eroa ohatry ny nanondranan'ny mpanjaka fahiny sy ny ankehitriny bwa de rõzy. Aza mahavoa ny ovy ny angady!!! Rediredin'ireo sôsialista mediatika ity resaka ity fa i POTY 2024 tsy hanao an'izany na dia maro aza ny zavatra heverin'ny olona fa mety ho vitany.
sans probleme mety be !!!
Aleo hamidio oh
Zany mihitsy
Zaha maloha koto tsy pour tanindrazagna naha ambidy zegnay na pays pauvre, sérieux!!!
enao tsy pour fa ny filoham pirenenano possible ivarotra anzany kou
nga misy irarainy anao?
Bjr Koto,hamidy @ bongadiny sa @kilao,sa arakaraka ny taona tsirairay avy?
Fa firy moa ny Malagasy manana tany midy "titre", tsy maninona isao hatr@ "karatany" e!, fa any @ ry Hasnen, Akbaraly,... sy ny taranaky ny colon ny "taratasy fananan-tanin'i Madagasikara" raha hamaly ilay fanontanian'i Olombelo Ricky hoe "any amin'iza moa ny kadasitr'i Madagasikara"?
NY AMPAHANY MARO MISY HARENA ANIE EFA LAFO DAHOLO E DIA ALEO AMIDY ANY SAO MBA SAMY MAHAZO DAHOLO FA TSY NY SASANY IHANY HAHAHAA LOOOOZA
ÔTRANY METY AN? AMIDIO ANY AMZAY FA MADAGASIKARA EFA TSY AVOTRA ITY INTSONY ??? FA ATAOVY MAHAZO DAHOLO, @ ZAY TSY MILAHATRA KOVETA SY VARY TSINJO ARY RANO @ BIDÔ TSONITSONY. MERCI ANY ELON MESKA STARLINKY IHANY ALOHA E. ALEO OMENA AZY TOY IZAY POTIKA TANTERAKA ETO. (OMEO NASIONALITE MALAGASY I MESKA DIA ALEO IZY NO HO FILOHA REHEFA SAMY HO ENTIMBAZAHA IHANY)😅😅😅😅😅😅
Afambaraka
Tsara kosa zany
Tonga d alefaso e, mahazo ohatrinona avy ny Malagasy par tête alo
c'est une bonne idée non? mieux , qu'est ce que vous en pensez ? Elon Musk à 400 000 000 000 Milliards de dollars , il peut l'acheter madagascar je suis sûr que d'ailleurs, il sera inarrêtable.
Ny anay ny taninay tsy amidinay izany na hisy inona aza ,mahazo mivarotra ny hafa fa ny anay tsy amidy !
Loza be zany koto 😢😢😢
Vita Madagascar ty mampalahelo 😢😢
Marina tena mampalahelo 😢😢
Certains pensent qu’Elon Musk enverra de l’argent pour acheter Madagascar. Il n’existe aucune preuve ni aucune nouvelle officielle à ce sujet. Ne mentez pas et ne partagez pas de fausses informations, rappelez-vous que la vérité est la vérité.
Misy olona mihevitra fa Elon Musk dia handefa vola hividianana an'i Madagasikara. Tsy misy porofo na vaovao ofisialy momba izany. Aza mandainga na mizara vaovao tsy marina, tsarovy fa ny fahamarinana no manan-kery.
Dia tena mampalahelo fa mandaitra @ tsaho ny Malagasy.
Dia aza gaga raha voasambotra indray ny namoaka io tsaho io.
Dia tena vendrana minomino foana ny Malagasy
ho itanao eo fona izy fa lazao hoe tsao hoe.. nga itanao ny fiodin zany zavatra izany .. tsoa hoe tsy mahalala an i lava nify, lasa izy tsy mverina intsony izy nga ntsy efa manana trano sy banky any dubai
@mathieu25Andria25 😂😂😂😂😂
Io minomino foana io no tsy nampivoatra.
Anga tsy hiandry an'i jesosy indray. Lasa i Musk indray izany no jesosy vaovao?! 🤔 😂 😂 😂 😂 😂 😂 😂 😂 😂 😂 😂 😂
Aleo amidy any mihitsy ry Mr Koto fa tsss! Mba misy bolongambola hita maso sy azo tsapaintanana @ zay ary mba samy mahazo sitrany ahay mba misy frais ataoko lankany Suisse, Allemagne, Canada,sns ...
ko ra tsy anla sy koto rery izy ty ko. maivan-doha
😂😂 tsy ekeny Macron zany e!
w😂w, this country can be purchased anytime and within a day
Fa amin'iza aloha no vidiana e, iza no mandray ny vola ? 😂😂😂
Vidiny mpanampola io de ataony adevo daholo gasy aveo
Tsy voatery io mpanambola io no hanandevo antsika tompoko , fa isika samy isika no manao izany toetra izany ! Hatramin'izay naha - Malagasy Madagaskar araky ny tantara , isika dia efa toerana niadivam- barotra , koa izay mahatonga antsika voazanaka ary mbola ho zanahina , satria isika dia tsy mbola firenena mahaleo tena izany , fa zatra ampina lalandava ! Ary tena hita tokoatra ny toe- tsaintsika , indrindra ny maro dia misy toetra ! Koa izay ilay toetra ratsy izay no tokony hovantsika tsirairay , raha tsy izany dia eto ihany isika Madagaskar ity ! Tsara ihany ny manaraka tantara , fa vitsy @ ntsika Malagasy ny manome lanja ny tantara , fa ny vola sy ny hanina androany dia androany no ao anatin'ny sain- tsika Malagasy maro !
Koa mirary soa ho antsika tsirairay ho tonga saina , mba ho hatsapa : fa inona marina no mahatonga ny fahantrana nefa ny isika eo ambonin'io harena io !
(Ambava homana < ampo mieritreritra)
Masina ity Madagaskar
Gouvernemanta tsisy ilavana azy io Koto a...
FANABATIANA AN' TY BEWERAWERA TY ANIE ZANY FA TY MIHINTSY NO OLONA EFA MATY ERITRERITRA
Koto any ivelany,tsy mahazo vola izany e😊😊😊😂😂😂😂
Iza no handray ny vola vidiny hono zany ? 😁
tsy enao aloha ka hahahahha
@mathieu25Andria25 ka izay mantsy, Iza irery hono moa zany no mety milaza azy ho tompon'ity Gasikara ity tokoa ka efa nanomboka nivarotra azy tsimoramora teto ?
Tsy izaho tokoa aloha e ! 😁
Sanatria sao dia efa lafo? Iza no nandray ny vola 🤔
Manahy aho 🙈🙈🙈😱
Fa ankamantatra, iza ary no hiazakazaka hitondra taratasy hivarotra any oooooohhhhh? Angano angano arirarira sa angano angano ariary ariary
Atao référendum de ande ny mic mac😂😂
Tena mampalahelo
Aleo vidiny an'i mba hanankarena zahay mahantra ato
De potika tanteraka Mada
Zay vao zah tena malahelo sady marary ,razambeko reraka niady taloha ,nefa zao ny afarany atony rajeolina merina tsy manjary ingy.
Zfd bro !! Tsy ny merina rehetra no miray hevitra @ le ANR iny !! Ary tadidio koa fa misy avy any @ faritra mpomba sy miara miasa @ny !! Donky lojika fa Mpomba Rajhell (misy 18 foko) , ary ny manohitra ny fanjanahatany vaovao dia misy 18 foko koa !!
@falyjulliardranaivo2520 zah tsy miteny merina rehetra ,fa Rajoelina merina tsy manjary mampahantra firenena ,côtier nitondra teo taloha ,tsy kara io Madagascar ,birau retraretra feno merina miasa nefa mihao mahantra fona Madagascar iza no tena kanosa tsy iazay mampahatra firenena.
Zao koa manek amizay 😅😂
Aleo ho vidiny agny rah mbola ts lafo nikepohany rajoely sy ny devoliny
KOTO A
AZA MITENY RATSY INTSONY FA EFA NAHITA NY TANY AN DANITRA E
Ataoko angamba fa tsy hivarotra tanindrazana ny Malagasy
efa mandeha tsikelikely ny varotra ka
Ny Vahoaka Malagasy tsy te hivarotra Tanindrazana, fa hitranga izany refa hamoaka didy ry Berebareba milaza fa mpahay ny lalàna fa ho amidiny Madagasikara, de ny Bebaoty hamoritra sy hisambotra izay hanohitra an izay !!
👌@@falyjulliardranaivo2520
Aleo ihany samy hitsipozipozy eto alo fa tsy poinsaaa, tsy voazara y loniny eo io fa hoenton'er zala mitsôka ambadika any sss koo
Mety amiko zan Koto aa, aleo ho any sad lery ko mlay
Resaka adala koa ny anity fa alao hiomehezana fotsiny fa tsy hisy na ovina na ovina mihitsy izany fa aza akadalaina ny sainy Malagasy fa enao tsy tafody dia mirediredy
Zavatra efa hita miparitaka be ato izany matoa misy io efa mikonokonona hivarotra anio ankolaka ary zalahy ireo
Asakizay mino anizany fa izaho manokana Kalo tsy mino anizany 100 %
Marina hoe manambola izy fa sarotra be izany e, na dia vendrana araky ny filazanareo ary ny gasy, ny gasy dia tsy anaiky an'izany velively!! Resaka nga ka atao...
Dia ialahy ve ry Koto mbô haka ny anjara volan'ialahy ihany koa?? 😂😂
😂😂😂😂😂😂
Ajanony oa le bozaka
Rehefa mitapy Ilay rangaha ity Dia, n'y mety aminao Dia miditra any @ny adala,fa rediredy lava izao,izay vaova tsy mitombona n'a amboariba rehetra izao Dia ahely sy irediredena. Iakahy no tena anisan'ireo gasy vendrana aty ivelany
Aza maniry loza re ry Koto a ,manambola izy fa Toa hoe Paris 7 eme hono hoe no revin leiry .
10milliards plus nationalité Allemand ou autre de efa mety eh!!
Musk, un miserable...
😅
Mapime ko koto ty za manaiky rehefa tsy frantsay aleo vidiny any mety tsara
Ye, fera partie des Etats-Unis après.