Miala tsiny tompoko , tsy mihomehy ny voa , fa maninona no tsy efa alohan'ny fahavoazana ho tonga , no tokony tonga saina @ fanaovana fisehosehoana t@ fotoana mêrçie President ! Mino fa tsy tongatonga hoazy ny fisehoan- javatra toy izao! Mety manadino ny taon- dasa tsy tsaroana ity olo ity ! Hafatra hoan- tsika Malagasy tsy ankanavaka tompoko , fadio ny manao fahotana be vava eto ambonin'ny tany , fa asehony anao tsara ny sazy mandrapahafatin- tsika tsirairay tompoko ! Na dia izany aza, mankahery ny efa tratra , ary mampitandrina ny mbola tsy tratra , koa hento moramora avao ny fiainana , fa izao no ihafarana ! Masina ny Tanindrazana tompoko !
Ianao Mamy gotso no mahalala sy mahatsapa fa VOAHITSAKA NY FAHAMENDREHANAO.... Fa ny olona sasany omena koveta sy jiron'akoho DE TSY MAHATSAPA AN'IZANY INTSONY.
Milaz'izy f'tsy maintsy mabdroso ny firenena, k'a faha- firy @ laharan'ireo firenena afrikanina mandroso ary no nasiany an'i Madagascar e I Comores ,Maurice, Seichelle aza tsy mahantra noho i Madagascar @ zao Dia ny tegña rô no menatse
Izany izy hoe Ampefiloha, koa inona indray. Efa lasa tsy mahay teny gasy ny olona sa ahoana? Faritra iva ka tsy natao ho fonenan'ny olona izany Ampefiloha sy ny manodidina izany tompoko. Ny Ampefiloha rateo efa anarany fotsiny satria tsy hita intsony izay fefiloha tokony hisy sy hiaro amin'ny ny tondradrano. Misy dikany daholo ny anaran-tanàna fa tsy zavatra nisinisy fahatany. Hajao ny herin'ny tany sy ny zavaboary raha te hiaina finaritra sy milamina miaraka aminy ianao. Ilàna fanjakana ve ny hilaza sy hanazava fa ny faritra iva dia tsy natao hanorenam-ponenana MANDAVANTAONA raha tsy mbola nisy fampiakarana na fanajariana mifanaraka tsara amin'izany. Ny rano no tena tompontany raha ny faritra iva no resahina. Hajao ary mahaiza miara-monina amin'ny tena tompontany dia hiadana sy ho sambatra ianao! Ny mety ho hadisoan'ny mpitondra fanjakana nifandimby angamba dia ny namela ny olona hipetraka sy hanorom-ponenana malalaka sy ara-dalàna eny ambany tanàna rehetra eny, nefa tsy nandray fepetra mialoha manoloana ny fisiana ara-boajanahary misy eny. "Nemo auditur propriam turpitudinem allegans" = "nul ne peut se prévaloir de sa propre turpitude" hoy ny ohabolana vazaha, izay natetika nampiasain'i Deba tamin'ny fotoanandrony.
MBA nameno posy NY mpitondra rehetra teo fa Ty tena ....Io ampefiloha Io tam nototorana d tokony mitory ahavo tam Io ampatsakana Io NY ahavon Tany zany hoe EFA nisy nameno posy KOA zany tam andron Tsiranana d zao d tsy misy solution foana sssshhhh....!!!
Tsy i Mamy Gotso irery ihany ,fa ny vahoaka malagasy rehetr'izay tsyv tia maizina an'io fitondrana manala- baraka ny vahoaka malagasy sy ny firenena
courage fa tena zao refa lay gasy tia vola lotra mahazo ,tsis etude, rien, evacuation aza tsy hay oe aiza makaiza , olona tsy manjary
Merci prizinda e! Misolelafa fahatany foana e. Inona zao no nataon'io fitondrany io taminareo nihogahoga ireny? Tsisy lety e!
Elah aza niaraka t@ io fitondrana io t@ tetezamita ko. Zakao ny vokany
Miala tsiny tompoko , tsy mihomehy ny voa , fa maninona no tsy efa alohan'ny fahavoazana ho tonga , no tokony tonga saina @ fanaovana fisehosehoana t@ fotoana mêrçie President ! Mino fa tsy tongatonga hoazy ny fisehoan- javatra toy izao! Mety manadino ny taon- dasa tsy tsaroana ity olo ity ! Hafatra hoan- tsika Malagasy tsy ankanavaka tompoko , fadio ny manao fahotana be vava eto ambonin'ny tany , fa asehony anao tsara ny sazy mandrapahafatin- tsika tsirairay tompoko ! Na dia izany aza, mankahery ny efa tratra , ary mampitandrina ny mbola tsy tratra , koa hento moramora avao ny fiainana , fa izao no ihafarana ! Masina ny Tanindrazana tompoko !
Nga indray tsy merci président
😂
Fidio avao koahy i rajoelina
5ans de mbola hisy 5+5+5+5!!!! De omeko koveta kely de mangina daholo ny vava de mbola merci presida kkkkkkk !
Courage raz😊oky
Ianao Mamy gotso no mahalala sy mahatsapa fa VOAHITSAKA NY FAHAMENDREHANAO.... Fa ny olona sasany omena koveta sy jiron'akoho DE TSY MAHATSAPA AN'IZANY INTSONY.
Courage
Manodiavanareo fa tsy rariny !!!!
Mijaly mitsy isika gasy K !!!!
GRAVES
Miareta avao koah frère fa misy zokinao amy Madarail ao,, courage
Marigny. Ninao. Mon frère.
Tena mampalaelo Marina enao Mamy got so Fa calme iany e,
Mba tokony tsapan dry zareo mahazo olona zany , fa raha @ toeranareo vé tantinareo ?
Moramora avao kw zoky be Gotso e
Tena fitondrana tsisy ilavanazy 😢
Vakio ranga fa tsy rarina tsony kosa à
Milaz'izy f'tsy maintsy mabdroso ny firenena, k'a faha- firy @ laharan'ireo firenena afrikanina mandroso ary no nasiany an'i Madagascar e
I Comores ,Maurice, Seichelle aza tsy mahantra noho i Madagascar @ zao
Dia ny tegña rô no menatse
Tena mampalahelo kosa 😢
Ô Mamy Gotso, anao mihitsy ndrô premier plan nametraka laolo io t@ 2009, boka eo t@ 2018.
Izy koa tsy mahavoa anao kara io fahasahirana, anao tsy mety tonga jery.
Mahereza fô anao fa izao anao vao tratra, 80% ny Malagasy iaby efa kara io isan'andro vaky.
Asa, ino soso-kevitrao amin'ny raha kara ity? Mbô "Merci Prezidà" fô?
MIERITRERETA MITSY NAREO FITONDRANA TIA TENA LOATRA TSY RARINY IZAO EEEE!!!!!
TSY FAHITA TANATIN NY 65 TAONA ZAO AN!!!!
aia i DEPUTE Hanitra AMIN'IZAO... MAHEREZA lahy e 😢😢😢😢😢
Mahereza !!!
Tena maharikoriko be mitsy kosa lo e,
Ento mora re, nareo no nametraka an'io fitondrana io teo , mifindramonina eny Ambatobe , eny tsy misy rano miakatra. Merci qui ???
Izany izy hoe Ampefiloha, koa inona indray. Efa lasa tsy mahay teny gasy ny olona sa ahoana? Faritra iva ka tsy natao ho fonenan'ny olona izany Ampefiloha sy ny manodidina izany tompoko. Ny Ampefiloha rateo efa anarany fotsiny satria tsy hita intsony izay fefiloha tokony hisy sy hiaro amin'ny ny tondradrano. Misy dikany daholo ny anaran-tanàna fa tsy zavatra nisinisy fahatany. Hajao ny herin'ny tany sy ny zavaboary raha te hiaina finaritra sy milamina miaraka aminy ianao. Ilàna fanjakana ve ny hilaza sy hanazava fa ny faritra iva dia tsy natao hanorenam-ponenana MANDAVANTAONA raha tsy mbola nisy fampiakarana na fanajariana mifanaraka tsara amin'izany. Ny rano no tena tompontany raha ny faritra iva no resahina. Hajao ary mahaiza miara-monina amin'ny tena tompontany dia hiadana sy ho sambatra ianao! Ny mety ho hadisoan'ny mpitondra fanjakana nifandimby angamba dia ny namela ny olona hipetraka sy hanorom-ponenana malalaka sy ara-dalàna eny ambany tanàna rehetra eny, nefa tsy nandray fepetra mialoha manoloana ny fisiana ara-boajanahary misy eny. "Nemo auditur propriam turpitudinem allegans" = "nul ne peut se prévaloir de sa propre turpitude" hoy ny ohabolana vazaha, izay natetika nampiasain'i Deba tamin'ny fotoanandrony.
Omeo lala,omeo lala!!!! Niavy ry ano koahy...ry tompony koahy
Normal be ny atezeranao zoky mamy gotso, tsy misy olona mendrika hiaina amin'zao situation zao.
Fa reto mbola mandatsa no tsy azoko. Maninona ratsy loha otran'io ?
Tamin ity fitondrana ity io
Trano😂😂😂😂😂Nalika fivolananao azy😂😂😂😂
Mamy gotsou?ary ny firenena? Sy ny vahoaka malagasy eraky madagascar?mahantra tsisy ho sakafo?tsy jerenao?fa ny anao no fantayrao?
Tondra drano kosa tranony , normal raha tezitra , Sady mamparary io
😢😢
Mba grave koa koahy Zokibeko 😢 mahazo azo zao ra! 😢😢
FENO ZAVATRA HAFAHAFA😂😂
Nerao te ifidy foza
Raha tsy vokaikitra anie tsy Tonga S
Tandremo eeeee Sao rechute ! Aleo ataon olonkafa tolona
loza tena loza oaah
Tsiss rano mimenomenona misy rano mimenomenona na jesosy efa gaga oeh ino hatao mba tsy himenomenona intsony nareo
Sode Adala .
😂
MBA nameno posy NY mpitondra rehetra teo fa Ty tena ....Io ampefiloha Io tam nototorana d tokony mitory ahavo tam Io ampatsakana Io NY ahavon Tany zany hoe EFA nisy nameno posy KOA zany tam andron Tsiranana d zao d tsy misy solution foana sssshhhh....!!!
Mponina ampefiloha miraisa Hina hitaky solution illico presto
Ady foana vao mikarakara reo
Moramora MamyGots fa Sao marary EO asio fivoriampokontany faran haingana
Loza, loza,
Inona no hiasan' Madarail loha @ izany ltia a, raha misy ny mokondohan' elah ndana action direct atao fa tsy hoe mahay teny ratsy eee
Tena mampalahelo kosa 😢