Miarahaba Harifidy, Heninkaja ! Simba tanteraka ny soa tovina Malagasy ! Simba ny fanabeazana @ lafiny rehetra indrindra ny fampianarana ! Tsy izany ny priorité @ ireo mpitondra fany werawera, bling bling ! Novetavetaina ny fomba @ mpanao malagasy => ny maha-izy antsika Malagasy ! Marary ny fiarahamoniina mzalagasy ! Raha izany no izy ary, dia avelao ny vahoaka no hifidy en connaissance de de cause ! Fanontaniana apetrako @ nareo ry Harifidy sy Heninkaja : Moa ve ny mpitondra nisesy teo exemplaires eo @ lafiny fitondran-tena !???😊😊😊😊
Potika tanteraka tananarivo maloto maimbo feno jiolahy tsisy fandriampahalemana tsisy mikarakara manjaka ny vono olona etsy s'y eroa ny alatra sy fandrobana Misy fanjakana ce eto madagascar ??
Manahy aho fa ho ataon'i jirama ou plutôt des salopards fakam bolam panjakana ity orana ity na voajanahary aza dia lazaina hoe ry zalahy no nandatsaka azy
Ka ny Firenena Malagasy Mihintsy no Efa Bokan-trosa izao Tontolo'izao é !
Mibaby trosa ny Taranaka faraman-dimby n'ny Zanaka Malagasy ,
Hatramin'ireo mbola tsy Tonga Etian-Tany Akory Atramin'izao,
Mbola tsy torotoronin'Akory Ao Ankibon-Dreniny,
Fa fotsiny hoe Malagasy enao mbola hiteraka ?
dia efa Saino Tsara fa Hibaby ny Trosa ireo Pisam-bola na Paka-vola A@n'izao Firenena Rehetra Eran-tany izao izy Tompoko ô !
NY Trosa Alain' izireo A@n'izao Firenena Rehetra Eran-tany izao,
No ho Baben'ny Taranaka Malagasy , indrindra ireo vahoaka Malagasy madinika Maro Anisa Tsimba Manam-pidiny Tompoko ô !
Miarahaba Harifidy, Heninkaja ! Simba tanteraka ny soa tovina Malagasy ! Simba ny fanabeazana @ lafiny rehetra indrindra ny fampianarana ! Tsy izany ny priorité @ ireo mpitondra fany werawera, bling bling ! Novetavetaina ny fomba @ mpanao malagasy => ny maha-izy antsika Malagasy !
Marary ny fiarahamoniina mzalagasy ! Raha izany no izy ary, dia avelao ny vahoaka no hifidy en connaissance de de cause !
Fanontaniana apetrako @ nareo ry Harifidy sy Heninkaja : Moa ve ny mpitondra nisesy teo exemplaires eo @ lafiny fitondran-tena !???😊😊😊😊
Potika tanteraka tananarivo maloto maimbo feno jiolahy tsisy fandriampahalemana tsisy mikarakara manjaka ny vono olona etsy s'y eroa ny alatra sy fandrobana
Misy fanjakana ce eto madagascar ??
Tsy rariny loatra izany
Manahy aho fa ho ataon'i jirama ou plutôt des salopards fakam bolam panjakana ity orana ity na voajanahary aza dia lazaina hoe ry zalahy no nandatsaka azy