J'adore son nao hatraminizay sauf ity ray ity satria mampatsiahy anilay hira drako hely hoe tsy mila mandalo école vao tafita.izao ianao ndray no milaza na tsy misy diplôma.somary hafahafa aminy sofina lay izy.satria mou public izy ty dia je me permet de donner mon opinion et cela n'engage que moi bien sûr
Samy manana ny fandraisany azy marina ny olona fa ny fazahoako an ny le hira aloha dia manome courage an ny olo rehetra izy mba hiezaka na dia tsy manana diplôma aza fa tsy midika izany fa hoe tsy ilaina ny fianarana fa ny olona rehetra tsy mitovy misy ny manana diplôme afaka nianatra misy ihany koa ny tsy nisy possibilité nianatra dia manome courage ny olona izy hiezaka na tsy mana diplôme aza fa tsy ho kivy hipetrapetraka fontsiny @ zao
@@karinaiarimalala9577 dia zay lay izy eh.samy aminy fandraisany azy dia public ny eto izy artista afaka mamakafaka zay hevitra tiany hambara aby ny manampanahy
Ça donne des pensées positives 🥰🥰💐🙏🙏💪 tafa zaho.tafa zaho.tafa Zaho❤️
Merci Shyn pour la chanson manome motivation be mihintsy....
👍Zay Zoky lah mety mints le afatra namenw rdv millioner💸💸
Milay eee
💪💪💪💯💯💯💯💯💯🙏🏻Tsy maintsy tafa antsika Jiaby 🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻
Merci zoky be eeeee class marina
C'est du lourd, rendez-vous pagnarivo
Azalah eeee,tiako eiiiiinnnn...
Tsara hee magnifique merci ❤️❤️❤️
Rdv ampagnarivo 🤩
Tsy maintsy tafa ❤️❤️❤️
Tjr au top merci shyn👌😘
RDV mpangarivo tsy maintsy angy fo ty niany
Na tsy manana diploma ❤️😘😍
Merci ralahy fa ambony bé Morale amezany hira ty
Ambony morale fa tsy maintsy tafita antsika misy volonté sy Tsara fo ❤️❤️❤️❤️❤️ Merci Shyn 😍
raha marigna e
Tellement ça me motive a chaque fois que j'écoute ce chanson, merci Shyn
Wow tiako ai merci shyn 😗😗❤❤
🇲🇬🇲🇬❤️💐mon chanteur bien aimé
tsy maintsy tafa reeeee
Tsara loatra 🥺😍bravo agnao
Mankasitraka Zoky Lahy, voaray ny hafatra,
Merci 🙏 🥰 pas mal du tout, j'aime bien 🥰
Waouuu 😍😍😍❤️💕 merci Shyn.... Ça nous donne de la force zalah eeeee
Merci tsy tafa zah
Depuis les Comores 🇰🇲
Marign eeee ❤️❤️❤️
tiako ty ka.....❤🔥
ça motive vraiment ce son 💪💪💪 Merci Boss Shyn🙏🙏
arognay, tiako ay
J'adore 🔥❤😍
tsara e mila mihezaka antsika e
TSARA ANNN
MERCI🙏🏽✨
Top top 🔥🔥🔥❤️
❤️✌️
❤😘
👍👍
😇😍
RDV mpanarivo e
🥺🙏🙏🙏🙏🙏✅
NOFY+TANJONA=FAHOMBIAZANA
J'adore son nao hatraminizay sauf ity ray ity satria mampatsiahy anilay hira drako hely hoe tsy mila mandalo école vao tafita.izao ianao ndray no milaza na tsy misy diplôma.somary hafahafa aminy sofina lay izy.satria mou public izy ty dia je me permet de donner mon opinion et cela n'engage que moi bien sûr
Samy manana ny fandraisany azy marina ny olona fa ny fazahoako an ny le hira aloha dia manome courage an ny olo rehetra izy mba hiezaka na dia tsy manana diplôma aza fa tsy midika izany fa hoe tsy ilaina ny fianarana fa ny olona rehetra tsy mitovy misy ny manana diplôme afaka nianatra misy ihany koa ny tsy nisy possibilité nianatra dia manome courage ny olona izy hiezaka na tsy mana diplôme aza fa tsy ho kivy hipetrapetraka fontsiny @ zao
@@karinaiarimalala9577 dia zay lay izy eh.samy aminy fandraisany azy dia public ny eto izy artista afaka mamakafaka zay hevitra tiany hambara aby ny manampanahy
@@karinaiarimalala9577 Miombon-kevitry aminao zaho. Tsy hoe mandrisika olo tsy hianatra izy, misy olo tsy fidiny tsy tafianatra. Fa ny fiezahagna ho an' olo jiaby tsy ankagnavaka, na misy diploma na tsisy mba ho tafita andro araika akagny.