Vous avez entièrement raison jeune fille ! Aza mihaino ireo mpiatsara velatsihy na ireo miseho ho mahay miaina no manatsaina noho sasany. Courage à vous ! 🙏
Je rentre pas dans vos problème de famille je te comprends j'adore Claudine ta mère ,je suis avec toi je crois que tu es Mboty je te comprends tu as raison la douleur est encore dans le cœur je te comprends au moins ça sors dans ton cœur
ta raison fa io papa nao foana tsara izy nihinao adala izy io papa nao aza hariana izy pardonner izy c'est vrai anao malahelo , non tsy anao nagala baraka papa nao je suis d'accord marary ❤ nao 😢😢😢😢
Vraiment , c ' est très difficile à rèsoudre. D 'après moi , il vaut mieux que notre Roi papa Jaojoby a choisi une autre femme au moins ou bien il doit se réunir avec tous leurs gosses avant de fréquenter cette dame pour voir leurs opinions en vue de mettre les cas en place..En grossomodo., arrangez - vous convenablement car ici sur terre , c ' est un passagère, que Dieu vous protège , bènisse et donne tout de suite la solution pour abolir ces grands problèmes et prions ensemble pour eux....Que la paix soit avec vous ..... AMEN.
Manaona Kastia, Tena merci aminao fa tena marina raha teneninao zany. Ka ty jaojoby ty tsy magnaja tegna ar tena Mampalahelo ny raha ataony mampandoa na ny mieritreritra azy
Tena marina zany Madame Castia.
Rehefa tsy tiana ho hitanolo ny fiainana tsy publiena am fB ❤🥰
Vous avez entièrement raison jeune fille ! Aza mihaino ireo mpiatsara velatsihy na ireo miseho ho mahay miaina no manatsaina noho sasany. Courage à vous ! 🙏
Courage , Charline Jaojoby
Misaotra anao Mme. Castia , fahendregny sy deraigny , ary ho ela velogno ny olo magnome hery ny hafa toy izao !
Bonne chance !
Todiny zakainy jaojoby fa tsy hoanareo e,aza misahirana drako aby e 😊
Je rentre pas dans vos problème de famille je te comprends j'adore Claudine ta mère ,je suis avec toi je crois que tu es Mboty je te comprends tu as raison la douleur est encore dans le cœur je te comprends au moins ça sors dans ton cœur
Kkkk anao casita zalah ts tamy ai kkkkk😂😂😂 nagnino tenimbazaha ai 😂😂
Trop vrai
Mahereza fa agny mamanao miandry andreo roe janahary misy
ta raison fa io papa nao foana tsara izy nihinao adala izy io papa nao aza hariana izy pardonner izy c'est vrai anao malahelo , non tsy anao nagala baraka papa nao je suis d'accord marary ❤ nao 😢😢😢😢
izy tompiny nagala baraka tegnany alohany izy niaraka aminy manangy io izy tokony niheritreritra hoe karakory fihafarany ty resaka ty izokoa dry zanakany maharegny nouvelle ty
io resaka jiaby reo c'est pas la décision papa nao io fa voky fanafody sady tampeniny masony nataony vehivavy io maso bé tsy mahita draka tsy maharegny raha volagninolo izio nanjary mouton 🐑 volagniny vihavy io mihondriky draka mihadra tsisy raha hitany koa
Vraiment , c ' est très difficile à rèsoudre. D 'après moi , il vaut mieux que notre Roi papa Jaojoby a choisi une autre femme au moins ou bien il doit se réunir avec tous leurs gosses avant de fréquenter cette dame pour voir leurs opinions en vue de mettre les cas en place..En grossomodo., arrangez - vous convenablement car ici sur terre , c ' est un passagère, que Dieu vous protège , bènisse et donne tout de suite la solution pour abolir ces grands problèmes et prions ensemble pour eux....Que la paix soit avec vous ..... AMEN.
Ka nareo miditra fiainanolo io ve zany mba manakory koa fiainana nareo manino ts tantaraina satria samby aminy conazy
Manaona Kastia,
Tena merci aminao fa tena marina raha teneninao zany.
Ka ty jaojoby ty tsy magnaja tegna ar tena Mampalahelo ny raha ataony mampandoa na ny mieritreritra azy
Anao dindery ai, gn´ino volagninao, anao very jery, sary miteniteny frantsay fahatany !
Teny Vazah ...kkkk
Nata fijeriny manaingy hita mihintsy hoe elle est méchante
Marigny nihina castia
Mpalahelo vaivy zanany to tegna reraka ara- tsaina ara-panahy,ara-batagna .mila olo nampahery izy mais elle tous perdu.
Anareo tsy mahalala menatra, lany henatra, inona no hiraharahiny olona anareo fa izay hifajevonareo mianankavy eo, anareo tsy mba mahazaka ratsy @ fiainana otrany olon drehetra eto an tany dia lasa mivotra ngaingy imasom bahoaka ve no vaha olana aminareo ??? , ataony olona fiomehezana sy fanalana fotsiny pfff
Mahereza zanako mamela azy fa tsy fantany ny hataony marina ny anao fa reny zao sarotra
Tena marina e aza ampidirna ato ny vie privée tena marina
Marigny nihina zainy castia
NY MATY EFA LASA RAZANA
HAJAO NY SAFIDIN.I PAPANAREO
NY PAPA
PAPA IANY
MIVAAHA @ AMAMA IZAY EFA MILAMINA ANY @ RAINY.
Ts mba manja b mitovy @ i roseliane sy eusebia ty ramato ty tena mitovy b @ i jaojoby ts mila miteny akory zanany dia efa fantatra 😂