Amen ! Amen ! Voninahitra ho an’i Jesosy . Alléluia ! Misaotra Pasteur Tantely mizara aminay ny Tenin'Andriamanitra sy ny Fahamarinana . Ampianaro zahay Jesosy hanao ny Sitrakao . Fenoy ny Fanahy Masina izahay Jesosy mba hamoa voa mendrika ho Anao . Ampianaro hanetry tena mandrakariva izahay Jesosy . Amen ! Homba anao sy ny ankohonanao anie Jesosy , Ary ho maro anie no vokasiky ny teny . Amen ! Amen ! Shalom !

" Filazatsaran ' ny perte" . Oui. Amen
Mamela azy fa tsy fantany izay ataony. Amen ! Alléluia !
Merci pour l'enseignement. Pragmatique.
VONINAHITRA ho an'Andriamanitra irery ihany, mitomboa amin'ny fahasoavana hatrany zoky Tantely fa tena tsara be ny fampianarana.
🙏✝️🛐🇲🇬 🇱🇧
Voninahitra ho an'Andriamanitra irery Ivan amen
Amen mankasitraka Tompoko
28:27 je suis déjà consolée, gloire à Dieu, qu'il vous accorde encore sa grâce.❤️
Amen misaotra jesosy mankasitraka pasteur aminy fampianarana
Amen voninahitra hoany jesosy mankasitraka Pastera Tantely @fqmpianarana