Размер видео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показать панель управления
Автовоспроизведение
Автоповтор
Ay ve nisy an'izany sy izao tany e! Za zao vao naharaka an'izany kay. Inona moa izany fa tsy dia hoe omena anao ny mahereza...! Sa ve aaa.
Lehilahy tokoa hono tsy mety diso e! mbola marina ve io fiteny io fa izaho lehilahy manoratra dia manaiky fa misy tokoa fahadiasoan'ny lehilahy rehefa mandinika tsara. Voaray 'lay hafatra e!...
2019? tsara foana
Tena mankasitraka fa tsara be foana ny hira avoakanareo!ny taloha moa tsy lazaina intsony!tohizo foana fa misy hafatra ny hiranareo!tsy voatery zah,zah fona no diso!waoooouh! :) TIKO BE NY FORME ANAO MICKY!
Cc Mick tsarambe lehira fa merci mick
tsara loatra e..... mankasitraka tif à tif a.... ma-tif à tif forever
mlay ranga nreo anh...tiko b...ar eza ndrai jessie? 😘😊😊 mankafy aanreo fona zah
Go go go✨
Mars 2020...elles sont toujours au top! Bravo!
Toujours au top 🙏✨❤️❤️❤️❤️
Voatazonareo foana le style tif à tif e.. Ny gadonkira sy ny sora-dihy. misaotra e
Mbola henoko ihany na 2020
mlay nareo rakizy...mpakafy foana ny aty😍
aleoko tsy misy toizay endrikendrika lava izao 😁😁😁😁😁😘
tsara be le iz ry reto à. .J aime
Nangingina foana hatrizay, fanahiniako aloha tsy nitenyNandefitra foana izay ela izay , fitsapako anao nefa irenyDia niaritra teny aho dia niaritra fona, fa nararaotinao nefa izanyAleo ‘za hiteny f’izao ny fotoana, hitenenako farany hoeTiako hoe tiako ianao iny mba mandinin-tena amizayTiako hoe tiako ianao iny mba mandinin-tena amizayRef: Fa tsy voatery ‘za, tsy voatery ‘za, tsy voatery hoe ‘za foana no disoFa tsy voatery ‘za, tsy voatery ‘za , tsy voatery hoe ‘za foana no disoDia ‘zay hataonao , ‘zay hataonao, ‘zay hataonao foana no metyDia tsy maintsy hoe ‘za , tsy maintsy hoe ‘za raha tsy maintsy hoe ‘za foana no disoDia aleo ‘za amin’izaoFa tsy voatery iano foana ny marina, aleoko tsy misy , dia aleo ‘za amin’izaoAleoko tsy misy, toa izay hendrikendrika lava izaoMba niaritra iany hatrizay , diso foana n’inoninona hataoJereo any ankafa sao mba misy mahazaka , ‘zay efa niainako izayAleo samy miala dien’ny tsisy maratra, ‘Zao aty koa efa fayRef: Fa tsy voatery ‘za, tsy voatery ‘za, tsy voatery hoe ‘za foana no diso……………………………………………..Dia aleo ‘za amin’izaoTsy hoe ‘zao no mila kisa, firy taona zao no niainantsikaTsy maintsy ianao foana no tompon’ny teny faranyNy hafa no mety hazaka, ny ahy vita hatreo ‘zao lasaTsy vitako intsonyRef: Fa tsy voatery ‘za, tsy voatery ‘za, tsy voatery hoe ‘za foana no diso……………………………………………..Dia aleo ‘za amin’izao‘Zay marary ahy mety tsy harary anao, ny anao ny anankiana foana isan’andro zao‘Zay mafy niainako mbola ho hitanao, ‘za tsy hiantso tody fa ny antsika aok’izayTiako hoe tiako ianao iny mba mandinin-tena amizayTiako hoe tiako ianao iny mba mandinin-tena amizayRef: Fa tsy voatery ‘za, tsy voatery ‘za, tsy voatery hoe ‘za foana no diso……………………………………………..Dia aleo ‘za amin’izaoTsy voatery ianao foana no marina
aza b fialonana ry tojohavana aa,. mba miakara sehatra ra sa, avelao ny ankizy hiaka-tsehatra na antitra be sy matavy aza. tohizo rankizy aaa
La où en
Tenez marina mitsy zany fa lehila fwn no marin😢
Tsara be bels an :-* ... Miteny be lay hira 😜😜
Marina ki zany a!!!!!!!! Milay e, tsy vôtery tsika fôna no diso e!!!! (y)
Tiko tiko le vazo
tsara sady marina
♥️♥️
Samy diso isika ka aza miala.
misy pandihy ray zay itako fona refa misy mandihy
ary toa lasa ngeza daholo nareo nf taloh mafatfaty kl
Valeri Julie aiza izy zany hoe taloha ???? 😒😒..tsy maintsy miova fona rehefa olombelona.ary tsara sy mafatifaty fona fa tsisy ratsy 😊😊
Valeri Julie Ka efa tsy sipa kely ntsony fa sipa be 😁 😁
tegna tsy zah marigny ay
tsy votery za
aona ko ty megaphone be ity e]
tsara le hira ,fa otran zatra naitanareo le mipitipitika kely talo fa zao otran somary nahazo aina be daholo ☺
tsara parole, instrumaka. tena kiasy
Haf mits mpanakantotalo
Tiko be mes stares a moi
forme be retou sipa retou
Tsy voatery za fona no diso
Tsara tare be daol nareo de tsara be le son
Ary aizanla ray no pasa tsy eo tsony
aoka izay e , efa mandroso ny taona sady efa mihalehibe ny vatana e
Marina mintsy io hira io.
milay e!
MERCIII
tsyVoateryZaoDisoTokonyMbaMandinika
Tsara be 💕
tsara be
lasa manao hira tsis dikany zan nareo..aiz le tif a tif talou /tady anao gado-kira n odyay f asevo apenarny alou
Tiko be
Tena marna mits aky zany biranareo zany
TENA MARINA LE TONONKIRA
Ambiance
Milay kah (y)
Mlai be!
tsara be (y)
Elles sont ou les autres filles???je vois paty pourtant elle chante pas et moins apparait???
mafnrtr f tohizo e!zay mankafy ziskamfaran
vous allez tous enfer
Toi
tiko be
Ay ve nisy an'izany sy izao tany e! Za zao vao naharaka an'izany kay. Inona moa izany fa tsy dia hoe omena anao ny mahereza...! Sa ve aaa.
Lehilahy tokoa hono tsy mety diso e! mbola marina ve io fiteny io fa izaho lehilahy manoratra dia manaiky fa misy tokoa fahadiasoan'ny lehilahy rehefa mandinika tsara. Voaray 'lay hafatra e!...
2019? tsara foana
Tena mankasitraka fa tsara be foana ny hira avoakanareo!ny taloha moa tsy lazaina intsony!tohizo foana fa misy hafatra ny hiranareo!tsy voatery zah,zah fona no diso!waoooouh! :) TIKO BE NY FORME ANAO MICKY!
Cc Mick tsarambe lehira fa merci mick
tsara loatra e..... mankasitraka tif à tif a.... ma-tif à tif forever
mlay ranga nreo anh...tiko b...ar eza ndrai jessie? 😘😊😊 mankafy aanreo fona zah
Go go go✨
Mars 2020...elles sont toujours au top! Bravo!
Toujours au top 🙏✨❤️❤️❤️❤️
Voatazonareo foana le style tif à tif e.. Ny gadonkira sy ny sora-dihy. misaotra e
Mbola henoko ihany na 2020
mlay nareo rakizy...mpakafy foana ny aty😍
aleoko tsy misy toizay endrikendrika lava izao 😁😁😁😁😁😘
tsara be le iz ry reto à. .J aime
Nangingina foana hatrizay, fanahiniako aloha tsy niteny
Nandefitra foana izay ela izay , fitsapako anao nefa ireny
Dia niaritra teny aho dia niaritra fona, fa nararaotinao nefa izany
Aleo ‘za hiteny f’izao ny fotoana, hitenenako farany hoe
Tiako hoe tiako ianao iny mba mandinin-tena amizay
Tiako hoe tiako ianao iny mba mandinin-tena amizay
Ref: Fa tsy voatery ‘za, tsy voatery ‘za, tsy voatery hoe ‘za foana no diso
Fa tsy voatery ‘za, tsy voatery ‘za , tsy voatery hoe ‘za foana no diso
Dia ‘zay hataonao , ‘zay hataonao, ‘zay hataonao foana no mety
Dia tsy maintsy hoe ‘za , tsy maintsy hoe ‘za raha tsy maintsy hoe ‘za foana no diso
Dia aleo ‘za amin’izao
Fa tsy voatery iano foana ny marina, aleoko tsy misy , dia aleo ‘za amin’izao
Aleoko tsy misy, toa izay hendrikendrika lava izao
Mba niaritra iany hatrizay , diso foana n’inoninona hatao
Jereo any ankafa sao mba misy mahazaka , ‘zay efa niainako izay
Aleo samy miala dien’ny tsisy maratra, ‘Zao aty koa efa fay
Ref: Fa tsy voatery ‘za, tsy voatery ‘za, tsy voatery hoe ‘za foana no diso
……………………………………………..
Dia aleo ‘za amin’izao
Tsy hoe ‘zao no mila kisa, firy taona zao no niainantsika
Tsy maintsy ianao foana no tompon’ny teny farany
Ny hafa no mety hazaka, ny ahy vita hatreo ‘zao lasa
Tsy vitako intsony
Ref: Fa tsy voatery ‘za, tsy voatery ‘za, tsy voatery hoe ‘za foana no diso
……………………………………………..
Dia aleo ‘za amin’izao
‘Zay marary ahy mety tsy harary anao, ny anao ny anankiana foana isan’andro zao
‘Zay mafy niainako mbola ho hitanao, ‘za tsy hiantso tody fa ny antsika aok’izay
Tiako hoe tiako ianao iny mba mandinin-tena amizay
Tiako hoe tiako ianao iny mba mandinin-tena amizay
Ref: Fa tsy voatery ‘za, tsy voatery ‘za, tsy voatery hoe ‘za foana no diso
……………………………………………..
Dia aleo ‘za amin’izao
Tsy voatery ianao foana no marina
aza b fialonana ry tojohavana aa,. mba miakara sehatra ra sa, avelao ny ankizy hiaka-tsehatra na antitra be sy matavy aza. tohizo rankizy aaa
La où en
Tenez marina mitsy zany fa lehila fwn no marin😢
Tsara be bels an :-* ... Miteny be lay hira 😜😜
Marina ki zany a!!!!!!!! Milay e, tsy vôtery tsika fôna no diso e!!!! (y)
Tiko tiko le vazo
tsara sady marina
♥️♥️
Samy diso isika ka aza miala.
misy pandihy ray zay itako fona refa misy mandihy
ary toa lasa ngeza daholo nareo nf taloh mafatfaty kl
Valeri Julie aiza izy zany hoe taloha ???? 😒😒..tsy maintsy miova fona rehefa olombelona.ary tsara sy mafatifaty fona fa tsisy ratsy 😊😊
Valeri Julie Ka efa tsy sipa kely ntsony fa sipa be 😁 😁
tegna tsy zah marigny ay
tsy votery za
aona ko ty megaphone be ity e
]