De toute façon, ny toetran'ny malagasy de efa fantatry ny vazaha efa atramin'ny ela mihitsy. Tsy misy afa ireny Tananarivien mandeha any ambanivohitra bé reny. De mbola tahaka izanyny gasy a izao fotoana.
Tsy mila intelligence ny fandrobana fahefana ! (n'a fanonganam-panjakana) Justement rehefa mitobaka ny vola (corruption) dia tratra ny tanjony, toy ny Filou ! Matoa izy mbola eo dia i France hatreto no mbola manohana azy! Izy no malléable hiaro ny intérêts n'ny France eto Madagascar sy ireo îles éparses. C'est l'homme idéal. Dia io izy io ! Kanefa zao, @ izao fotoana izao, misy rivotra vaovao manomboka mitsika ! Mitodika @ Russie,sy ireo Émirats ny Filou. Jeux politiques izany . Mais à force de jouer avec le feu, il finit par se brûler ! Marina ny analysen'Ikoto : TSY INTELLIGENT I FILOU fa TIA VOLA IZY et SANS EMPATHIE 😮😮😮😮😮
Intelligence de Rajoelina. Deçu be aminao aho ry Koto @ famaritanao ny atao hoe Intelligence. Heveriko fa cultivé be ianao fa tena tsy izy sy à côté de la plaque ny explication-nao. Je m'explique. -Misy karazany maro ny forme d'intelligence @ olombelona. Intelligence cognitive , intellectuelle, intelligence emotionnelle, strategique, contextuelle....etc. Misy olona intelligent @ domaine 1 fa bado @ domaine hafa. Fa ny zavatra itovizany dia tonga @ zavatra tadiaviny na ny objectif-ny ny olona intelligent @ fotoana fohy par rapport @ situation iray. -Sadio Mané est intelligent au foot mais ne connait rien à l ecole. -Ravalo est intelligent pour gagner de l argent mais naïf en politique. -Rajao est intelligent dans son domaine financier mais ne connait rien en politique. -Rajoelina est intelligent pour gagner de l argent et aussi tres intelligent et stratege en politique (preuve il est tjs là). Tsisy idirany @ oe mandroso ve ny economie gasy sa tsia...ça n a rien à voir @ intelligence en politique izany. Andrianampoinimerina est tres intelligent matoa io Antananarivo io itanao io hoatrizao @ izao fotoana izao. Ankoatran'io dia Mino aho fa efa namaky ilay 46 lois de pouvoir Robert Greene ianao.
Ka raha intelligent izy tompoko de tsy ho hita mibaribary tahaka io ny zavatra ataony. Ny olona intelligent zany rehefa manao zavatra de tsy ho fantatra mlihitsy ny ataony.
Mitomany valala daholo ny Amboa jamban'ny taolana, hitadiavana karama vary masaka hanaovana kolikoly : Andevo no anarany atao hoe à gauche, dia mirona, à droite dia mirona ireo catégorie ireo no tena Bado Ny Malagasy Tsotra ireo izay tsy manao politika, tsy kolikoly ireo no TSY Bado Bravo ho Antsika tsy manaiky atao andevo Efa miara mirona ny andevo aliaka jamban'ny taolana, misy farany daholo ny zava-drehetra 🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴./.
Efa niongana efa ela io raha toa ka tsy mahay. Matoa izy mbola eo dia mahomby stratégie -any. Ary tena hoe mahomby tokoa. Mahay miaro intérêt -ny izy. Ka Raha milaza ianao hoe tsy misy rarahiny an ny Malagasy de mitombona izany, ary miombokevitra amnao aho. Fa raha lazaina fa bado ny olona manana paik-ady matanjaka tsy mampionjona ny sezany dia tsy marina zany. Merci pour votre aimable attention.
Efa atramin'ny ela mihitsy ny Gasy no nomen'ny Vazaha diplaoma ambony latabatra fotsiny, fa tsy avelany sur terrain. De mibitaka ery ny Gasy fa manana diplaoma. N'importe quoi. Izany no mahatonga ny diplômés Gasy tsy eken'ny aty ivelany. Na permis de conduire gasy aza aty de tsy mandeha; Voilà.
intelligent izy satria afaka namelona tsara ny vady amanjanany ary afaka nanadevo ny sain'olona maro izay vendrana, afaka nampanantena volana ny olona eny afaka mandainga afaka manao hadalana, afaka midefier an'Andriamanitra. FA ZA ALOHA TSY MAHAVITA AN ZANY AN. DE ZAY ANGAMBA NO TSY MAha intelligent antsika. Mbola tsy ben'ny tanana ange izy no efa fantatr'olona fa mpanao zavatra maloto e
Io raha mandalo ao en France io dia hitohy ao Madagascar ka mihomana tsara io Andry Rajoelina io fa tena hiavy n'y valiny fontriky fontraka jereva Macron efa ahita raha maro atsika atoato
Tsy nisy mpianatra 400 maty zany ry koto bado a ! Izaho teo @ 13 mai t@ iny fotoana iny bandy tsy mpianatra roa no voatifitra teo dia niparitaka ny olona samy nanenjika izay FRS tany @ fokontany nisy azy. Izahay anisany nandoro ny hotel de ville satria niafina tao ny ankamaroan ny frs tsy tratra tany an-tranony
Ka na Ravalo koa anie miaraka @ Amerikana, i Rajoelina aza MBA mahay mandeha any @ Emirates Arabes Unis ireo manana fomba ialana @ Frantsay na ny Fotsy hoditra rehetra.
Tsy dia fantatr i koto loatra ny dika n'ny hoe intelligent. Teny hafa tadiavina. Tsy mila intelligence rehefa ny frantsay no mametraka. Tsy mila présent hanao propagande à 2 mois d'élection, rehefa efa vita ny programme miaraka à frantsay : Tany France i rajwel. Tsy bado i rajwel fa faran izay ratsy fanahy !!!
I Ravalomanana tompoko efa nanana ny harenany mialohan'ny fitondrany. Mety mbola tsy teraka ianao tamin'izany ary io ny problème eto Mada mbola kely na tsy teraka t@ izany dia mihaino lakolosy tokana fotsiny izany hoe izay tiana asitrika anaty ny lohan'ny tanora no tanjona ary tena mampalahelo. Aoka tsy ho adino fa Ravalomanana Entrepreneur ary ny banque mondiale no nampindrana vola azy ary voaloa ara-dalana mialohan'ny nitondrany. Tsy dia tian'ny karana ihany koa izy satria niaro ny tanindrazany, ary teo no namoizana tsaho. Ny karana @ izao dia nomena nationalité Malagasy. Ny dikany dia afaka mividy tany amin'ny anarany 100%. Anefa ny ankabeazan'izy ireo efa manana nationalité Frantsay avokoa.
Raha misy olo intelligent, tia tanindrazana, misy jery sady tsara jery lasa président ao Madagasikara, tsy afaka mipetraka ela amy place izy, asorin'ireo mpanambola, degageny la France. Efa nisy araiky teo taloha, Professeur Zafy. Madagasikara entiny olo bado, djaba, ratsy saina, zegny izy mety amindreo, amy la France. Zegny antony Madagascar tsy mety androso. Grave sady mampalahelo ! 😪 SOS 🙏
@@HuguesSYLVAIN SOS am'iza Zan Ty SOS Ty☺️?
@JeanBoscoANDRIANAIVOHASINA Amin'olo tianao...
@@JeanBoscoANDRIANAIVOHASINASOS amin'olo tianao.
Salut, bonne continuation 👍👍👍
De toute façon, ny toetran'ny malagasy de efa fantatry ny vazaha efa atramin'ny ela mihitsy. Tsy misy afa ireny Tananarivien mandeha any ambanivohitra bé reny. De mbola tahaka izanyny gasy a izao fotoana.
Tsy mila intelligence ny fandrobana fahefana ! (n'a fanonganam-panjakana) Justement rehefa mitobaka ny vola (corruption) dia tratra ny tanjony, toy ny Filou ! Matoa izy mbola eo dia i France hatreto no mbola manohana azy! Izy no malléable hiaro ny intérêts n'ny France eto Madagascar sy ireo îles éparses. C'est l'homme idéal. Dia io izy io !
Kanefa zao, @ izao fotoana izao, misy rivotra vaovao manomboka mitsika ! Mitodika @ Russie,sy ireo Émirats ny Filou. Jeux politiques izany . Mais à force de jouer avec le feu, il finit par se brûler ! Marina ny analysen'Ikoto : TSY INTELLIGENT I FILOU fa TIA VOLA IZY et SANS EMPATHIE 😮😮😮😮😮
Intelligence de Rajoelina.
Deçu be aminao aho ry Koto @ famaritanao ny atao hoe Intelligence. Heveriko fa cultivé be ianao fa tena tsy izy sy à côté de la plaque ny explication-nao.
Je m'explique.
-Misy karazany maro ny forme d'intelligence @ olombelona. Intelligence cognitive , intellectuelle, intelligence emotionnelle, strategique, contextuelle....etc.
Misy olona intelligent @ domaine 1 fa bado @ domaine hafa.
Fa ny zavatra itovizany dia tonga @ zavatra tadiaviny na ny objectif-ny ny olona intelligent @ fotoana fohy par rapport @ situation iray.
-Sadio Mané est intelligent au foot mais ne connait rien à l ecole.
-Ravalo est intelligent pour gagner de l argent mais naïf en politique.
-Rajao est intelligent dans son domaine financier mais ne connait rien en politique.
-Rajoelina est intelligent pour gagner de l argent et aussi tres intelligent et stratege en politique (preuve il est tjs là). Tsisy idirany @ oe mandroso ve ny economie gasy sa tsia...ça n a rien à voir @ intelligence en politique izany.
Andrianampoinimerina est tres intelligent matoa io Antananarivo io itanao io hoatrizao @ izao fotoana izao.
Ankoatran'io dia
Mino aho fa efa namaky ilay 46 lois de pouvoir Robert Greene ianao.
Ka raha intelligent izy tompoko de tsy ho hita mibaribary tahaka io ny zavatra ataony. Ny olona intelligent zany rehefa manao zavatra de tsy ho fantatra mlihitsy ny ataony.
Mitomany valala daholo ny Amboa jamban'ny taolana, hitadiavana karama vary masaka hanaovana kolikoly : Andevo no anarany atao hoe à gauche, dia mirona, à droite dia mirona ireo catégorie ireo no tena Bado
Ny Malagasy Tsotra ireo izay tsy manao politika, tsy kolikoly ireo no TSY Bado Bravo ho Antsika tsy manaiky atao andevo
Efa miara mirona ny andevo aliaka jamban'ny taolana, misy farany daholo ny zava-drehetra
🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴./.
Intelligent izy am centre d interest anazy
Mahay be Mangalatra izy Koto izay Diplômé Ndrajoelina
Efa niongana efa ela io raha toa ka tsy mahay. Matoa izy mbola eo dia mahomby stratégie -any. Ary tena hoe mahomby tokoa. Mahay miaro intérêt -ny izy. Ka Raha milaza ianao hoe tsy misy rarahiny an ny Malagasy de mitombona izany, ary miombokevitra amnao aho. Fa raha lazaina fa bado ny olona manana paik-ady matanjaka tsy mampionjona ny sezany dia tsy marina zany. Merci pour votre aimable attention.
Marina, mampalahelo I Madagascar
Mankasitraka Koto mba mampifoha ny gasy amin'ny torimaso
❤
Raha intelligent anao ino mba nataonao hoany firenena
intelligentn I hafetsena IZY . Io TS Mila andehanana ampianarana 😭🇲🇬🙏
Marina mints zan f ita Amin famonoana akolaka Amin vidina la vanille mitotongana bé ty ,jiro tapaka lava efa famonoana doly reo rano taterian Amin n'y contenaire fa tsy n'y fantsona tsony nô mitatotra azy fako mivangongo bé makarary efa famonoana zany fa rah tsy mado n'y ai hain mijuré azy reo
Efa atramin'ny ela mihitsy ny Gasy no nomen'ny Vazaha diplaoma ambony latabatra fotsiny, fa tsy avelany sur terrain. De mibitaka ery ny Gasy fa manana diplaoma. N'importe quoi. Izany no mahatonga ny diplômés Gasy tsy eken'ny aty ivelany. Na permis de conduire gasy aza aty de tsy mandeha; Voilà.
marina ny analyse nao. Hipoitra daholo izao ny bado rehetra hitsikera anao
Marina lôtra...
Fa enao koa rah manana ethique : esory io teny ratsy fanaonao io .
Tsy intello fa malin!
intelligent izy satria afaka namelona tsara ny vady amanjanany ary afaka nanadevo ny sain'olona maro izay vendrana, afaka nampanantena volana ny olona eny afaka mandainga afaka manao hadalana, afaka midefier an'Andriamanitra. FA ZA ALOHA TSY MAHAVITA AN ZANY AN. DE ZAY ANGAMBA NO TSY MAha intelligent antsika. Mbola tsy ben'ny tanana ange izy no efa fantatr'olona fa mpanao zavatra maloto e
Tena marina zany Koto a, lasa ts bado ny bado, lasa ny mahay ndray no bado 😂
Meme raison! Aho koto â!
Tsy bado izy satria nalainy daholo ny arenan i mada? Bado ve izany?
Marina dobo Madagascar ty 😢😢
Za mieritreritra fa izy tsy intelligent fa Misy mpanoro de izy manatanteraka fotsiny
Nibebaka i KOTO
Tena misaotra zoky be Koto, tsy mi-passe any @firenen-dehibe olona tahak'ity😂
Io raha mandalo ao en France io dia hitohy ao Madagascar ka mihomana tsara io Andry Rajoelina io fa tena hiavy n'y valiny fontriky fontraka jereva Macron efa ahita raha maro atsika atoato
intelligent tsy consciencieux
Ms faut être rusé aussi sa5ria firy n'y olona nianatra hoe intelligent nefa tsy tafa???👎👎👎😭😭😭
Tsy haiko ilay atao beau gosse ankoatra an'i Alain Delon, James Dean, Jhonny Hallyday samy manana ny fijeriny sa hoe vitsy ny choîx ao?
Tsy nisy mpianatra 400 maty zany ry koto bado a !
Izaho teo @ 13 mai t@ iny fotoana iny bandy tsy mpianatra roa no voatifitra teo dia niparitaka ny olona samy nanenjika izay FRS tany @ fokontany nisy azy.
Izahay anisany nandoro ny hotel de ville satria niafina tao ny ankamaroan ny frs tsy tratra tany an-tranony
Tsy izy no intelligent fa ireo alika baikony no apondra very
Bado bôgôsy zany fa tsy bandy bôgôsy
Otrany misy redondance anie ity resak'i Koto Ty e
Ka na Ravalo koa anie miaraka @ Amerikana, i Rajoelina aza MBA mahay mandeha any @ Emirates Arabes Unis ireo manana fomba ialana @ Frantsay na ny Fotsy hoditra rehetra.
Intelligent sa malin?
Tsy dia fantatr i koto loatra ny dika n'ny hoe intelligent. Teny hafa tadiavina.
Tsy mila intelligence rehefa ny frantsay no mametraka. Tsy mila présent hanao propagande à 2 mois d'élection, rehefa efa vita ny programme miaraka à frantsay : Tany France i rajwel. Tsy bado i rajwel fa faran izay ratsy fanahy !!!
Tsy hoe nipetraka tany France dia intelligent
C'est pas de l'intelligence
tsy azoko intsony nandende ihany ve t@ andron Ravalo sa hoe nangoro-karena fotsiny izy e. inona no tena marina ry koto a. fanina izahay