RESAKA BASE TULEAR sy ny FANOHERANA IZANY IZAY ATAON' i SITENY ...

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 3 фев 2025

Комментарии • 24

  • @andriramaroson8520
    @andriramaroson8520 Месяц назад +7

    Betsaka ny ingenieurs en petrochimie ao Madagascar fa tsy tian'i Filou satria tsy manaiky misolelaka azy!

  • @ravelonoro8774
    @ravelonoro8774 Месяц назад +3

    ireo miaramila sy gendarmes sy police no tokony ho tonga saina voalohany....

  • @emilienneserenne2143
    @emilienneserenne2143 Месяц назад +3

    Efa tsy hita intsony ty fiainana fa zahay matahobazaha lahy

  • @olienrandriambalonomena9405
    @olienrandriambalonomena9405 Месяц назад +3

    Miombon-kevitra amiano zaho Koto. Msaotra ary heveriko fa misy horaisin'i Siteny izany (Environemental sns...).

  • @laurerasou1457
    @laurerasou1457 Месяц назад +6

    zany eo ihany fa le fiantraikan'io am fahasalamana no tena grave

  • @nivorakotondrabe
    @nivorakotondrabe Месяц назад +6

    Marina tokoa.
    Etsy ankilany, ankoatra ny mitsikera, sao de tokony hihetsika ??
    Inona no azo atao ??

  • @lalainalalaina-v2y
    @lalainalalaina-v2y Месяц назад +3

    Tsisy asa azo amnio fa fanapotehina ny gasy any atsimo fotsiny io

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 Месяц назад +5

    I radomelina mitaraina Etsy s'y eroa fa resaka climatique any Madagascar azaony vola

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 Месяц назад +6

    Salut Koto le gasy T2 Zao première mahantra indrindra eranizao tontolo izao

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 Месяц назад +5

    Rehefa Maty i radomelina vao vitæ n'y kolikoly

  • @monno1575
    @monno1575 Месяц назад +1

    Tsy resaka sentiment no resaka amin'io fa misy hidiran'ny sehatra iraisam-pirenena io.Io no isan'ny tambiny ahazaoan'ny fitondrana vola avy amin'ny mpamatsy vola.

  • @RakotoDede
    @RakotoDede Месяц назад +2

    Zako tany moramanga fa lasa Thaïlande daholy no miasa hao fa roany ambatovy daholy gasy tao

  • @RakotoDede
    @RakotoDede Месяц назад +2

    Alainy vaza fotsiny le harena gasy

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 Месяц назад +5

    Ka izy mianakavy T2 gasy vendrana no mahantra indrindra

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 Месяц назад +4

    Tsy volany babanao Io hoy radomelina

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 Месяц назад +5

    Tsy harenany babanao ozy radomelina

  • @PierreRambolarijaona-cw3sd
    @PierreRambolarijaona-cw3sd Месяц назад +2

    Tena mahavariana tokoa ny momba iny Romy Voos iny. Vao nipoaka ilay afera dia "limogée" (tsy nitaredretra, tsy nisy présomption d'innocence). Nefa dia tsy nisy fandraisana andraikitry ny fitsarana, fanjakana malagasy.
    Momba ny fitrandrahana mines dia misy pitsopitsony teknika tokony hifanarahana sy hajaina kosa e! Ry Rajoelina t@ 2009 dia nanakiana ilay redevance an'Ambatovy 1%. Nanome fanazavana teknika ilay orin'asa fa mandoa karazana hetra 42 fa tsy io ihany no volam-panjakana tsy maintsy efainy. Nisy taona vitsivitsy nanaovan'Ambatovy exposition tao Antananarivo, nitondrany fanazavana mivantana ho an'izay liana, nizarany bokikely sy prospectus isan-karazany ho tahirin-kevitra ho an'ny mpitsidika.
    Hoy ry Rajoelina t@ 2009 hoe hakariny 10% io redevance io raha vao azony ny fahefana. Nanazava Ambatovy fa 3% ny redevance omen'ny opérateurs rehetra ho an'ny fanjakana any @ firenena rehetra misy fitrandrahana. Any rehetra any, tonga dia ahondrana an-tsambo ny tany dia any Canada, ohatra, vao atao traitement ahazoana ny cobalt sy nickel. I Madagasikara kosa dia niady varotra mba hananganana ny "usine" eto ka dia iny redevance 1% ho an'ny fanjakana iny no sandany.
    Andeha atao hoe vendrana ny ekipan-dRavalo, nanaiky lembenana. Ny tsy azo lavina, sady lôjika dia tsy maintsy ho nisolo ny ekipan'ny minisitera rehetra voakasik'izany t@ 2009. Efa vava navoaka ka raha ny tokony ho izy dia mba ho nisy "négociations" henjana natao, mba 9 na 8 na.... 5% na 3 .... na 2% na 1,5% e! Mba tsy haharesy tondromaso. Dia sanatria ve tsy hisy juriste mamofompofona 🍊 ao @ minisitera tao anatin'izay 15 taona naharesy tosika an-dRavalo izay? ....sao dia mba zavatra tsy negociable kosa ilay izy e!
    Iriko mihitsy ny agents de renseignements an'i Koto miasa eto Madagasikara mba handalina kely ny marina momba io redevance io. Tena misy firenena hitrandrahana tokoa ve mahazo redevance 10% na 5%? Inona no tanjak'i Ravalo mahatazona ilay redevance ho 1%, indrindra inona no tombontsoa azony?

  • @christianrafelimanana593
    @christianrafelimanana593 Месяц назад +2

    Mba asio fifanajana na dia kely aza @ity teny ratsy ity fa tsy manana olom-pady iela tsisy saina io,iela nontena vado

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 Месяц назад +4

    10 pour cent hono no alainy radomelina aminy pintrandraka

    • @RakotoDede
      @RakotoDede Месяц назад

      Lainga zany ra mahazo 1% misaora tompo

  • @SergeNicolas-e5c
    @SergeNicolas-e5c Месяц назад

    Tsis mpikara kara mitsy nge nareo zany ri koto fa de miady rery ao atrano ao eee kkkk itako no marr saina satry tsis atao nefa ny internet gratuit de tsis atao