PAOLO MAMPITANDRINA NY FILOHAN'NY HCC | AFERA "DISQUALIFICATION" AN'I AUGUSTIN ANDRIAMANANORO...

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 2 фев 2025

Комментарии •

  • @PierrotAlbert
    @PierrotAlbert 8 месяцев назад

    Très intéressant beaucoup ça

  • @HajaRandimby
    @HajaRandimby 8 месяцев назад +5

    ALEO L FIFIDIANANA RY PAOLO adh de ny mpagalambato no enjehina fa aza apitombona ny adva ;;;;;;

  • @jaomarengatsikoza3140
    @jaomarengatsikoza3140 8 месяцев назад +3

    Mbola tsy tapitra ny mandat an'ireo députés ary mbola afaka mamonjy session ireo. I Naivo Rahouldingue anga mba nametra-pialana ? Rehefa hangataka disqualification ianao dia aza asiana fanavahana fa ny filoha anie manao propagande e ! Ary mbola mizara jiro sy mitokana zavatra. Sa atahoran'i Paolo ve izy dia tsy sahy asiana resaka ? 😁 😁 😁

  • @fidinirinaramaronjatovo4569
    @fidinirinaramaronjatovo4569 8 месяцев назад +8

    O ry Paolo a.Sao tsy hainao fa olomboafidy io fa tsy olomboatendry a.Tsy mila mametraka fialana izy raha mbola anaty mandat.Iza @ ireo députés nilatsaka ireo aza no nametra-pialana????

  • @RabemananjaraAndry
    @RabemananjaraAndry 7 месяцев назад

    Miseho mahay lalàna Paolo nefa tsy hainy akory hoe tsy voatery hametra-pialana ny député mbola amperinasa @ zao

  • @marcrkt9331
    @marcrkt9331 8 месяцев назад +8

    Anontanio raholdina sy ny maro hafa raha efa nametram - pialana ry paolo a! Sao dia ny tahotra no be indrindra?

  • @mamitianarakotondrainibe3556
    @mamitianarakotondrainibe3556 8 месяцев назад

    Diso mahay lalana loatra ingahy Paolo fa hitantsika ny valiny mety 10% raha betsaka

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 8 месяцев назад

    Andriamanitra anie hita Anao monsieur Paolo

  • @sergealainandrianarisoa6505
    @sergealainandrianarisoa6505 8 месяцев назад

    Mpangalatra daholo ny ao HCC sy manao affaire maloto izy rehetra ireo

  • @zalomrsgfa4310
    @zalomrsgfa4310 8 месяцев назад

    Sao mba tsy mety izao amalgame ataonao zao r'ingahy Paolo ? Tena mafy tokoa ve izany hoe te hahazo toerana izany? Dia tena tsy fantatrao ve ny lalàna ka hilazanao fa tsy maintsy mi démissionne koa ny député raha mbola te hilatsaka hofidiana ? Azo vérifier-na izany ka hanala ny crédibilité-anao raha diso. Manainga an'i Maître Hanitra zay mba hamaly anao mazava ho azy 👍

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 8 месяцев назад +1

    Tany tsy misy lalana

  • @rakotobruno5909
    @rakotobruno5909 8 месяцев назад +6

    Torio daholo ireo depute jiaby tsy nametra-pialana fa tsy ny adversaire-nao ihany no avahanao ry Mr Paolo

  • @vazimbatongasaina5061
    @vazimbatongasaina5061 8 месяцев назад +4

    Firenena komedi Ty e,n'y vahoka draba,n'y filou bengy,n'y mpanohitra manano jipo etsetra etsetra.omeo karana amzay Io ref ts hanano ra tenishany

  • @JeanPaulÉmileRakotozafy
    @JeanPaulÉmileRakotozafy 8 месяцев назад +1

    Ianao aza be commentaire ianao, sa miasa ho an'iza

  • @danielgoineau1959
    @danielgoineau1959 8 месяцев назад +2

    Tsy atakalo koveta na jiron'akoho ny safidy

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 8 месяцев назад

    Menace nareeeeo tsy tonga kafatra a paolo eeeeee..refa resy dia milavoa lefona fa mba atsahaaaro men menace lava nareo ityfa tsy mankaiza..firy firy menace natao teto zay ..hanongana eeeer..hiakatra ambonimbony kokoa toy fitenin ny hanitra eeeee....aiza!!!aiza mba vokany am zao...

  • @sidoniesidonie9722
    @sidoniesidonie9722 8 месяцев назад

    Nm. 3💪💪💪💪🙏🙏🙏🙏👍👍👍👍👍👍🇲🇬🇲🇬

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 8 месяцев назад +1

    Mahantra le malagasy fa ataovy izay mety

  • @leroabalita687
    @leroabalita687 8 месяцев назад +1

    Flamant rose Florent tia vola tia filloha vazaha Tsy Mahy raha

  • @OlivierNaina-xn7mw
    @OlivierNaina-xn7mw 8 месяцев назад

    Olona tss ilaina pory azy io atao inona e ..manao lohan'apondra fotsiny rehefa tsy mahazo vato

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 8 месяцев назад +1

    Avy any aminy radomelina

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 8 месяцев назад +1

    Dia alefaso any aminy vondrona international

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 8 месяцев назад +1

    Noho izany n'y tokony atao Dia Dory any daholo n'y tranonireo manao kolikoly

  • @christianilly7079
    @christianilly7079 8 месяцев назад +9

    Rajoelina toriana raha sahy fa aza be taim- bava raha sahy iny no tena tsy mpanara- dalana mpamadika sy mpisoloky no mpangalatra ny harem- pirenena, tokony ho gadraina fa président sandoka, vazaha taratasy.

  • @user-vo2gk7jz4v
    @user-vo2gk7jz4v 8 месяцев назад

    Fa inona ny olana? Député tsy nisy niala daholo anie ireo nilatsaka ireo ilay anarana ihanitra mihintsy ve noho problème?

  • @alainjoeranaivoarison
    @alainjoeranaivoarison 8 месяцев назад

    Ny député rehetra aperinasa ka nilatsaka tsy nisy nametraka fialanazany ny aty@ nay zao tsy nametraka fialana zany

  • @holyrabearimananiaina1622
    @holyrabearimananiaina1622 8 месяцев назад

    fa nga na disqualifie izy dia ho kany eo ianao. Aza manonofy ampitsangabana

  • @phrandretsa5519
    @phrandretsa5519 8 месяцев назад

    Lé feon-kira amin'ity chaîne ty mafy laotra no sady hors contexte.

  • @MandresilahyMandresy
    @MandresilahyMandresy 8 месяцев назад

    Io rangahy sola loha lehibeany HCC io mihtsy no tena fositra amny ity firenena ity ozoniko hatramny taranaka faramandimby nio tsimanjary hiaina ny fijaliana mafy nohony iainany vahoaka Malagasy amny izao

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 8 месяцев назад

    Manonofy atoandro ianareo fa n'y hcc efa nahazo vola bé

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 8 месяцев назад

    Efa nahazo vola bé n'y hcc

  • @NanthaNyaina
    @NanthaNyaina 8 месяцев назад

    Zan resaka akanjo sy depute tsy nidemissione ve no raisina tsy betsaka ny disqualified 😂😂😂

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 8 месяцев назад

    Satry tany tsisy lalana

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 8 месяцев назад +1

    Ataovy any aminy vondrona iraisampirenena

  • @zakasoaravi8962
    @zakasoaravi8962 8 месяцев назад +3

    Paolo be resaka ka tsy azo antoka e!

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 8 месяцев назад

    Alaivo daholo n'y preuve

  • @MioraHoly-f1i
    @MioraHoly-f1i 8 месяцев назад +1

    Mapalahelo ianareo e . makaleo be daholo

  • @elianeleonie922
    @elianeleonie922 8 месяцев назад

    Tahotr ny maître Hanitra no bé indrindr ry Paolo a!Ianao ry Paolo tsy ho lany a. .

    • @DARIVONY
      @DARIVONY 8 месяцев назад

      Iza no matahotra Zao, fa tsy rizareo mi-ouah!ouah!ouah eran'ny haino amanjery ? Violation de domicile, coups et blessures volontaires, vols de documents administratifs : avel1 mandeha ho azy sy ho afa-maina vé ny mpandroba ???

  • @PierrotAlbert
    @PierrotAlbert 8 месяцев назад

    Très intéressant beaucoup ça