Tilay-LASA IZY [HOMMAGES À RAK ROOTS]

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 4 сен 2024
  • Rest in PEACE Rak Roots‪@RakRoots‬
    Artiste : TILAY
    Titre : Lasa izy
    prod : Young OG & s6 jyz
    Infoline : +261 34 28 907 92
    RUclips : • Tilay-LASA IZY [HOMMAG...
    Facebook : / tilay2021
    FOLLOW TILAY

Комментарии • 53

  • @patriciaramachetty4006
    @patriciaramachetty4006 2 года назад +2

    Midoboka mafy ny fò! voadona ny fanahy mahare lay tononkira zany heriny fitiavana aminy maha mpinamana izany ! Misaotra anao Tilay nohon'ny fanomezamboninahitra anilay olomanga nanome fahasambarana taminy vahoaka maro be tsy ho voahisa 🙏 Mandria hampiadanana Rak Roots🙏

  • @mireillejohnson1176
    @mireillejohnson1176 2 года назад +4

    Mankasitraka e🙏🙏. Tena tsara ny hira sady mafonja ny tononkira. Misaotra Tilay 👍👍

  • @dorafanini73
    @dorafanini73 2 года назад +4

    😪😪 nous sommes de passage sur cette terre repose en paix💔 et courage à toutes la famille 👪

  • @bethinaandrianne2932
    @bethinaandrianne2932 2 года назад +1

    Thank you so Much Loïc for All, and Thank's an Tilay your Song was really💘.
    ..RIP little Brother 🕊🤍🤍🤍🤍

  • @luciarahary5349
    @luciarahary5349 2 года назад +1

    Mandria ampiadanana Rak roots ny hiranao tinay foana

  • @mahafalybeauty9005
    @mahafalybeauty9005 2 года назад +1

    Nous sommes de passage sur cette terre, Hélas ! Rak Roots a laissé un Méssage d'Amour pour tous ," rest in Peace" ,
    il est en paix maintenant au côté de Notre Seigneur .
    ...Amen fa ianao no anjarako e !
    Fitiavako anao anie ka Mamy
    Mamy e ! Mamy e!Mamy e! Mamy e !
    Fitiavako anao tsy ho lany e !
    Ra mbola tsy ampy , de mbola ampiko o!
    F'ianao no tena tiako e ! ...

  • @habibiikalasoa4172
    @habibiikalasoa4172 2 года назад +1

    Rest in peace 🕊 Rak Roots Ndrii mamy mamy eeeee 😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭

  • @miangalyandy2032
    @miangalyandy2032 2 года назад +1

    Tena lasa tokóa veloma mandrakizay 😭😭😭
    Mandria ampiadanana Rak Roots 🙏🏻🙏🏻🙏🏻

  • @tantelyrafanomezantsoa7807
    @tantelyrafanomezantsoa7807 2 года назад +3

    Za de ts mbola mino fona atram zao 😭😭😭😭😭

  • @estellerandrianasolo711
    @estellerandrianasolo711 2 года назад +1

    Mankahery Ireo Fianakaviany !
    De handry am-piadanana anie Izy.

  • @hajarabe2068
    @hajarabe2068 2 года назад +1

    Efa mandry am piadanana sy sambatra izay izy, mino aho fa mitohy ihany koa ilay mozika mafinaritra nataony léry. Peace !!!!😥😥

  • @tantelyrafanomezantsoa7807
    @tantelyrafanomezantsoa7807 2 года назад +3

    Tena tiko be le hira merci bc 🙏🙏🙏🙏😥

  • @fahitahrafalimanantsoa8349
    @fahitahrafalimanantsoa8349 2 года назад +3

    RIP RakRoots
    courage à sa famille
    que Dieu vous accompagne ainsi que le nouveau né, force à vous

  • @carlitogarofani6736
    @carlitogarofani6736 2 года назад +2

    Ça me touche au fond de mon coeur ,repos en paix frero.

  • @sahondrarahelivololona9975
    @sahondrarahelivololona9975 6 месяцев назад

    💕🙏merci!!

  • @andriamanampisoageraldrako3219
    @andriamanampisoageraldrako3219 2 года назад +1

    Mandria ampiadanana RakRoots🌠🙏

  • @AbdulKareem-jd7dx
    @AbdulKareem-jd7dx 2 года назад

    💔😭😭😭😭 driiiii
    Malahelo be foko sady marary tsitako zay anovako azy

  • @MAKWAGANGGASY
    @MAKWAGANGGASY Год назад

    Mandriampiadanan zoky be😭😖

  • @elsaducoq7660
    @elsaducoq7660 2 года назад +1

    Très touchant, RIP RakRoots

  • @ashleynomenjanahary694
    @ashleynomenjanahary694 2 года назад +1

    ndriii, rest in sing Loïc 😭

  • @sarobidyramanamahefa2954
    @sarobidyramanamahefa2954 2 года назад

    😥😭que la terre soit legère rip Loic

  • @andriamihajanoellah3265
    @andriamihajanoellah3265 2 года назад

    Tsy mampino nef zay no lahatra💔😪😭😭😭😰

  • @jaytexxyaimfree9801
    @jaytexxyaimfree9801 2 года назад +1

    Ao tsara..Courage la famille

  • @felaniieandriamanantena4790
    @felaniieandriamanantena4790 2 года назад

    Sois heureux là où tu es 🥺❤️😭

  • @rivomartin9801
    @rivomartin9801 Год назад

    Repose en paix 😢

  • @makwagangsgasy6828
    @makwagangsgasy6828 Год назад

    Mandria mpiadanana lesy aaah!😭

  • @menjarazafy3179
    @menjarazafy3179 2 года назад +1

    Mes sincères condoléances à sa famille😑😑😑

  • @hanitrarakotomalala6550
    @hanitrarakotomalala6550 2 года назад

    Repose en paix Rak Roots

  • @axgrunmcee1462
    @axgrunmcee1462 2 года назад

    très bel hommage bro
    RIP LOIC

  • @nirinachainna9764
    @nirinachainna9764 2 года назад

    🥺🥺 veloma lesy zoky 😭

  • @raarabe3165
    @raarabe3165 2 года назад +1

    RIP RakRoots

  • @fanomezantsoasantatra1311
    @fanomezantsoasantatra1311 2 года назад

    Mandria-ampiandanana zokibe rak roots aa , ts andino mandrankizahy n soa vitanao

  • @anosy-androy-chryslere871
    @anosy-androy-chryslere871 Год назад

    RIP Bro

  • @diaryvanessa8904
    @diaryvanessa8904 2 года назад +1

    Courage les amies

  • @manampisoarandrianarivelo8432
    @manampisoarandrianarivelo8432 7 месяцев назад

    Be loatra koa lay drogue ka aiea no aharitra e

  • @mariedorotheerakotomalala4596
    @mariedorotheerakotomalala4596 2 года назад

    Mahereza indrindra Tompoko.

  • @judithsofia4627
    @judithsofia4627 2 года назад

    Veloma e!

  • @luciarahary5349
    @luciarahary5349 2 года назад

    Mankahery anireo fianakaviany

  • @oceanerenatta3270
    @oceanerenatta3270 2 года назад

    😥😥

  • @user-vg1eg8ik9w
    @user-vg1eg8ik9w 2 года назад

    😭😭😭😭😭😭

  • @fabbierazafindrabe2018
    @fabbierazafindrabe2018 2 года назад

    😢

  • @andonirinasolomiharintsoa2018
    @andonirinasolomiharintsoa2018 2 года назад

    😭😭😭

  • @saidmohamedi1407
    @saidmohamedi1407 2 года назад

    😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭

  • @poiuytrelkjhgfdsa8248
    @poiuytrelkjhgfdsa8248 2 года назад

    😭😭😭😭😭😭😭

  • @nirinaramarosoa7195
    @nirinaramarosoa7195 2 года назад

    Bola tsy mampatonga saina an'olo foana sy ba mametra panontaniana v reto mpanakanto sy olo malaza eran tany lasa daol na nisy aretina na tampoka na tsy hay zay nahafaty?!! zany aza bol tsy tafiditra ny any Chine na Inde fa maro d maro koa reo celeb nodimandry ary ny Corée tananan'ny manga tsy resahina ntsony fa b reo mpihira tanora kely lasa!
    Jereo tsara nge ny vaovao fa isan'andro misy foana
    Ary Céline dion tsy re tampoka ntsony fa marary ono😲🤭
    Tena nalain lay andriana manitra "andriamanitra" ba ho eo akaikiny daol zany koa🙊

  • @nwa974
    @nwa974 2 года назад

    non c'est pas possible, pas lui, il était malade ? il s'est passé quoi ?

    • @michelanita330
      @michelanita330 2 года назад

      Il était asthmatique. Il a fait une grosse crise d'asthme qui lui a été fatal 😭

  • @r.snante.crisnahaugustine8913
    @r.snante.crisnahaugustine8913 2 года назад +1

    Tsy mampino fa zay ny lahatra tsy maintsy manaiky🙏🙏

  • @floranciarazafy6211
    @floranciarazafy6211 2 года назад

    😭😭💔💔

  • @aminasorea5961
    @aminasorea5961 2 года назад

    😢😢😢😢😢

  • @nomenjanaharyrafalimahazo2931
    @nomenjanaharyrafalimahazo2931 2 года назад

    😥😥😥