Размер видео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показать панель управления
Автовоспроизведение
Автоповтор
Efa tsy hita isa zaho mizaha Fa tsy haitsaka ❤❤🙏
Rest in peace ZezeYou are always with us.I wish that Mahanoro will have a great singer like Zeze, Nono... againOviana ndreka mba hanana ariste nanana naha izy azy tahaka andry Zeze, Nono Mahanoro.....Il fut un temps
Ato ampo lalandava zeze❤
Zeze mahanoro un des maître de la chanson malagasy
Maivana noho ny rivotra ny ranomason-jaza,ce qui signifie en traduction française ( Une larme d'enfant est plus légère que le vent)
Tiako loatra sady mampitomagn😥😥🇲🇬❤
Mahangoma
Berceuse-ko fihiran'ny papako t@za mbola kely. Kanto, feno anatra, Mankasitraka Ray aman-dreny. Repose en paix. Tsy ho hadinoina!
Famotopatorana maneho fihetseham- po miboridana ampitao amiko ny fomba fiteny.Sujet d'un enfant qui ne cesse de pleurer pour × raisons.Teteky io.
merci the manonga, mahatsiaro sy malahelo b an'i Mamanay za.....na izany aza tiako b le hira...mankasitra !
Tsy mila mora kivy Amy fiainana !!!!!!!!!!!!
misaotra e fony tanora tsy nahatsapa akory ny hasarobidy irony antsoina hoe fahalalana sy fanabeazana mamerina fisaorana amin'ity kanto iray atolotrareo ity
mbola hafa ihany ny gasy e! ! mankasitraka e! tsara be ô!
Atsarovako anah tsy afak bacc C tamizany ty hira ity, fa lasa manosika anah iezak fona amizao isakan ny manao zavtr ray eo amin fiainako
Tsara be. Misaotra betsaka.
Ndry mapalahelo marina voalaza
tsaroko tsara t@ zah ts nahafaka zay de io no nataony dadako😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭
😪😪😪😪😪😪😪mankasitraka indrindra tompoko
Ndriiii mampalahelo
tsara lôtra
Latsaka mintsy ny ranomasoko
(y) (y)
Efa tsy hita isa zaho mizaha
Fa tsy haitsaka ❤❤🙏
Rest in peace Zeze
You are always with us.
I wish that Mahanoro will have a great singer like Zeze, Nono... again
Oviana ndreka mba hanana ariste nanana naha izy azy tahaka andry Zeze, Nono Mahanoro.....
Il fut un temps
Ato ampo lalandava zeze❤
Zeze mahanoro un des maître de la chanson malagasy
Maivana noho ny rivotra ny ranomason-jaza,ce qui signifie en traduction française ( Une larme d'enfant est plus légère que le vent)
Tiako loatra sady mampitomagn😥😥🇲🇬❤
Mahangoma
Berceuse-ko fihiran'ny papako t@za mbola kely. Kanto, feno anatra, Mankasitraka Ray aman-dreny. Repose en paix. Tsy ho hadinoina!
Famotopatorana maneho fihetseham- po miboridana ampitao amiko ny fomba fiteny.
Sujet d'un enfant qui ne cesse de pleurer pour × raisons.
Teteky io.
merci the manonga, mahatsiaro sy malahelo b an'i Mamanay za.....na izany aza tiako b le hira...
mankasitra !