Misaotra nizara fa tiako be le tantara fa mampalahelo kely ny zavatr iainana le renikely Ravaka zay manko ny mahalefaka zana-bady sasany mahazo ny maneho fitiavana @tena izy indray no misary adala eo en plus misy diso mihaino ny vavan'olo ary tena zava-misy tokoa ny tantara aaa Misaotra nizara eee
Mankasitraka tompoko tsara be sady betsaka lesona azo raisina miandry tohiny 🙏🏻❤️🙏🏻
Tena tia marina ! Misaotra fa tsara ny tantara.
Misaotra betsaka fa tsara & misy lesona azo raisina tsara.
Mahay ny mpanoratra & mpilalao 🎧 🇲🇬 😍 🇱🇧 ♥️
Misaotra nizara oo😍🙋♀️🙏🇲🇬🇲🇬
Misaotra nizara fa tiako be le tantara fa mampalahelo kely ny zavatr iainana le renikely Ravaka zay manko ny mahalefaka zana-bady sasany mahazo ny maneho fitiavana @tena izy indray no misary adala eo en plus misy diso mihaino ny vavan'olo ary tena zava-misy tokoa ny tantara aaa Misaotra nizara eee
Mankasitraka hatrany nizara eee ❤❤❤❤❤❤❤
Mampalahelo kely koa zanaky dada . Fisotroana aloha tsy solution zany eh.
Merci nizara.
Misaotra betsaka indrindra tompoko mizara tantara ho anay ooo ❤❤❤
Mankasitraka e🎉🎉🎉❤ miandry ny tohiny.
Mankasitraka indrindra Tompoko 💕 d aza atao ela be tohiny re Tompoko ♥️ ❤
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
mankasitraka ❤️ 💋
Tena tsara fa d tsindriandaona miandry n'y tohiny ndray e. Mankasitraka indrindra o❤👌💐
Mankasitraka nizara o 😢❤❤❤
Miandry tohiny ee fa tsara be
Mankasitrak tompoko Merci nizara
Natsaro NY lasa ko zakoe we madalo marina neti atany nefa tsar ni tatara maro aro Nola tsar fana Faizy no adofany tany amen
Tsara be!! Miandry ny tohiny!!
Miandry ny tohiny❤
Makasitraka indrindra tompoko tsara be misaotra e❤😊
Vao hiaino, tena tia tena ilay Ravaka,
Misaotra sy mankasitraka indrindra Tompoko ❤❤❤🎉🎉🎉🎉😢😢
Aiza ni tohini azfd
Tena mafinaritra le izy,miandry tohiny
Aza mba ray kely na renikely ihany indrindra raha maty vady no vadina. Mankasitraka nizara o!
Misaotra betsaka nizara
Misaotra anareo ,
aza atao ela n tohiny f ef tehihaino ôô
Miandry ny tohiny sisa
Misaotra betsaka
Tsy mapite hiteraka mintsy😂😂😂 mankasitraka nizara
Tsara be
Trop zany ra ditra ka😂😂! Felako mintsy ra zanako alo e!
Miandry ny tohiny izany 😁
Mankasitraka Tompoko,
❤❤❤❤
Makasitraka hatrany tompoko
Felaka fotsiny mety amlay maivando kely ty