09 VAOVAO MMOMBA NY MARIKY NY BIBIDIA

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 19 ноя 2024

Комментарии • 7

  • @abuabbu4382
    @abuabbu4382 3 года назад

    Amen amen amen, ny voninahitr hoan An/tra irery iany, misaotr pasteur @ fizarana mahaliana be

  • @fleuristeamada7776
    @fleuristeamada7776 3 года назад

    Amen misaotra betsaka t@ fizarana

  • @diannalavignelavigne8933
    @diannalavignelavigne8933 3 года назад

    ny voninahitra hoany JESOSY irery iany; ny dera sy laza mandrakizay2
    misaotr Pstr tamin fizarana fa tena nahaliagna za ary nanokatra ny saiko;

  • @ANSLAVERITECHRISTIQUE
    @ANSLAVERITECHRISTIQUE 2 года назад

    Raha izay olombelona mino an’ireo nahary azy sy i Jesosy dia tsy mila manao an’io puce izay marik’ilay biby ratsy saina io ao anatin’i ainy izy.
    Fa izay olona manao an’io marika n’io biby anatin’i ainy dia tsy miditra ao anatin’i fanjakan’i lanitra mandrakizay.
    Fa mazava ho azy fa tsy maintsy any amin’i fanjakan’io biby io any ihany izay olona mitondra an’io puce io ao anatin’i ainy , satria nanaiky nitondra ny mariky ilay biby izy.

  • @ANSLAVERITECHRISTIQUE
    @ANSLAVERITECHRISTIQUE 2 года назад

    Rehefa miaramiombona mifandray sy mifankatia sy mifagnampy ary samy miezaka mihoatra ny finoany araka ny baiboly isaky ny firenena ny olombelona rehetra eto ambony tany dia maiala ho azy, ary maty ho azy io saimbiby misandoka ny sain’olombelona io, satria ny vahoaka no maromaro kokoa nohon’ny isan’ireo olo tsy maro isa izay tia hanjanaka ny olombelona rehetra eto ambony tany eto ireo.
    Raha mitambatra ny vahoaka rehetra eto ambony tany ary miova toetsaina amin’ny lafin’ny tsara sy toetra tsara ihany koa ary madio heritreritra dia tonga dia miala hoazy, maty ho azy io biby saina izay manjanaka ny olombelona rehetra izay efa voababony io, satria ny herin’ny fifankatiavan’i olombelona rehetra mihisa maro dia maro nohon’ny hisan’ireo olona vitsivitsy namorona io ordre mondial io no manjaka sy mahery ary mamono ny fisainana tia tena sy manjanaka an’io biby saina io.

  • @CarlosRoberto-nk3vh
    @CarlosRoberto-nk3vh 3 года назад

    IZANY NO TSY MISY IZANY IO CHIP NA MARAND NA NANOTECHNOLOGY IO IZANY NO HITONDRA ONDON'NY FREQUENCY AMIN'NY ATAON'NY OLOMBELONA MANOVA NY eritreritrao sy mangalatra ny fanahinao. Ary ho avy tsy ho ela dia hisy virosy hipoitra ary hilaza izy ireo fa variana amin'ny covid 19 izy io fa tsy izany fa variana amin'ny vaksiny ;;;;;;;;;; dia hoy ry zareo hoe indro apetrakao io puce io dia handrefesanao ny maripanao ary raha miakatra ilay izy dia tonga eo am-baravaranao ny fanjakana fa aza mivoaka mba tsy hiparitaka intsony ny aretina.

  • @ANSLAVERITECHRISTIQUE
    @ANSLAVERITECHRISTIQUE 2 года назад

    Namboarina hiaina ho afaka manao ny safidiny ny endrika velona rehetra tsirairay mba ahafahany manao safidy amin’izay mahafaly azy sy mahasoa ary mahasalama azy aratsaina sy arabatana ihany koa.
    Ny saina tokana tia tena mieritreritra sy mahay ary manao ny azy irery no mamatotra sy manageja ary manery sy manao didy jadona fa ireo fanahy anakiroa izay madio tsy misy loto izay nahary ny endrika rehetra eran’izao tontolo izao dia fanahy afaka miovaova amin’ny zavatra rehetra namboariny, amin’ny tsara sy madio tanteraka fa,
    ny fiainana rehetra, ny fihetsika rehetra, ny saina izay manana toetra maloto, ratsy ary manao ny mampijaly sy mampalahelo ny saina sy ny fon’i olombelona maro isankarazany kosa dia asan’i saina tokana izay tia tena ary manao izay mahasoa azy irery, asan’i saina tia tena ary tia manjaka miaina eo ambonin’i olona sasany, maka fahafinaretana avy amin’ny fahoriantsain’i ny endrika velona sasany ary miadantsaina avy amin’ny fijalian’i endrika velona maro sasany.
    N’inoninona ny fiainana sy ny zavatra rehetra miseho amin’ny fiainana izay hian’i endrika velona rehetra eto ambony tany ary eran’izao tontolo izao dia asan’i saina tia tena izay manjaka ao anatin’i endrika velona tsirairay izay manodikondina sy manjanaka ary manery no sady mibaiko ny saina rehetra izay tsy mahalala ny tena marina mikasika azy rehetra sy ny mikasika izao tontolo izao ihany koa, izay antsoina hoe:
    saina mbola matory na saina mbola variana miaina ao anatin’ny tsy fahalalana ny marina izay nahavery azy hatramin’izay ka mandraka ity ny androany, ary ny amin’ny ho aviny dia mbola tsy hainy ihany koa hoe:
    AIZA NO HIAFARANY ?