Zanahary Tahio Ny Tanindrazanay (FFPM 734)

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 28 янв 2009
  • Salamo 65:7 « MAMPITSAHATRA NY FIROHONDROHON'NY ONJAN-DRANOMASINA IZY, SY NY FITABATABAN'NY FIRENENA. »
    Fih. 734
    Zanahary ô tahio
    Ny tanindrazanay,
    Handroso lalandava,
    Handry fahizay.
    Enga anie hanjaka ao
    Ny saina mahay miray,
    Dia ho tany sambatra
    Ilay Madagasikaranay.
    Ireo mpitondra anay
    Arovy lalandava koa,
    Tolory saina hendry,
    Kinga sy mahay.
    Ka ny marina anie no
    Mba hanjaka ao tokoa,
    Dia ho tany sambatra
    Ilay Madagasikaranay.
    Ny taranakay tahio
    Ho vanona tokoa;
    Ireo no solofo,
    dimby rahatrizay.
    Mba ho tena mahatoky,
    feno fahendrena koa,
    Dia ho tany sambatra
    Ilay madagasikaranay.
  • ВидеоклипыВидеоклипы

Комментарии • 42

  • @serge.oliviaampnihysebbag3310
    @serge.oliviaampnihysebbag3310 7 лет назад +6

    Jéhovah ô. MBA. Tahio ni. Madagascar. Ni malagasy. Izay tena mifankatiava Mifona. Izahay. Tompô fa tena mifandatsadra ni malagasy. MBA handroso Amin'ny. Fivavaha hoizay koa ni mpitondranay. Enga anie ni malaso Si ireo mpamono. Olona MBA hontonga kristianina amen

  • @dominiquelatine
    @dominiquelatine 15 лет назад +8

    Vive Madagascar!! la plus belle île du monde où le bonheur reigne a jamais

  • @cchanelle
    @cchanelle 15 лет назад +3

    ndryyy..... mahalasa eritreritra le hira....

  • @heryhmanantena897
    @heryhmanantena897 7 лет назад +4

    misaotra Anao Jesoa zahay malagasy nofidinao ho olonao

  • @hermannemahefa1749
    @hermannemahefa1749 7 лет назад +2

    eny zanahary o ! tahio NY tanindrazanay . aoka anjaka AO NY fandriampahalemana sy NY fiadanana avy aminao.

  • @fredy749
    @fredy749 6 лет назад +14

    Raha Filoham-pirenena aho dia ity no tsara hataoko ho hiram-pirenena

    • @andrianavalomalalarakotoni8189
      @andrianavalomalalarakotoni8189 5 лет назад

      efa niaraka nosafidiana t@ Ry Tanindrazanay Malala io fa tsy lany, nefa za ko mahita io no tsara kokoa

    • @bahapoirier7747
      @bahapoirier7747 4 года назад

      @@andrianavalomalalarakotoni8189
      Tena tsara tokoa ity iray toy ka!

    • @fanjamalala6526
      @fanjamalala6526 4 года назад +1

      ny ahy koa dia ito no tiako

  • @dragon219
    @dragon219 15 лет назад +3

    Love madagascar

  • @anjaraleonnie57
    @anjaraleonnie57 8 лет назад +2

    zanahary o! tahio ny tanindrazanay

  • @maiyaleonnie4960
    @maiyaleonnie4960 8 лет назад +2

    love u mada

  • @severinhenrirakotondranaiv9730
    @severinhenrirakotondranaiv9730 10 лет назад +3

    iza no tsy mihetsi-po rehefa izany no hiraina ho an'ny firenenana saingy indrisy tsy hita Andriamanitra ary tsy Tsaroana intsony izy rehefa vita ny hira

  • @herinainaandry709
    @herinainaandry709 11 лет назад +2

    Mety tsy fantatrao ny tantara fa izay hira izay mihitsy no efa hoe atao hiram-pirenena tamin'izany andro izany araka ny fanirianao saingy nanery ankolaka ny frantsay mba handaniana ny "Ry tanindrazanay malala". Tena tsara tokoa ilay hira!

  • @jeanjacquesseraphinjhonsra8499
    @jeanjacquesseraphinjhonsra8499 5 лет назад +2

    Ray ô tahio ny ekipam-pirenena malagasy miatrika can

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison545 5 лет назад +1

    Zanahary o Ampanjakao eto amin ny Firenenay ny Fahamarinana
    Ianao ihany Andriamanitra no hatahoranay koa Ampio izahay hahay hiaradia aminao amin ny Fahamarinana

  • @coquelicotbeton5928
    @coquelicotbeton5928 2 месяца назад

    Zanahry ô tahio ny tandrazanay, dia hobtany sambatra lay Madagasikaranay🙏🙏

  • @thierrylemmens4530
    @thierrylemmens4530 5 лет назад +1

    Tsy ho hafa maina ny mahavita ratsy ny tany soa nomen’ny Tompo antsika malagasy!

  • @bahapoirier7747
    @bahapoirier7747 4 года назад +1

    Tsara tompoko!
    Mampihetsi-po!

  • @hobisoaprisca4003
    @hobisoaprisca4003 4 года назад

    Faniriana izany. Saingy indrisy....Finoana tsy arahan’asa dia foana

  • @serge.oliviaampnihysebbag3310
    @serge.oliviaampnihysebbag3310 8 лет назад +3

    Sambatsa izay olona maharitsa fakam.panahy.fa rehefa voazaha toetsa izy dia handray ny satrom.boninahitsa fiainana

  • @dominiquelatine
    @dominiquelatine 15 лет назад +7

    ne vous inquietez pas ces prières vont être exausez un jour viendra

  • @jean-lucramanantombotsoa9276
    @jean-lucramanantombotsoa9276 10 лет назад +6

    Hoy Estera: ATAOKO AHOANA NO HIJERY NY LOZA MANJO NY FIRENEKO

    • @nikkoigawa8057
      @nikkoigawa8057 5 лет назад +2

      Je suis d ' accord avec votre point de vue, mais sans mélanger avec nos politiciens véreux et corrompus.

  • @ClickDiamsUc-tm1pt
    @ClickDiamsUc-tm1pt 7 месяцев назад

    Dia ho tany sambatra ilay madagasikara anao 😭

  • @floandriamasy
    @floandriamasy 5 месяцев назад

    Zanahary ô, ilay Madagasikaranao, Madagasikanay

  • @adamagadaisakara5557
    @adamagadaisakara5557 9 лет назад +5

    Madagasikara est le jardin d'eden

    • @nikkoigawa8057
      @nikkoigawa8057 5 лет назад +2

      Marina ny teneninao ny origine malagasy Arabo aviany yemen tao Sana dia niainga antsabo tao ADENA port lehibe. Taminy l ' an 650 ils furent quittés le yemen pour Madagascar leurs descendants qui sont à Madagascar sont les ZAFIMANIRY (juifs yèmenite ).Eden c ' est l ' origine Edena.....sans oublier les juifs originaires de l ' Inde,l ' Indonésie, de philipine. .....Voilà une partie les origines du peuple malagasy et sa confession judaïsme avant les' arrivés des chrétiens au 16 ème siècle. Une petite partielle de l ' histoire des origines de nos ancêtres bien sûr. 😨👍👌👈.

  • @LivaRandriamiandrisoa
    @LivaRandriamiandrisoa 13 лет назад +1

    Ry mpanao politika ô, fa nataonao inona i Madagasikara ?
    Reraka izy ankehitriny.
    Hoy ilay hira iray izay hoe : "Madagasikara hatramin’izao ... mandohalika"
    Mampalahelo ! mahonena ! mahontsa ny fo !
    Mba mieritrereta !

  • @andreedestigny1550
    @andreedestigny1550 11 лет назад +1

    paris,le 31/05/2013
    merci infiniment à vous d'avoir poster ,cette sublime ""prière en chanson "cantique,valable pour tous les chrétiens ,patriotes ,politiciens ,DIEU INFINI ENTENDE CELA DU HAUT DES CIEUX,car le peuple souffre trop
    une internaute amie ""franco-MALAGASY""
    dediannebeviavy:jahavannaisefranco@yahoo.fr
    misaotra e! ho ela velona!
    ho tanteraka anie ny sitrapon'ANDRIAMANITRA@NY TANINDRAZANA IOMBONANA....

  • @hasinahartmann23
    @hasinahartmann23 4 года назад +1

    Tokony mba io no hiram-pirenenena fa tsy ilay iray iny😂

  • @mihantaandrianaivo1498
    @mihantaandrianaivo1498 2 года назад

    Masina ny tandrazaina ô

  • @misaryableful
    @misaryableful 11 лет назад +1

    mba rahoviana no hiadana ny gasy? tsy misy fahendrena ny mpitondra eo an-toerana hélas!!!!!!!!samy mameno ny paosiny daholo é!

  • @nikkoigawa8057
    @nikkoigawa8057 5 лет назад +1

    IO NOHO TOKONY IRA MPIRENENA MALAGASY ; Plus réaliste et logique , par rapport à l ' autre qui ressemble à une chansonnette n ' est ce pas ? .Io noho vaofidiny taminy taona 1958 fa tsia ilay Tanindrazanay malala noho ny naseo.Ireo olona ny fidy sy ny homologués io hira io dia efa maty daholo , afaka manome ny famarinana izany. Dommage. Mbola hazo soloina io .Izany noho tokony atao. Na afagaronao izy roa ireo ,mba éviter-na ny polémique." AMPITAPITAO NY ANTSO "

  • @laloulydia4451
    @laloulydia4451 11 лет назад

    Rehefa vavaka ilay hira, dia miara-mivavaka daholo fa tsy mifanome tsiny. Tsy ny mpanao politika irery no mamotika an'i Madagasikara fa samy tompon'andraikitra daholo, na ny mpiwaouwahou sy mpiôgaôga eto @ Internet sy Facebook sns sns aza, na ny mpanao afera, ny mpitantana, ny mpikirakira vola, ny tsy mandoa hetra, ny tsy miasa...

  • @sylvoalias
    @sylvoalias 6 лет назад

    Faniriana poa-katy ny antsika Malagasy.Indrisy anefa tsy izany no zava-misy . Raha ny zava-miseho am'zao fotoana izao no jerena de tena tsy mampino tokoa ny hisian'ny fiovana eto antanintsika indray andro any. on a besoin d'un dictateur ou un petit retour á la colonisation ....Mais on n'sait point,on n'sait plus....seul Dieu le sait!Laissons á Lui nos déstins.(:.))

  • @randriaravao6710
    @randriaravao6710 8 лет назад

    Iza ilay "ZANAHARY"???? i "KELIMALAZA" ve??? Sa i "PÔLITIKA"??? Sa i "KOLIKOLY"????

  • @anjaraleonnie57
    @anjaraleonnie57 8 лет назад +2

    zanahary o! tahio ny tanindrazanay

  • @hermannemahefa1749
    @hermannemahefa1749 7 лет назад

    eny zanahary o ! tahio NY tanindrazanay . aoka anjaka AO NY fandriampahalemana sy NY fiadanana avy aminao.

  • @maiyaleonnie4960
    @maiyaleonnie4960 8 лет назад +1

    love u mada