AVSEQ07.DAT

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 8 фев 2025
  • zaza maromaso par Tantely

Комментарии • 17

  • @SamdhaniSamdhani-st6up
    @SamdhaniSamdhani-st6up 5 лет назад +1

    Tsara be ty hira ity. Merci beaucoup Tantely mahay mihira

  • @MalalatianaRazafimbelo
    @MalalatianaRazafimbelo Месяц назад

    ❤❤❤

  • @rasambanorozafimanantsoaje37
    @rasambanorozafimanantsoaje37 Год назад

    20/12/2023 , ao tsara na ny feonao aza tena original 👏👏👏

  • @alsace6747
    @alsace6747 Год назад +1

    Na ela niainana aho , tsy nahafantatra
    Zana-baratra .
    Natoky hatsaram-panahy , ka tsy nanam-po raha hanahirana
    Natoky zaza nataoko ho mora fanahy eny aho ka nilamin-tsaina e !
    Nataoko hitsikitsika handihizana izy,
    Hay papango nipaoka akoho
    Aha Eka arô ... Nalemy tsy afehy izy
    Aha Ôôô Mampalahelo
    Nahatambitamby anazy an' aho, Diso mankatia anazy loatra e
    Nahatsiaro sambatra eky arô,
    Fa nananan'olona azo itokisana aho
    Natoky zana-borona mahalala nody eny aho, ka nitaiza ho an'ologno
    Tsy mino fa na viavy diso tiana loatra any arô ! Ka kasa mamadiky e !
    Aha Eka arô dia marina miky e
    Aha Ôôô Mampalahelo
    Rendrik' anaraka an-dry zalahy Velon-drirana izy, ka lasany any
    Nahita olon-kafa , Akanga maramara an' izy, ka navelany aho
    Aha Eka arô zaza maromaso
    Aha Ôôô mampalahelo
    Aha Eka arô zaza maromaso
    Aha Ôôô Mampalahelo

  • @patricerahajaniaina2390
    @patricerahajaniaina2390 2 года назад

    Misaotra an'i Rija Oelijaona f tsara ilay tononkira👍

  • @evaeva2271
    @evaeva2271 6 лет назад +1

    Tsara eh tena tsara fa mankasitraka.

  • @niniemada2275
    @niniemada2275 7 лет назад +1

    EFA ela be za no nitady anty hira ty !!! merci e!!!

  • @martinaranaivojaona8234
    @martinaranaivojaona8234 3 года назад

    2021 mbola mihaino e

  • @joserakotosoa9310
    @joserakotosoa9310 8 лет назад +1

    merci namana!

  • @andrew91mil200
    @andrew91mil200 6 лет назад +1

    Tsara le izy fa somary niomehy kely aho naheno ny feon le piano a queue manao son analog 🤔

  • @TafitaRatic
    @TafitaRatic 8 месяцев назад

    2024❤

  • @hezierick5426
    @hezierick5426 3 года назад

    29/06/21 mbola tiako foana no mihaino azy

  • @ainatonya4290
    @ainatonya4290 8 месяцев назад

    06/06/24 zaza maro maso 😢😢

  • @rabemananororindra9302
    @rabemananororindra9302 Год назад

    milay foana ity hira ity

  • @kalaneny4053
    @kalaneny4053 4 года назад

    Zaza maromaso . Tiako ilay hira na izany ary clip farany natao

  • @fetraraoelison8555
    @fetraraoelison8555 8 лет назад

    mlay le vazo keke bass a