TROMPETRA FANANTENANA 67 ha - NY FIAINAKO | [A/C: Eugène RAMANANKORAISINA] (Live)

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 9 сен 2024
  • 2. Please SUBSCRIBE 🎥
    RUclips: / @lemavorecords
    TROMPETRA FANANTENANA 67 ha - NY FIAINAKO | [A/C: Eugène RAMANANKORAISINA] (Live)
    Tao anatin'ny fankalazana ny Jobily faha 40 taona ny Trompetra Fanantenana 67 ha
    "Rindran-kira Bàgasy" tamin'ny 1. Aprily 2023, tao amin'ny FJKM Atsimon'Imahamasina Antananarivo
    Empfohlene Videos -- Vidéos recommandées
    NY FIAINAKO: • TROMPETRA FANANTENANA ...
    Ô RY FIRENEKO: • TROMPETRA FANANTENANA ...
    VONONA HANARAKA ANAO: • Trompetra Fanantenana ...
    AN'I JEHOVAH NY TANY: • TROMPETRA FANANTENANA ...
    MASINA NY RAY TSITOHA: • TROMPETRA FANANTENANA ...
    NY FIHEVITRO TSY FIHEVITRAREO. • TROMPETRA FANANTENANA ...
    TSY HO ELA: • Trompetra Fanantenana ...
    NOELY FAHAFAHANA: • Trompetra Fanantenana ...
    NOELY FIADANANA: • TROMPETRA FANANTENANA ...
    ILAY TENY TONGA NOFO: • Trompetra Fanantenana ...
    IZAY MAHATOKY AN''I JEHOVAH: • Chorale: KTKB Edena Va...
    RY TANINDRAZANAY MALALA Ô: • Madagascar National An...
    ======= TONONY =======
    NY FIAINAKO- TROMPETRA FANANTENANA
    1. Tsy ho haiko tantaraina Jeso ny fitiavanao
    Harena sarobidy mamiko ka holalaiko
    Satria ny gadra nentiko, e voavahanao
    Ka tonga velombelona ny aiko
    Dia tano hifikitra mba tsy hahafoy Anao
    Na maro ireo ankaso ento an-taninay
    Refrain:
    Ny fiainako ny ho aviko
    Na ireo fikasako rehetra rehetra Tompo o
    Ny tenako ny hirako
    Na ireo vavaka iantsoako anao
    Atolotro apetrako
    Ho eo am-pelatananao ireo Ray o
    Dia tsy hatahotra aho fa manana Anao
    Ambara-pialako handao izao tany izao
    Dia tsy hatahotra aho fa manana Anao
    Na maizina mikitroka aza ety
    2. Tsy haiko ny hangina ka tsy hanandram-peo ho Anao
    Anolotra ny dera izay mivoaka avy ato am-poko
    Ka raha tonga ny andro izay hiverenanao
    Dia hira fihobiana no dradraiko
    Ianao no masina ianao no mahery
    Ianao no Mpamonjy sy mpanavotra
    T & F : Eugène Ramanankoraisina

Комментарии • 6

  • @JulienRakotonomenjanahary
    @JulienRakotonomenjanahary 6 месяцев назад

    Ankiniko Aminao ny Fiainako Jesosy, na maizina mikitroka aza ety !

  • @myriamerasoamihanta2894
    @myriamerasoamihanta2894 10 месяцев назад

    Azoko. Alefa ny tonony'na enoy tsara '

  • @raymrabe1172
    @raymrabe1172 12 дней назад

    NY FIAINAKO- TROMPETRA FANANTENANA
    Tsy ho haiko tantaraina Jeso ny fitiavanao
    Harena sarobidy mamiko ka holalaiko
    Satria ny gadra nentiko, e voavahanao
    Ka tonga velombelona ny aiko
    Dia tano hifikitra mba tsy hahafoy Anao
    Na maro ireo ankaso ento an-taninay
    Ny fiainako ny ho aviko
    Na ireo fikasako rehetra rehetra Tompo o
    Ny tenako ny hirako
    Na ireo vavaka iantsoako anao
    Atolotro apetrako
    Ho eo am-pelatananao ireo Ray o
    Dia tsy hatahotra aho fa manana Anao
    Ambara-pialako handao izao tany izao
    Dia tsy hatahotra aho fa manana Anao
    Na maizina mikitroka aza ety
    Tsy haiko ny hangina ka tsy hanandram-peo ho Anao
    Anolotra ny dera izay mivoaka avy ato am-poko
    Ka raha tonga ny andro izay hiverenanao
    Dia hira fihobiana no dradraiko
    Ianao no masina ianao no mahery
    Ianao no Mpamonjy sy mpanavotra
    T & F : Eugène Ramanankoraisina

  • @myriamerasoamihanta2894
    @myriamerasoamihanta2894 10 месяцев назад

    Tiko loatra ity birz ity k ho hiraina @Anniv80😮.. Ans no Amena ''

  • @bodonantenaina1256
    @bodonantenaina1256 11 месяцев назад

    Afaka mahazo ny tonony ve zafady???