tsara ny fandaharana, fa ny tena mety zao dé mba hoe hita eto daholo ny backstage rehetra.Mage 4 ohatra, sy ireo zay efa nandalo rehetra teo @ fandaharana.merci d'avance
Tadidiko tsara zah t@2020 itako NiNi teny anosy de tena nojereko naharitra ozy a any antsaiko we why ity NiNi tsiako na vadiny iny na iza fa ilay vehivavy niaraka t@ny no nandinika be ahy we mijery an NiNi zah
le Radio lo na le tele tokony asina anle fangarona gasy fa tsy ireo tsalo ireo iany ny gasy. ho any vahiny dia ireo gasy ( ireo continent africain dia iray ary mitovy daholy ) ka aza manao barazy ao lisany fa ireo izay tsy mitovy toerana anareo no tondronolona molotra tany efa mahanitra be io ko mbola tazomona ambany be iany le saina... gasy anisany olona tena tsara saina eto atany fa le saina dia mbola ambany be. ny sainireo ambony sy ireo pitondra ( reo vaoka miezaka ) fa ra ny pitondra sy ireo ambony andala sady tsisy saina no tia tena diso tafaotra dia TSIA tsy androso zany io tany. nefa anisany tany ( ra le tany fotsiny no jerena fa tsy ny zavabita ) dia anisany tany manakarena ndrindra Madagascar marina fo moramora no mitrara fa izahay aty apita mahalala politika afa ka maita eo tsisy saina le pitondra ny tanindrazatsika liberté d'expression fotsiny dia efa limité be nefa eo no fitombohiny fiovana ka tsisy nefa zay mlay ny tarikilisany ry kiaka rehetsa. mba manova politika e. okay e
ary hono hoa azafady , ty skyone tv & radio ty ve ts mba afaka alefa @ canal sat d mba mahita zay aty e, misaotra betsaka
zahay mankafy an Nini eee!!!! cool be, merci eeee!!!!
tsara ny fandaharana, fa ny tena mety zao dé mba hoe hita eto daholo ny backstage rehetra.Mage 4 ohatra, sy ireo zay efa nandalo rehetra teo @ fandaharana.merci d'avance
Jocelyn ANDRIANANTENAINA iii
Tadidiko tsara zah t@2020 itako NiNi teny anosy de tena nojereko naharitra ozy a any antsaiko we why ity NiNi tsiako na vadiny iny na iza fa ilay vehivavy niaraka t@ny no nandinika be ahy we mijery an NiNi zah
mankasitraka eee
mahafinaritra e!!
Dona kely e
le Radio lo na le tele tokony asina anle fangarona gasy fa tsy ireo tsalo ireo iany ny gasy. ho any vahiny dia ireo gasy ( ireo continent africain dia iray ary mitovy daholy ) ka aza manao barazy ao lisany fa ireo izay tsy mitovy toerana anareo no tondronolona molotra
tany efa mahanitra be io ko mbola tazomona ambany be iany le saina...
gasy anisany olona tena tsara saina eto atany fa le saina dia mbola ambany be. ny sainireo ambony sy ireo pitondra ( reo vaoka miezaka ) fa ra ny pitondra sy ireo ambony andala sady tsisy saina no tia tena diso tafaotra dia TSIA tsy androso zany io tany. nefa anisany tany ( ra le tany fotsiny no jerena fa tsy ny zavabita ) dia anisany tany manakarena ndrindra Madagascar
marina fo moramora no mitrara fa izahay aty apita mahalala politika afa ka maita eo tsisy saina le pitondra ny tanindrazatsika
liberté d'expression fotsiny dia efa limité be nefa eo no fitombohiny fiovana ka tsisy nefa zay
mlay ny tarikilisany ry kiaka rehetsa. mba manova politika e. okay e
Matsiro izy izany
Makasitrakeeee