KAIAMBA & BASESA - FULL LIVE PERFORMANCE (MAKUA Festival Music) Novembre 2024

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 8 ноя 2024

Комментарии • 12

  • @MarieAgnes-v9c
    @MarieAgnes-v9c День назад

    Tiako e. Merci beaucoup ❤

  • @LineMadeleineVavy
    @LineMadeleineVavy 3 дня назад

    Afa-po misaotra afa jerijery bitika migna❤

  • @felanarazanatsoa1444
    @felanarazanatsoa1444 3 дня назад

    🥰🌴🇲🇬❤️😍
    Mankasitraka eh🥰

  • @RivomalalaSarah
    @RivomalalaSarah 3 дня назад

    ❤❤❤ amanafo oh

  • @annickboneface461
    @annickboneface461 3 дня назад

    Misy tsy fetezagna la music

  • @annickboneface461
    @annickboneface461 3 дня назад

    Merci ❤❤

  • @RivomalalaSarah
    @RivomalalaSarah 2 дня назад

    Magnino me izy zany kara misotisoty

  • @AndreaPacellie
    @AndreaPacellie 3 дня назад

    Mankatsitraka eh marina Samy olava andro hiegnana👄👄🙏🙏

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 3 дня назад

    ❤❤❤❤❤❤❤❤

  • @olienrandriambalonomena9405
    @olienrandriambalonomena9405 3 дня назад

    Matsaratsara

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 3 дня назад

    Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra !
    Malahelo ny mihaino ilay hira efa taloha ireny , satria mipaka ao anatin'ny fo sy migadona @ tena fiainan- tsika Malagasy ! Ary misy fitaizana masina ilay kanto , nefa saingy mampalahelo mifanohitra @ fiainan'ny taranaka aty afara tsy tsara taiza !
    Misaotra anareo rehetra mbola velona izay namerina ny fahatsiarovana an'ireo izay efa lasa ampiadanana nametra izao kanto mahafinaritra izao tompoko !
    Ho ela velona atsika Tamatava sy Madagaskar manontolo ( Atsimo , Avaratra , Andrefana , Antsinana ) ,ary hifankatia tsy hifamono , fa samy mbola ho lalana handehanan- tsika jiaby ny fahafatesana , koa tsy mahasambatra antsika hoany @ farany izany!
    Masina i Madagaskar !

  • @olienrandriambalonomena9405
    @olienrandriambalonomena9405 3 дня назад

    Magnino hoy zaho lay sary ato tegna mifandaka be mihitsy raha mitaha ny tao @ lampihazo izay tegna raitra dia raitre e??? Na izany dia tsy adigno ny mankasitraka fa tsara ny Makua Festival eee!!