NAIVO RAHOLDINA NANAKIANA NY FITSARANA BE KOLIKOLY

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 24 окт 2024

Комментарии • 22

  • @lolanagel6103
    @lolanagel6103 Месяц назад +1

    Maharikoriko na ny mihaino an'ireo.

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p Месяц назад

    PRÉSIDENT NO TENA MPANAO KOLIKOLY

  • @reneedmondguimbretiere2024
    @reneedmondguimbretiere2024 2 месяца назад +2

    Karama tsy maha velona no maha tonga kolikoly

  • @margueritephilibert6105
    @margueritephilibert6105 2 месяца назад +4

    Fitsarana ao antananarivo no tena misy kolikoly cours suprême. Na anao manefa ny droit ordinance hanaboaha didy na hampiatra de mitarsiky kanefa efa nifainao droit de tsy aboakandreo ao fona tsy hay inona ny dikany ary misy didy tokony absoaka rango 2012 fa tdy hay inona ny dikany be kolikoly Fitsarana eto mahadosopory

  • @anniearinoromarcelline6798
    @anniearinoromarcelline6798 2 месяца назад +6

    😂😂😂😂😂😂 izy ary no pofesseur de Kolikoly.
    Prezidaaaaa ô nampidirinao misimisy Kokoa ny Taranja ny kolikoly eto Madagasikara 😂😂

    • @EloiRakotomanana
      @EloiRakotomanana 2 месяца назад

      inona ilay "pofesseur" ôôô ?😂😂😂😂😂😂😂

    • @luxeabanluxe4460
      @luxeabanluxe4460 2 месяца назад

      @@EloiRakotomanana proffeur de kolikoly mifanaraka am fitondrana,kkkkkkkk😂😂😂😂😂

    • @leroabalita687
      @leroabalita687 2 месяца назад

      Il faut commencer par ravatomanga et rajoelina les 2 méritent la prison

  • @MalyounRakoto-pb3jr
    @MalyounRakoto-pb3jr 2 месяца назад +2

    Miala tsony Aho ry MERINA havako ...manana havana MERINA Aho ...Io toetranareo tsy zakan'ny vahoaka Malagasy. Sorry. Very to Say that .😢

    • @lantz-182
      @lantz-182 2 месяца назад

      Not sorry, those merina are a soon of bitch

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 2 месяца назад +1

    Any anosilava no tokony alefa i sorcière Romy

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p 2 месяца назад

    Ry zareo ao amin ny fitondrana ireo iany no tena matavy amin ny kolikolo

  • @joser.3370
    @joser.3370 28 дней назад

    Izy mianakvy no ao fa i naivo matahotra ho voailika de efa mampandré ny mpitondra fa hivadika refa tsy eo avaram patana intsony mapmé

  • @Andriananahahary101
    @Andriananahahary101 2 месяца назад

    Vao manomboka mijery zah. D miova you tube hafa fa mankaleo sy mahatsiravina ts mba misy zavatsoa mintsy henoin ny sofina eto dago.

  • @coolman3322
    @coolman3322 2 месяца назад +2

    fitsarana balarora kkkkkk kkkkkk kkkkkk kkkkkk kkkkkk kkkkkk kkkkkk kkkkkk kkkkkk kkkkkk kkkkkk kkkkkk kkkkkk. mpiongana fa tsy mpitsara .

  • @Andriananahahary101
    @Andriananahahary101 2 месяца назад

    Kolikoly

  • @MalyounRakoto-pb3jr
    @MalyounRakoto-pb3jr 2 месяца назад

    Zay ve Naivo kely vao nifoha t@ torimaso 😢

  • @JrGuillaume-o5s
    @JrGuillaume-o5s 2 месяца назад +2

    Naivo tsy panohitra fa milaza ny zavamisy fa problème izay olona fa manazava ny zavamisy dia lazaina fa panohitra tiny pitondra fanjakana dia magnina fotsiny fa tsy tenenina ny zavatra itamaso sy ny zavamisy

  • @アンドリアシトラカ
    @アンドリアシトラカ 2 месяца назад

    O ry Ranaivo Bulding a, ahoana ireo mpitsara ao @ HCC Nanaiky ny vazaha ho filoha? Nanongana an i PAN sy filohan SENA , Ahoana ny mpitsara nanome certificat de nationaliten io vazaha mitondra io,
    Ahoana ny hala-batobe h@ presidentielle ka h@ legislative nahalany anareo.
    Valio haingana ireo Haingana ⁉️
    Na ho ela na ho haingana ho avy aminareo ny FITSARAM-BAHOAKA👹👹👹👹

  • @MalyounRakoto-pb3jr
    @MalyounRakoto-pb3jr 2 месяца назад

    HCC sy CENI no chefs ndreo ...

  • @アンドリアシトラカ
    @アンドリアシトラカ 2 месяца назад

    Ka io vazaha mitondra io mihintsy no KOLIKOLY, N iza n za, Aringano , , Rajoelna, Romy, BM, Lanto sns ,
    Arodany d any an-tsiafaha na FITSARAM-BAHOAKA👹👹👹、

  • @MalyounRakoto-pb3jr
    @MalyounRakoto-pb3jr 2 месяца назад

    Teatra fotsiny zany le VELIRANO tsy hanao kolikoly nataon'i reo Ministre teny lavoloha