Tantara gasy: FARA-JALY fiz 1: [Natiora Radio]

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 13 окт 2024
  • #tantara , #tantaragasy , #gr
    Tantara Natiora Radio.
    Fizarana is

Комментарии • 12

  • @GarciaMarieGarcia-uh6cr
    @GarciaMarieGarcia-uh6cr 7 месяцев назад +1

    Misaotra nizara hoanay ôooh ❤❤fa mampalahelo kely 😢😢

  • @vivianeraminosoa2159
    @vivianeraminosoa2159 7 месяцев назад

    Misaotra nizara!!

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 8 месяцев назад

    Tonga dia mampalahelo zany vao mijery ilay titre fotsiny 😊

  • @lilydaubec6298
    @lilydaubec6298 7 месяцев назад

    Misaotra ny mpizara

  • @Lala-t5d5k
    @Lala-t5d5k 7 месяцев назад +1

    Tantara ratsy be,
    Grand mère zany fiantahantana, hitantarana tsiambarantelo, mpiray tsikombakomba kely......

    • @RosaMelina-xe8dv
      @RosaMelina-xe8dv 7 месяцев назад +2

      Fa tsy izy rehetra tena misy mpamosavy sy ratsy saina be reny 😢

    • @Manda811
      @Manda811 7 месяцев назад +1

      Aza mihaino tsony

    • @ntsoavina
      @ntsoavina 7 месяцев назад +1

      Fiainanao kosa angamba bisous nounours be . Ny anay grand mère dia tena toy ramatoa io. Tsy tia anay mihitsy , manary anay sady tena nanilika no nampijaly anay . Ary tena farakizay masiaka be a. Raha misy zavany simba dia toy io tantara io kapoka mahazo anao 😢😢😢. Ny tena loza aza raha milalao ianao ka madona singany voninkazo iray fa vely zao ka vely a. Pibasy maniry be ka raha maka iray eo dia mihomana fa daroka

    • @Lala-t5d5k
      @Lala-t5d5k 7 месяцев назад

      @@ntsoavina
      Ndry !!!!
      Mampalahelo tokoa izany

    • @ravelonoromariaangela2987
      @ravelonoromariaangela2987 7 месяцев назад

      ​@@Manda811kkkkkkkk asiii

  • @LucetteRasoarivelo-mr5lq
    @LucetteRasoarivelo-mr5lq 7 месяцев назад

    Miandry ny tohiny

    • @SoamamyThocine
      @SoamamyThocine 3 месяца назад

      Fa efa ms tohiny ve sa ahoana sao de mba efa nihaino ny tohiny ndri