Tena tsara Virginie ny tantara nosoratanao. Misaotra betsaka! Tena finaritra ihany ny mihaino ireo mpilalaon’ny tantara efa za-draharaha tokoa. Tena miaiky ny fahaizanareo zahay eh!🎉🎉🎉
Mankasitraka indrindra anareo rehetra tompoko! Mirary ny soa hatrany anareo rehtra : ny mpanoratra- ny nilalao ny tantara - ireo trknisiana nikirakira ny fampitana ka nahafahanay mihaino am-pifaliana tokoa... Misaotra e!
Salama tompoko. Tsara ilay tantara, fa indro kely hoy ny mpandrafitra, inona moa zany no hofandraisan’ilay lohateny sy ny vontoatin’ilay tantara?mipetraka ho mpakafy tantara fotsiny ny tenako eto fa tsy ilay mpandalina..zany jerikiana zany dia apetrako manokana @ilay mpanoratra..misaotra tompoko.
Tena tsara fa misaotra betsaka nizara mbola miandry ny tohiny hoe nanahoana ny fiainan'i Faneva sy Narindra ary ny fahitan'ireo fokon'olona azy ireo taty
Zany ka tantara, mahay ny manoratra ny mpilalao koa enjana be 🥰🤩
Mahay milalalao be nareo Ary velona be ny tantara ♥️🙏🏽
Misaotra nizara fa tsara be le tantara ny mpanatontosa koa mo mahay mampiaina azy tsara ❤❤❤❤
❤ tena hoe tsara ilay tantara
Mpanoratra tena hoe 👌🏻
Mpilalao moa dia efa ao tsara
Misaotra GASY RAKOTO 😊
Tsara kous zan tantara zan an! Anisan'reo tiako indrindra❤ Misaotra indrindra o❤😊❤
Tena tsara bé le tantara misaotra betsaka ho any panoratra sy acteur Ary gasy rakoto nizara ❤
Tsara bé, Mankasitraka 🙏🙏 za miandry oe dadan i Faneva no dadan i Sariaka😂
Tena tsara
Tsy mbol nisy tantara tiko miotran uty ❤❤❤❤❤
Tena tsara kosa ...bravo am mpanoratra
Tena tsara Virginie ny tantara nosoratanao. Misaotra betsaka!
Tena finaritra ihany ny mihaino ireo mpilalaon’ny tantara efa za-draharaha tokoa. Tena miaiky ny fahaizanareo zahay eh!🎉🎉🎉
Tsara zany tantara zany, mankasitraka ny panoratra
Mankasitraka tompoko ô 🎉❤
Tsara be, ny mpanoratra mahay, ny mpilalao dadany koa. Mankasitraka e
Merci beaucoup tsara be ❤
Misaotra nizara tompoko,tena tsara be❤
Tsara be❤❤❤
Coucou radoko aa ! 😂😂
Mazoto hihaino fa toa nahazo ❤ be dia be
Tena tsara be merci bcp nizara ehhh❤❤
Mankasitraka nizara tompoko❤
Misaotra ny mpanoratra mpilalao ary gasy Rakoto nizara tantara tsara indrindra nohenoko.
tsarabe
Mankasitraka indrindra anareo rehetra tompoko! Mirary ny soa hatrany anareo rehtra : ny mpanoratra- ny nilalao ny tantara - ireo trknisiana nikirakira ny fampitana ka nahafahanay mihaino am-pifaliana tokoa... Misaotra e!
Tsara ary tena mahay n y mpilalao rehetra . Mitomboho fahaizana daholo hatrany e!
Makasitraka indrindra tompoko❤😊
Mankasitraka
Misaotra ny mpizara
Mafinaritra,ilay mpanoratra ve zany avy any @ ilay tanana joe niaviany Dadabe
Misaotra nizara Gasy Rakoto
Tsara
Makasitraka hatrany tompoko
Tena tsara be fa misaotra nizara
Salama tompoko.
Tsara ilay tantara, fa indro kely hoy ny mpandrafitra, inona moa zany no hofandraisan’ilay lohateny sy ny vontoatin’ilay tantara?mipetraka ho mpakafy tantara fotsiny ny tenako eto fa tsy ilay mpandalina..zany jerikiana zany dia apetrako manokana @ilay mpanoratra..misaotra tompoko.
Tena tsara be!!
Misy koa ramatoa fenomanana ah 😅😅
Merci beaucoup ❤
Misaotra nizara e
Tena tsara fa misaotra betsaka nizara mbola miandry ny tohiny hoe nanahoana ny fiainan'i Faneva sy Narindra ary ny fahitan'ireo fokon'olona azy ireo taty
❤❤
Merci ❤
Merci bcp
👍🏼
Mankasitraka tompoko.Tsymampino ilay izy.Tena misy tokoa ve ny toe-javatra toy izany?
❤