Fery anaty - 104 FM

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 13 окт 2024
  • Tantara malagasy

Комментарии • 14

  • @AngelitaEdvige-ns3lf
    @AngelitaEdvige-ns3lf 3 месяца назад

    Mankasitrak tompoko merci nizara ❤❤😢

  • @nirinaperruchoud5382
    @nirinaperruchoud5382 3 месяца назад +3

    Mankasitraka be fona 🙏🙏🙏👌👌

  • @ravelonoromariaangela2987
    @ravelonoromariaangela2987 2 месяца назад

    Tegna misy eto amintsika Madagascar izy ty ai mampalahelo, matahotra aby jiaby tsisy afaka mijoro ampio re ny Tanindrazanay Ry Tompo Andriamanitra o mba hanana tafika sy miaramila mahery fo ny Nosinay mba handresy ny Ratsy Amen ❤❤❤❤

  • @mariellaferinande4485
    @mariellaferinande4485 3 месяца назад

    Misaotra betsaka nizara 😍

  • @lalaorandrianarivo729
    @lalaorandrianarivo729 3 месяца назад +3

    Tantara tena hiainan'ny vahoaka eto Madagasikara Ty tantara Ty, eeee...honena anao Aho ry fireneko fa mahantra laotra ianao😢

  • @marionyves7892
    @marionyves7892 3 месяца назад +1

    Sur mintsy rangah a. Mankasitraka foana❤❤❤

  • @rovasoa
    @rovasoa 3 месяца назад +1

    Misaotra betsaka nizara oo🥰🇲🇬🙋‍♀️

  • @sidoniesidonie9722
    @sidoniesidonie9722 3 месяца назад

    Misaotra sy mankasitraka indrindra Tompoko o 🎉❤

  • @zoerazafiarinelina2831
    @zoerazafiarinelina2831 3 месяца назад +2

    Mankasitraka indrindra anareo rehetra : ny mpanoratra, ny mpilalao rehetra, ny teknisiana . " TENY ATSIPY HO ANAREO ZANDARY indrindra indrindra- ho anareo POLISY- ho anareo MIARAMILA ? fa tena tantara hianan-tsika eto @ ity NOSY TANIDRAZAN-TSIKA MALAGASY ity.... VOLA -VOLA foana vé ? Mba tsinjovy ny HIAFARN'NY TARANAKAREO ry Zandary sy Polisy ary Miaramila ...

  • @AngelandeLande
    @AngelandeLande 3 месяца назад

    Misaotra Tsara be

  • @ndrianjaramanamilanto
    @ndrianjaramanamilanto 3 месяца назад +1

    Misaotra nizara e

  • @GarciaMarieGarcia-uh6cr
    @GarciaMarieGarcia-uh6cr 3 месяца назад

    Eeeee zava-misy eto @tsika ty tantara ty 😢😢aiza mo ho foana ny dahalo ireo zay antenaina hanafoana asan-jiolahy indray no mpampirisiky satria mamatsy izireo nohony fitiavanam-bola ee

  • @RavaonArisoa
    @RavaonArisoa 3 месяца назад +1

    Hotrany hoe minery commando mikipy maso zany
    Mankaditrzka ee hafa ihany mohaino 104 FM

  • @hanitranil4489
    @hanitranil4489 3 месяца назад +1

    Na mivavaka aza, rehefa mba misy milaza fa misy loza mihantona, dia Mona hi insiste hissa ihany... Religieux!