Salut daholo e, tsy andray karama aho fa anao kolikoly manarapenitra, tena tolona ity fa tsy sangisangy aza amaivan'mihitsy ny safidinao aza etin'fo mafa maka an'iDada fa entano ny olona hifidy 25 👍 ary mahereza daholo fa miandy @ satana ny malagasy, mailo fa tsy hay zay kombon'foza manao @ fomba rehetra izy ahalany azy fa mailo hatrany.
Commercials no nafaran-drajoelina fa tsy experts,olona hivarotra ireo fa aza. hamidy ny vahoaka ,tens toetran-drajoelina no hakiliny amin-dravalo, ny hotel de ville anie ka fozan-drajoelina no nandoro azy tamin'ny fanongana-panjakana
TSY ZAKAN I ANDRY RADOMELINA MINTSY NY FILAZANA NY MARINA ! !!! FANAPEPOANA SY FAMPANANTENANA POAKATY SISA NO AZON I ANDRY ATAO FA HITA FA MISENDAOTRA LEDALA ! !!!TSY MENDRIKA HITONDRA FIRENENA !!!!
Ny zavatra teneninao momba ny olona anankiray sy ny fahitanao azy hono dia milaza betsaka ny momba anao sy ny hoe iza ianao ka mahaiza mandinika tsara ry malagasy aza manaiky ho rebireben ny olona. Araka ny experienceko manokana koa de ny olona rah tena te hanao zavatra de tsy be fialantsiny na be resaka na koa hoe variana mitsikera ny vitan ny hafa fa kosa mahay maka lesona. mahaiza mifidy ry malagasy havako fa ny safidinao no mety hampandroso na handetika io Firenetsika io.
Raha mbola tsy hitan'ny sasany ihany fa Andriamatoa Ravalomanana no tena mendrika hitondra indray ny sambontsika dia azo ambara fa efa resaka personnel, fankahalana azy tsotra izao kosa e! Fehiny, Fidio 25 fa izy no tena hita fa hanao zavatra SOA.
Rajoelina dia te-hiala pa, Tay mazava ny tian' ny foza lazaina amin'ny hoe tsy jerena ny lasa, hiara-mahita fa na iza na iza mahay tsy maintsy miverina amin'ny lasa hitsonjovans ny ho avy
La puissance d'une centrale hydroélectrique est actuellement est en moyenne de 35,3 GW, soit 353 000 MW. Mr Andry Rajoelina ne présente même pas la connaissance nécessaire pour être président de Madagascar, en confondant 7 GW à 35,3MW, même si Mr Marc Ravalomanana en était assez proche. De plus Mr Andry ne sait même pas ce que démocratie veut dire: la preuve, il n'a pas pu répondre à la question lors de sa conférence avec les étudiants malgache en science politique à Paris, mais a plutôt dévié le sujet. De plus, les étudiants de science politique de Paris étaient refusé d'accès à la conférence car ces étudiant n'agréaient pas la venue de monsieur Rajoelina. Je vous pries par ailleurs de bien choisir notre président, celui qui est capable de developper le pays, et non celui qui montera au pouvoir, juste par satisfaction personnelle.
Tena marina mihitsy izany, fa sady tsy manana vina akory izy hitondrana ny firenena fa ramasabomanga fotsiny, ataon'ny olona hoe ataovy izao, dia manao fa tsy mba mandefa saina akory hoe "inona ny fiantraikan'ity" zavatra ampanaovina ahy ity! Aiza ve ka hanongam-panjakana ianao dia alaina vidéo, indrindra ireo miaramila nananika ny Lapan'Ambohitsorohitra?
Ny fihavian'ny vola no hanontanian'i ra8,ny valitenin'i vola dia hoe : hainy ny mampiasa vola eo am-pelatanany , avy aiza ny VOLA ????? Vola avy amin'ny karana(tsy tia maizina an-dravalo ireo) ,eo koa ireo vahiny mpanadio vola, ny harem-pirenena isan-karazany (vato, volamena bois de roses sns .......
Tongava saina sy mihevera tena izay momba an'i Andry,mbola eto am débat fotsiny dia izao ty izy,to mba kely milanjalanja loha🙄🙄🙄, andriamatoa Marc Ravalomanana no 👍....Manarak'izay ty ra namana panao gazety namani Johary Ravojanahary anakiray ty ko ngamba nahazo in avy any fa to tsde mahalala fomba rehefa i Marc Ravalomanana no miteny,tssss🙄, diniho ange e.
Dommage pour moi que cela soit en malagasy, en français j'aurais pu me faire une idée du niveau du débat, est-il que déjà pour arriver à ce niveau de débat démocratique il faut en avoir la maturité et je dis BRAVO au peuple Malgache, un exemple à suivre pour toute l'Afrique. BRAVO et RESPECT aux hommes politiques Malgaches, je suis Congolais et comprenez pourquoi.
Mba namerina nijery ity horonan tsara ity ny tena hoe ahoana ny fandehany ary hita izao fa tena nandainga s'y nampiresaka ny candidat N13. Koa tokony mba asiana lalàna ary tokony ho saziana mikasika itony fampanantenana tsy tanteraka itony, fa heloka be vava ny famitahana s'y fandaingana @ vahoana
Samy manana tetikasa hanasoa ny firenena ianareo roa lahy mianaka amin'izao ,moa ve nareo afak miara miasa satria ny iray @nareo roa no hitondra ny firenena ny tanjona de ny hialan'ny Malagasy @ zao fahatrana sy ny tsy fandriam-pahalemana izao tena mijaly ny vahoaka.enganié mba ho anatra ireo mpitondra izao zavatra misy izao satria mipoitra ny tsy mety .
Akory aby Music dia ny mpangana hiara-hiasa amin’ny mpandrava, ny mazava hiara-hifamihana amin’ny maizina, ny marina hiaraka hifarimbona amin’ny lainga, dia ho paradisa i Madagasikara... Programa be fa aleho aloha Manifesto ampiarina, fa raha ny hiara-hiasa amin’ireo manao fampanantenana paokaty dia ho lany eo ny andro. Tanana zatra nitsotra ve no ho anarina.
Te ho "prezidà" nefa tsy mahafehy ny "dossier-ny" akory fa mihaino ny baikon'ny mpanohana azy avy @ "écouteurs" an-tsofina! Mba menatra ry mpaminany sandoka e!
D mampalahelo ilay Andry Rajoelina fa dia rehefa mamaly fanontaniana dia ny valin-teny Omen'i Marc Ravalomanana foana no tsikerainy. Tsy manome valinteny amin’ny fanontaniana ho azy fa dia valin-teny ny olona foana no angalana tahaka sy aratsiana.
marina mihitsy izany tsy mahay mamaly fanotaniana rajoelina no sady tsy mahay ny dikany "DAM" izay teny anglisy fa lazainy fa Atoa Marc Ravalomanana indray no mamorona vocabulaire vaovao nefa DAM dia teny anglisy izay midika hoe "barrage", tsy te hamaly fanotaniana fotsiny indray i Rajoelina fa mody miteny foana hoe ny mpanohana an'i Atoa Marc Ravalomanana mitabataba sy misioka,haha,
Ny zavatra tokony tena hasongadina dia aoka hazava fa rajoelina natosikin'ny karana sy ny frantsay very kapoaka niaraka tamin'ireo miaramila no nanongana ny fanjakana tamin'ny 2009
Adinonareo ve ny 2002?? Sa hoe odina ts tsarona! Samy mitovy ireo ry se a ra tena manaraka ny tantara tsika,i dada Maire nanongana any prezy Ratsiraka,i Andry Maire nanongana any prezy R8.io zany ny atao hoe «Ny tody Tsy misy fa ny atao no miverina» de samy matatesa valin_kitraka e😀😀👍
@@todisoarandriambololona760 Ratsiraka no nangala-bato matoa natao ny confrotation, fa raha tena nanana ny marina ve i Ratsiraka dia nanaiky fotsiny izany ny frantsay??? Anao ny mamaly! Ary mbola i Ratsiraka ihany koa no nampitifitra nymiaramila teny @ 13 mai fa tsy i Ravalomanana mihitsy. Koa noho izany ianao no tokony hitadidy tsara fa nanaraka ifotony teny ny vahoaka maro an'isa, ary mbola io lainga be an'i Ratsiraka io ihany koa no mbola lovain'i Rajoelina ankehitriny.
Tsis zavatra azo tsapaitanana no lazain'i rav8 na program matotra f we vitatsika zan, kapoka tsika zan, f inun le kapoka? Ra ny fitondrana talou nu iverna ts handroso mihitsy Mscar, alefa 13✌✌✌
Afatra ho an tsika mpanaraka ny deba:Samy panongana ireo ary i dada no nitarika t@ 2002,de tonga t@ dada ndray ny fanonganana t@ 2009:io zany ny atao hoe «Ny tody Tsy misy fa ny atao no miverina»de mba mazaka ry dada a
le Andry Rajoelina zani d tena enjana b ra andainga a,sady mitsatsaingoka s ts maalala fomba fa manapaka teny foana,ra olona misaina d maatakatra tsara fa lainga avokoa n avokan vavany ar ze mahay mandainga n otrnwe maai politika,potika Madagasikara ra ho lany io am 19,asakasak izay hifidy azy fa ra oana alouh mpandetika e,ratsy saina mpamita bahoaka
Nemi Zola ary ny building???? Ho an iza hono ilay building? Sûrement hoan ny havany iray manontolo fa tsy oan ireo quatre mi izay noteneninao etsy ambony?? Ka iza no mora: ny trano mora sa ny building????
Fa nahavita ilay trano mora angaha moa izy t@ 2009 nankany @ tetezamiitatra? Tsy menatra mihitsy mampanantena poak'aty! Lazaina hoe omena trano ny tovolahy latsaky ny 35 taona! Aiza izao ny tramway ilay nisehosehoana be teo iny? Maquette sy marionnette ve no itondrana ny firenena????
vola 100 million de dollars saika itrandrahan'ny sinoa vy tany soalala no nalaina nanaovana ny hopital manarapenitra, nilaza anefa i andry rajoelina fa ny teo ampelatanana iany no nampiasaina.hopital 8 fotsin ve no vitan'io vola be io? ianao anefa mbola nivarotra bois de rose maro be teto @ firenena
Sao dia mba tokony hovaina pratika amn' izay ny debat, ohatra iza no mahay manadio ny tananan' Antananarivo haingana? Sady vita ny debat no madio ny tanana.
Mitsiky tsy ravina, izay ihany sisa azo atao . LA MALEDICTION DE TRANON-DAINGA, 7 andro sisa dia any @ farihy mirehitra afo ny tranon-dainga sy ny zanany
Nini Ratsimba,: resaka hafa no resahako misy ny LIVE fa tsy mahita ny équipe lux mintsy za ao ny tenako ko tsy afaka miditra ao tena varina sy gaga a nijery ilay izy, amarino kely anie azfd e, merci
JE VOUS EN PRIE!.TOKONY MIAKATRA PLATEAU AU MOINS INDRAIP ISAMBOLANA ANAREO ROALAHY IO DORENAVANT.RAH TENA TIA TANINDRAZANA MARINA.AMZAY MIFANOTSANA KA MIVOAKA HATRANY NY MARINA FA TS MIANDRY EFA MASISO ZAY VAO KOBO.....
ts manana hevitra mafonja rajoelina fa n hevitr ravalomanana iany n avadin lava eo, sady manandra tena ho filoha saad, ts hainao ng n ampitso rajoelina, ar aza etimpo ry rajoelina fa firenena ng n entina e
Ka na ny fijeriny aza anie tena manirikiry mihitsy e, tsy mba mahay manafina mihitsy na dia fihatsarambelatsihy fotsiny aza e. Efa nahazo vola be koa angamba e!
Iza no nandainga? iza no namitaka? (hoy i Atoa Andry RAJOELINA tamin'ny débat n'izy sy Atoa Marc RAVALOMANANA : "TSY METY NY MANDAINGA, TSY METY NY MAMITAKA, RAHARAHAMPIRENENA NO RESAHINA" ilay resaka 5 MILLIARDS nomen'i Atoa Marc RAVALOMANANA? nanao ahoana ny fomba famalin'i Atoa Andry RAJOELINA, nihizigizina FA MPANDAINGA i Atoa Marc RAVALOMANANA, tamin'ny débat natao tao amin'ny Télévision, tsy fanaratsiana, fa tena marina. Tao amin'ny TVPLUS indray nisy oron-antsary navoaka, ahitana an'i Rtoa Minisitrin'ny Mponina nanao "DEBAT" tamin'i Atoa Andry RAJOELINA "ianao milaza fa tsy andoavam-bola ilay hopitaly, iheh! tsy andoavam-bola, aty aoriana rehefa nisy porofo fa andoavam-bola, tonga nanao débat tao amin'ny TVPLUS indray i Atoa Andry RAJOELINA, hoy izy "DISO IANAO FA TSY NITENY AN'IZANY NY TENAKO" nefa izy dia izy izao no hita miteny ao amin'ilay oronan-tsary. "TSY METY NY MANDAINGA, TSY METY NY MAMITAKA, RAHARAHAMPIRENENA NO RESAHINA, IZANY VE NO HITONDRA NY FIRENENA" noresahiko tamin'ny "VAZAHA" maro hoy ry zareo rehefa notantaraiko fa hoe tsy angataka amin'ny firenena vahiny isika malagasy raha i Atoa Andry RAJOELINA no eo amin'ny fitondrana ary ny firenena vahiny no angataka amintsika: NIHOMEHY NIKAKAKAKA ry zareo, mbola hoy aho, hanana JIRO AVY AMIN'NY PANNEAU SOLAIRE ny isan-tokantrano koa i Madagasikara, mbola nihomehy ry zareo, aty "FRANCE" aza tsy mahatakatra satria lafobe, ireo trano BUILDING aoka fotsiny fa menatra ny tenako, soa ihany fa i Atoa Marc RAVALOMANANA no tohanako. Mbola hoy ry zareo, mihevitra ny vahoaka malagasy ho VENDRANA i Atoa Andry RAJOELINA, no Antony hitatarany qn'iany rehetra izany; tsy misy programan'asa izany fa mitantara ohatran'ny zazakely. Mbola hoy ry zareo tamiko, tsy misy tsy mahafantatra fa : anisan'ny firenena faran'izay mahantra eran'izao tontolo izao i Madagasikara, ary koa voalohany amin'ny KOLIKOLY, tsy misy izay tsy miteny an'izany hoy ireo frantsay miasa ao amin'ny "AMBASSADE SY CONSULAT DE FRANCE" revin-gadra ny an'i Atoa Andry RAJOELINA, raha io no lany dia isika hono no tia hijaly foana. KOA HOY AHO AMINAREO FIDIO I ATOA MARC RAVALOMANANA LAHARANA FAHA 25 "TSY METY NY MANDAINGA, TSY METYNY MAMITAKA, RAHARAHAMPIRENENA NO RESAHINA" izaho koa mba mihomehy "aaaaaaaaaah!!
3 taona lasa zay fa marina avokoa ny voalazanao...vomay m/car nihebotra 2e le +pauvre du monde. Marina doly ny analyse Ravalomanana teto fa de gaga aho ny tsy nahalany anazy taminio. 😭
Vola 5 miliara fanampiana hanaovana Hotel de Ville Tanà, iza no mpandainga Ravalo sa Rajoel ?: Ny olona iray rehefa mandainga dia tsy mahasahy mijery ao anaty mason'ny olona mifampiresaka aminy, tsy mahavita mifanatrika direct, manakorontana resaka (faire des diversions), tsy stable fa mipelipelika ohatry ny misy parasy manaikitra !!!! jereo tsara manomboka eo @ minitra 23 hatr@ minitra 27. Analysé-o tsara hoe iza @izy mirahalahy mianaka no mety mpandainga kokoa
. 1:42:17 Ny olona mampiasa ny vadinlah ko rehefa te ho any alemana miseho manapahaizana be voatsinefy nefa DAM ary tsy hainy, ny dikany manifest sy manifeso tsy hainy manavaka akory nefa maka sopapa am Finday saika nety tamiko ty fa kay matikambo ftsn
tsy malala fomba be le andry fa mitsatotstoka be otran y tsy nianatra izy miroler io matatro fa mahay francais be minterompu no dikan yz any fa izy no mandainga sdy tsy matatyoooooooo nenay 25ihany sa tsy zany ry akamakkkkkkkk
Ny andrasan'ny olona dia ny tetik'asan'ny tsirairay amin'ny ho avy fa tsy fanakianana fotsiny ny nataon''ny hafa tamin'ny efa lasa satria samy efa nitondra ka mahita ny nety sy ny tsy nety dia afaka manova ny fomba fiasa. Raha lany andro hanaratsy eo dia tsy handroso mihitsy satria tsy mijery eo anoloana fa mitodika amin'ny eo akaiky fotsiny ka mety ho solafaka satria tsy mahita lalana. Ny vahoaka tsy adala akory na tsy miteny aza. Faniriana amin'ny manaraka dia ny izay tetikasa mazava kasaina hatao no mba velabelarina.
Rajoelina aloha tegna zero e . NUL. Tsisy fagnontanigna nivaliany fa magnaratsy sy magnodikodindreasaka fo. En plus te i geste nefa mivôlambôlagna fahatany. ZERO
Aiza ri dada kapokako io kapokako io, tsisy fzrany. Inona koa izany fiteny izany. Tu ne t'adresses pas a tes potes. Alors parles correctement correctement
Ita mitsy oe mentalité na manipulateur pervers narcissique ty lahiantitra ty. Mody mi jouer victime dia roboka daolo ny tsisy saina oe mapalaelo dada e oie revers de la medaille dictateur izy manao anio . AFAKA MIHOMEHY TOKOA ZE MIMEHY FA ALEO IFAFA NY KIHONY AVEO
nareo iany mapahantra aon'ty Madagascar ity, ianareo panao politika ireo dia bala rora daholo refa mahazo seza dia any apaladiako ianareo ry vahoaka fa posiko no fenoako
Salut daholo e, tsy andray karama aho fa anao kolikoly manarapenitra, tena tolona ity fa tsy sangisangy aza amaivan'mihitsy ny safidinao aza etin'fo mafa maka an'iDada fa entano ny olona hifidy 25 👍 ary mahereza daholo fa miandy @ satana ny malagasy, mailo fa tsy hay zay kombon'foza manao @ fomba rehetra izy ahalany azy fa mailo hatrany.
Commercials no nafaran-drajoelina fa tsy experts,olona hivarotra ireo fa aza. hamidy ny vahoaka ,tens toetran-drajoelina no hakiliny amin-dravalo, ny hotel de ville anie ka fozan-drajoelina no nandoro azy tamin'ny fanongana-panjakana
TSY ZAKAN I ANDRY RADOMELINA MINTSY NY FILAZANA NY MARINA ! !!! FANAPEPOANA SY FAMPANANTENANA POAKATY SISA NO AZON I ANDRY ATAO FA HITA FA MISENDAOTRA LEDALA ! !!!TSY MENDRIKA HITONDRA FIRENENA !!!!
REY Ph miotvy amin ny Le Pen ihany reny e!! Tsisy apoka fa ny vava no betsaka... Tena marikoriko ah mijer an ilay rajoelina
Hafa ihany hoa i Dada...mirarisoa anao hatrany Dada...homban'Andriamanitra hery anie ianao
Ny zavatra teneninao momba ny olona anankiray sy ny fahitanao azy hono dia milaza betsaka ny momba anao sy ny hoe iza ianao ka mahaiza mandinika tsara ry malagasy aza manaiky ho rebireben ny olona. Araka ny experienceko manokana koa de ny olona rah tena te hanao zavatra de tsy be fialantsiny na be resaka na koa hoe variana mitsikera ny vitan ny hafa fa kosa mahay maka lesona. mahaiza mifidy ry malagasy havako fa ny safidinao no mety hampandroso na handetika io Firenetsika io.
Raha mbola tsy hitan'ny sasany ihany fa Andriamatoa Ravalomanana no tena mendrika hitondra indray ny sambontsika dia azo ambara fa efa resaka personnel, fankahalana azy tsotra izao kosa e! Fehiny, Fidio 25 fa izy no tena hita fa hanao zavatra SOA.
Rajoelina dia te-hiala pa, Tay mazava ny tian' ny foza lazaina amin'ny hoe tsy jerena ny lasa, hiara-mahita fa na iza na iza mahay tsy maintsy miverina amin'ny lasa hitsonjovans ny ho avy
La puissance d'une centrale hydroélectrique est actuellement est en moyenne de 35,3 GW, soit 353 000 MW. Mr Andry Rajoelina ne présente même pas la connaissance nécessaire pour être président de Madagascar, en confondant 7 GW à 35,3MW, même si Mr Marc Ravalomanana en était assez proche. De plus Mr Andry ne sait même pas ce que démocratie veut dire: la preuve, il n'a pas pu répondre à la question lors de sa conférence avec les étudiants malgache en science politique à Paris, mais a plutôt dévié le sujet. De plus, les étudiants de science politique de Paris étaient refusé d'accès à la conférence car ces étudiant n'agréaient pas la venue de monsieur Rajoelina. Je vous pries par ailleurs de bien choisir notre président, celui qui est capable de developper le pays, et non celui qui montera au pouvoir, juste par satisfaction personnelle.
Tena marina mihitsy izany, fa sady tsy manana vina akory izy hitondrana ny firenena fa ramasabomanga fotsiny, ataon'ny olona hoe ataovy izao, dia manao fa tsy mba mandefa saina akory hoe "inona ny fiantraikan'ity" zavatra ampanaovina ahy ity! Aiza ve ka hanongam-panjakana ianao dia alaina vidéo, indrindra ireo miaramila nananika ny Lapan'Ambohitsorohitra?
BRAVO DADA À
Iza re no mba afaka mamaly hoe mba zovy loatra izao ministre de l'intérieur zao e?
Ny fihavian'ny vola no hanontanian'i ra8,ny valitenin'i vola dia hoe : hainy ny mampiasa vola eo am-pelatanany , avy aiza ny VOLA ????? Vola avy amin'ny karana(tsy tia maizina an-dravalo ireo) ,eo koa ireo vahiny mpanadio vola, ny harem-pirenena isan-karazany (vato, volamena bois de roses sns .......
Tongava saina sy mihevera tena izay momba an'i Andry,mbola eto am débat fotsiny dia izao ty izy,to mba kely milanjalanja loha🙄🙄🙄, andriamatoa Marc Ravalomanana no 👍....Manarak'izay ty ra namana panao gazety namani Johary Ravojanahary anakiray ty ko ngamba nahazo in avy any fa to tsde mahalala fomba rehefa i Marc Ravalomanana no miteny,tssss🙄, diniho ange e.
Miteny zavatra kely tsy misy dikany aza Ravalomanana dia hisehoana télé sy resahina angazety ko vao maika ve nisy an'izany vola izany. Lehilahy fotsy volo mpandainga
olon-kendry andriamatoa Ravalomanana, ary tsy manana foto-kevitra ilay rajoelina
Dommage pour moi que cela soit en malagasy, en français j'aurais pu me faire une idée du niveau du débat, est-il que déjà pour arriver à ce niveau de débat démocratique il faut en avoir la maturité et je dis BRAVO au peuple Malgache, un exemple à suivre pour toute l'Afrique. BRAVO et RESPECT aux hommes politiques Malgaches, je suis Congolais et comprenez pourquoi.
ALEFA DADA
Dada 25 fona ny anay👏 mivavaka ho anao Dada mba ho lany❤
Mba namerina nijery ity horonan tsara ity ny tena hoe ahoana ny fandehany ary hita izao fa tena nandainga s'y nampiresaka ny candidat N13. Koa tokony mba asiana lalàna ary tokony ho saziana mikasika itony fampanantenana tsy tanteraka itony, fa heloka be vava ny famitahana s'y fandaingana @ vahoana
Za io ku vao namerina nijery fa tena Jamba Toko fitaka ny vahoak taminio.
Samy manana tetikasa hanasoa ny firenena ianareo roa lahy mianaka amin'izao ,moa ve nareo afak miara miasa satria ny iray @nareo roa no hitondra ny firenena ny tanjona de ny hialan'ny Malagasy @ zao fahatrana sy ny tsy fandriam-pahalemana izao tena mijaly ny vahoaka.enganié mba ho anatra ireo mpitondra izao zavatra misy izao satria mipoitra ny tsy mety .
Akory aby Music dia ny mpangana hiara-hiasa amin’ny mpandrava, ny mazava hiara-hifamihana amin’ny maizina, ny marina hiaraka hifarimbona amin’ny lainga, dia ho paradisa i Madagasikara...
Programa be fa aleho aloha Manifesto ampiarina, fa raha ny hiara-hiasa amin’ireo manao fampanantenana paokaty dia ho lany eo ny andro. Tanana zatra nitsotra ve no ho anarina.
raha tiako ambara isika malagasy,mahaiza mandiniky tsara alohany hifidy,fa atsika io himpody aminy rananaka toetra efa hita mbola himpodianana indray,raha mahazatra sarotro fialana mitovy aminy tarehy ratsy tsisy fihovana,ka miangavy isika rehetra mba handiniky tsara sao de hanenina zay fotsiny ny tiako ambara,ohatra iray anao nanambady nisaraka,aveo anao nampodiny vadinao mbola nimpody iany nefa toetrany efa hainao ka nohony izany mandiniha tsara
Te ho "prezidà" nefa tsy mahafehy ny "dossier-ny" akory fa mihaino ny baikon'ny mpanohana azy avy @ "écouteurs" an-tsofina! Mba menatra ry mpaminany sandoka e!
D mampalahelo ilay Andry Rajoelina fa dia rehefa mamaly fanontaniana dia ny valin-teny Omen'i Marc Ravalomanana foana no tsikerainy. Tsy manome valinteny amin’ny fanontaniana ho azy fa dia valin-teny ny olona foana no angalana tahaka sy aratsiana.
marina mihitsy izany tsy mahay mamaly fanotaniana rajoelina no sady tsy mahay ny dikany "DAM" izay teny anglisy fa lazainy fa Atoa Marc Ravalomanana indray no mamorona vocabulaire vaovao nefa DAM dia teny anglisy izay midika hoe "barrage",
tsy te hamaly fanotaniana fotsiny indray i Rajoelina fa mody miteny foana hoe ny mpanohana an'i Atoa Marc Ravalomanana mitabataba sy misioka,haha,
Mba ts mahalalafomba koa Andry ty mbl ts tapitra aza ny Ra8 enw ef miteny
Ny zavatra tokony tena hasongadina dia aoka hazava fa rajoelina natosikin'ny karana sy ny frantsay very kapoaka niaraka tamin'ireo miaramila no nanongana ny fanjakana tamin'ny 2009
zay no maha vendrana azy satria ataon'ny vahiny marionnette foana ary mba nahavita menaka firy litatra hoan'ny tambanivohitra moa Rajoelina?
Adinonareo ve ny 2002?? Sa hoe odina ts tsarona! Samy mitovy ireo ry se a ra tena manaraka ny tantara tsika,i dada Maire nanongana any prezy Ratsiraka,i Andry Maire nanongana any prezy R8.io zany ny atao hoe «Ny tody Tsy misy fa ny atao no miverina» de samy matatesa valin_kitraka e😀😀👍
@@todisoarandriambololona760 Ratsiraka no nangala-bato matoa natao ny confrotation, fa raha tena nanana ny marina ve i Ratsiraka dia nanaiky fotsiny izany ny frantsay??? Anao ny mamaly! Ary mbola i Ratsiraka ihany koa no nampitifitra nymiaramila teny @ 13 mai fa tsy i Ravalomanana mihitsy. Koa noho izany ianao no tokony hitadidy tsara fa nanaraka ifotony teny ny vahoaka maro an'isa, ary mbola io lainga be an'i Ratsiraka io ihany koa no mbola lovain'i Rajoelina ankehitriny.
@@todisoarandriambololona760 Ratsiraka izany leroa mavandy ary io no nandetika an'i Mcar voalohany a, efa tsy lany mihitsy izy ny 2002 fa aza manaiky fitahin'olo!
Tsis zavatra azo tsapaitanana no lazain'i rav8 na program matotra f we vitatsika zan, kapoka tsika zan, f inun le kapoka? Ra ny fitondrana talou nu iverna ts handroso mihitsy Mscar, alefa 13✌✌✌
Afatra ho an tsika mpanaraka ny deba:Samy panongana ireo ary i dada no nitarika t@ 2002,de tonga t@ dada ndray ny fanonganana t@ 2009:io zany ny atao hoe «Ny tody Tsy misy fa ny atao no miverina»de mba mazaka ry dada a
le Andry Rajoelina zani d tena enjana b ra andainga a,sady mitsatsaingoka s ts maalala fomba fa manapaka teny foana,ra olona misaina d maatakatra tsara fa lainga avokoa n avokan vavany ar ze mahay mandainga n otrnwe maai politika,potika Madagasikara ra ho lany io am 19,asakasak izay hifidy azy fa ra oana alouh mpandetika e,ratsy saina mpamita bahoaka
Ny andaniny, mazava, mipetraka ary manome toky; ny ankilany, tsy fantatra, misavona, mamofona fampiesonana ary mampiahiahy.
Hafa ihany i Dada efa manana traikefa fa tsy be lazao
Firy @ vahoaka Malagasy izay antsoina oe quatre mi no ba nisitraka izany trano mora izany? Sa trano mora hoany izay manana ny atao...
Nemi Zola ary ny building???? Ho an iza hono ilay building? Sûrement hoan ny havany iray manontolo fa tsy oan ireo quatre mi izay noteneninao etsy ambony?? Ka iza no mora: ny trano mora sa ny building????
Fa nahavita ilay trano mora angaha moa izy t@ 2009 nankany @ tetezamiitatra? Tsy menatra mihitsy mampanantena poak'aty! Lazaina hoe omena trano ny tovolahy latsaky ny 35 taona! Aiza izao ny tramway ilay nisehosehoana be teo iny? Maquette sy marionnette ve no itondrana ny firenena????
vola 100 million de dollars saika itrandrahan'ny sinoa vy tany soalala no nalaina nanaovana ny hopital manarapenitra, nilaza anefa i andry rajoelina fa ny teo ampelatanana iany no nampiasaina.hopital 8 fotsin ve no vitan'io vola be io? ianao anefa mbola nivarotra bois de rose maro be teto @ firenena
Merci bcp
Sao dia mba tokony hovaina pratika amn' izay ny debat, ohatra iza no mahay manadio ny tananan' Antananarivo haingana? Sady vita ny debat no madio ny tanana.
Mampalahelo ny toe-tsain'ity bandy kely ity. Mbola mila mianatra zavatra marobe izy! Tranon-dainga!
Mitsiky tsy ravina, izay ihany sisa azo atao . LA MALEDICTION DE TRANON-DAINGA, 7 andro sisa dia any @ farihy mirehitra afo ny tranon-dainga sy ny zanany
Tratra tsar mints le tranondainga, na deputé ara ts nahazo afatsy 16, vita matavy
Il n'y a que la vérité qui blesse
Bravo Ravalomanana io Rajoelina io tena mandainga be pour la corruption io
Alefa Dada a...Bala rora fotsiny le Andry Rajoelina
fa maninona kay ato no tsisy panohana an'ny n13 micomente mitsy?sa v hoe tonga saina daholo ry zareo
Very isika ry Malagasy fa de samy olona mpandainga no samy tsy misy miaiky ny Helony ireto izy. VATO FOTSY NY ANAY E!!!
TENA FANINA FOZA ORANA
sady ts mahalala fomba miits
OLona boloky tsy mahay miteny rah tsy misy tablette+oreillette.nul
@@zavaandriamamanga853 À MAHAMENATRA FA NA NY FRANTSAY ARAHANIO AZA TSISY MIJERY TABLETTE IZANY REHEFA MIFANATRIKA OTRANIZAO VENDRANA
Nini Ratsimba,: resaka hafa no resahako misy ny LIVE fa tsy mahita ny équipe lux mintsy za ao ny tenako ko tsy afaka miditra ao tena varina sy gaga a nijery ilay izy, amarino kely anie azfd e, merci
@@mendrikarazafi3063 BONJOUR IANAO E IZAHO ALOA TSY MAHITA IZANY LIVE IIZANY INTSONY FA TSY FANTATRO HOE NAHOANA
JE VOUS EN PRIE!.TOKONY MIAKATRA PLATEAU AU MOINS INDRAIP ISAMBOLANA ANAREO ROALAHY IO DORENAVANT.RAH TENA TIA TANINDRAZANA MARINA.AMZAY MIFANOTSANA KA MIVOAKA HATRANY NY MARINA FA TS MIANDRY EFA MASISO ZAY VAO KOBO.....
ts manana hevitra mafonja rajoelina fa n hevitr ravalomanana iany n avadin lava eo, sady manandra tena ho filoha saad, ts hainao ng n ampitso rajoelina, ar aza etimpo ry rajoelina fa firenena ng n entina e
sao d diso zany, minoa fotsiny ihany
fa maninona le mialy rajoelina tsy mitehaka mihitsy rehefa miteny ny vadiny e?na mitehaka fa milongilongy b
efa hatram débat voalohany mihitsy io zah ko mba gaga
@@nathanrhaz6545 tera tsemboka io e!!mihaino ny lainga Rajoelina
Everiko zh ihany mahita io kkk
Felicitation min EIM zao
Tsitohaina ramarolahy kosa manohana an'i rajoelina e, tsy te ihaino an ravalomanana mitsy
Hita mihitsy fa nomena vola io razoky io ko! Mampalahelo, voavidy vola
Ka na ny fijeriny aza anie tena manirikiry mihitsy e, tsy mba mahay manafina mihitsy na dia fihatsarambelatsihy fotsiny aza e. Efa nahazo vola be koa angamba e!
Iza no nandainga? iza no namitaka? (hoy i Atoa Andry RAJOELINA tamin'ny débat n'izy sy Atoa Marc RAVALOMANANA : "TSY METY NY MANDAINGA, TSY METY NY MAMITAKA, RAHARAHAMPIRENENA NO RESAHINA" ilay resaka 5 MILLIARDS nomen'i Atoa Marc RAVALOMANANA? nanao ahoana ny fomba famalin'i Atoa Andry RAJOELINA, nihizigizina FA MPANDAINGA i Atoa Marc RAVALOMANANA, tamin'ny débat natao tao amin'ny Télévision, tsy fanaratsiana, fa tena marina. Tao amin'ny TVPLUS indray nisy oron-antsary navoaka, ahitana an'i Rtoa Minisitrin'ny Mponina nanao "DEBAT" tamin'i Atoa Andry RAJOELINA "ianao milaza fa tsy andoavam-bola ilay hopitaly, iheh! tsy andoavam-bola, aty aoriana rehefa nisy porofo fa andoavam-bola, tonga nanao débat tao amin'ny TVPLUS indray i Atoa Andry RAJOELINA, hoy izy "DISO IANAO FA TSY NITENY AN'IZANY NY TENAKO" nefa izy dia izy izao no hita miteny ao amin'ilay oronan-tsary. "TSY METY NY MANDAINGA, TSY METY NY MAMITAKA, RAHARAHAMPIRENENA NO RESAHINA, IZANY VE NO HITONDRA NY FIRENENA" noresahiko tamin'ny "VAZAHA" maro hoy ry zareo rehefa notantaraiko fa hoe tsy angataka amin'ny firenena vahiny isika malagasy raha i Atoa Andry RAJOELINA no eo amin'ny fitondrana ary ny firenena vahiny no angataka amintsika: NIHOMEHY NIKAKAKAKA ry zareo, mbola hoy aho, hanana JIRO AVY AMIN'NY PANNEAU SOLAIRE ny isan-tokantrano koa i Madagasikara, mbola nihomehy ry zareo, aty "FRANCE" aza tsy mahatakatra satria lafobe, ireo trano BUILDING aoka fotsiny fa menatra ny tenako, soa ihany fa i Atoa Marc RAVALOMANANA no tohanako. Mbola hoy ry zareo, mihevitra ny vahoaka malagasy ho VENDRANA i Atoa Andry RAJOELINA, no Antony hitatarany qn'iany rehetra izany; tsy misy programan'asa izany fa mitantara ohatran'ny zazakely. Mbola hoy ry zareo tamiko, tsy misy tsy mahafantatra fa : anisan'ny firenena faran'izay mahantra eran'izao tontolo izao i Madagasikara, ary koa voalohany amin'ny KOLIKOLY, tsy misy izay tsy miteny an'izany hoy ireo frantsay miasa ao amin'ny "AMBASSADE SY CONSULAT DE FRANCE" revin-gadra ny an'i Atoa Andry RAJOELINA, raha io no lany dia isika hono no tia hijaly foana. KOA HOY AHO AMINAREO FIDIO I ATOA MARC RAVALOMANANA LAHARANA FAHA 25 "TSY METY NY MANDAINGA, TSY METYNY MAMITAKA, RAHARAHAMPIRENENA NO RESAHINA" izaho koa mba mihomehy "aaaaaaaaaah!!
3 taona lasa zay fa marina avokoa ny voalazanao...vomay m/car nihebotra 2e le +pauvre du monde. Marina doly ny analyse Ravalomanana teto fa de gaga aho ny tsy nahalany anazy taminio. 😭
dada ihany no tohanantsika e
Ny fisian'ny fournisseur, kolikoly ary ny tsy fandriam-pahalemana no tsy mampandroso Firenena
Mahaiza mifidy tsara ry gasy fa raha io no lany ho lasa filohan'ny gasy dia tena loza
AUX URNES CITOYEN .CHOISISSONS NOTRE PRESIDENT .QUE LE MEILLEUR GAGNE. QUE LE PERDANT SE RESIGNE CAR LE PEUPLE A CHOISI.
✌✌✌✌✌
1:26:00 Tena marina io lazain'i Andry io. Misy marina koa ny valinteni'i Dada. Fa kosa tsy tokony soratan'i Dadanareo @ Tiko.
hors sujet fona ry n°13
Le mpanao gazety mpanolotra tonga soa aty @ nay anareo ahona ?????
Vola 5 miliara fanampiana hanaovana Hotel de Ville Tanà, iza no mpandainga Ravalo sa Rajoel ?: Ny olona iray rehefa mandainga dia tsy mahasahy mijery ao anaty mason'ny olona mifampiresaka aminy, tsy mahavita mifanatrika direct, manakorontana resaka (faire des diversions), tsy stable fa mipelipelika ohatry ny misy parasy manaikitra !!!!
jereo tsara manomboka eo @ minitra 23 hatr@ minitra 27.
Analysé-o tsara hoe iza @izy mirahalahy mianaka no mety mpandainga kokoa
Iza tamzareo no nandaiga ?
Hita hoe tsy ninatra ilay Andry Rajoelina , sady tsy malala fomba
fa ra8 nianatra? hahahaha
tsy misy hevitra avoaka mihitsy ve fa izay teneniny dada ihany no valina. de ny manaratsy azy fotsiny
.
1:42:17
Ny olona mampiasa ny vadinlah ko rehefa te ho any alemana
miseho manapahaizana be voatsinefy nefa DAM ary tsy hainy, ny dikany manifest sy manifeso tsy hainy manavaka akory nefa maka sopapa am Finday
saika nety tamiko ty fa kay matikambo ftsn
hopitaly manara penitra ts ho aa rehetra akory n anao rajoelina
sura! hopitaly mora sy tsena manara penitra no ilainy ny pokona
hopitaly handoavambola 😃
fangah tsy hoe maimaimpona ndray le hopitaly
tsy malala fomba be le andry fa mitsatotstoka be otran y tsy nianatra izy miroler io matatro fa mahay francais be minterompu no dikan yz any fa izy no mandainga sdy tsy matatyoooooooo nenay 25ihany sa tsy zany ry akamakkkkkkkk
avereno lty ny tsy fandriamphalemana hafaha ilasny manao traffic a
ravalman president lui peux redresser le pay
1:09:10 mazava tsara mints zan fa Madagascar efa lafo!
tsy mataty le andry rajoelina
Ny andrasan'ny olona dia ny tetik'asan'ny tsirairay amin'ny ho avy fa tsy fanakianana fotsiny ny nataon''ny hafa tamin'ny efa lasa satria samy efa nitondra ka mahita ny nety sy ny tsy nety dia afaka manova ny fomba fiasa. Raha lany andro hanaratsy eo dia tsy handroso mihitsy satria tsy mijery eo anoloana fa mitodika amin'ny eo akaiky fotsiny ka mety ho solafaka satria tsy mahita lalana. Ny vahoaka tsy adala akory na tsy miteny aza. Faniriana amin'ny manaraka dia ny izay tetikasa mazava kasaina hatao no mba velabelarina.
Solonirina Harisendra .ny 13 tena hita fa tetikasa tsy mitombina 😃🙄
Solonirina Harisendra .bala rora fotsiny 😃🙄
Tsara kosa .tsy mandray karama .soloina kolikoly oulala
Tena marina ny voalazanao hahaha
Izay lany manao izay tsy lany manongana, combat ndray io fa aza taitaitra
Il est ridicule ce Rajoelina..pouf
c toi qui est ridicule, t'as eu ta dose
Kapoka io 😂😂
mamaly izay teneniny dada fotsiny ve fa tsy misy hevitra aviaka mihitsy
afa ihany dada oa
Andry rainlainga
ita mihntsy ty anry ty f olna satanic asa nareo rh mb mahremarika f @ anarany soratra A lehibe iny misy sary marobe miseo dinio tsara ange e!
ts miad mits le match e, ts tkn asina debat faha 2 tson!
voter ravalman
Rajoelina aloha tegna zero e . NUL. Tsisy fagnontanigna nivaliany fa magnaratsy sy magnodikodindreasaka fo. En plus te i geste nefa mivôlambôlagna fahatany. ZERO
Vu
mba mahalalaha fomba ry DJ fa sao dia everina fa any aminy boite de nuit ary izy ity.
Alefa dada zay makanao
Hermane RABEZARA vu an am Fb ma io?
@@marrymarsedez4848 hita fotsiny e!
Aiza ri dada kapokako io kapokako io, tsisy fzrany. Inona koa izany fiteny izany. Tu ne t'adresses pas a tes potes. Alors parles correctement correctement
Ita mitsy oe mentalité na manipulateur pervers narcissique ty lahiantitra ty. Mody mi jouer victime dia roboka daolo ny tsisy saina oe mapalaelo dada e oie revers de la medaille dictateur izy manao anio . AFAKA MIHOMEHY TOKOA ZE MIMEHY FA ALEO IFAFA NY KIHONY AVEO
Ary ianao zany ohatran'ny sary negatif, ny mifanohitra @tena izy no lazainao.
io lazainy io no izy kah, nareo fanatika no mahita zavatra hafa, zao nareo ninan'IEM ian fa resy hahah
nareo iany mapahantra aon'ty Madagascar ity, ianareo panao politika ireo dia bala rora daholo
refa mahazo seza dia any apaladiako ianareo ry vahoaka fa posiko no fenoako