Ny ao an-tsaina ireo mpijery valina BACC

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 8 сен 2024
  • Rehefa vanin-potoana hivoha an'ny valina fanadinana toy izao dia ahitana ity statut ity foana"Bacc en poche,bachelier"avokoa no hita...(Arabaina fao-be gamba no atao ho an'ireo afaka rehetra...)
    Fa fata-tsika mpamaky ireo ve ny zava-niseho talohan'ny nanoratan'ilay "Bacc+1jour "ny statut an'ny?
    Niainga ny inspiraka dia ity atolotro ho anao ity ireo noeritreretin'ny rehetra! (Mahatadidy ny fahiny ery t@tournage)mini vidéo clash
    Tagueo ireo diplômé an-tsika vaovao...
    Zarazarao ny vidéo
    Dia aza adino ny mi s'abonne raha Mbola te ahita inspiraka hafa
    Bisous
    Cadrage,montage,scénario Antso Bommartin
    Août 2017

Комментарии • 42