Ianao tia ahy - Pasteur Jocelyn Ranjarison
HTML-код
- Опубликовано: 7 янв 2025
- 2Tim 1.12 Ary noho izany koa no iaretako izao zavatra izao, ka tsy menatra aho, satria fantatro Izay inoako, ary matoky aho fa Izy dia mahatahiry ilay zavatra natolotro Azy mandra-pihavin’ izay andro izay.
Zahay no mety miolakolaka eo anayrehanao Ray fa Ianao dia mitoetra ho tia anay foana mandrakizay, misaotra Ray a
Halleluja, misotra Jesosy Kristy nohony fitiavanao ahy mandrakizay. Tena tia ahy Ianao Misotra Jesosy.
Hallelujah. Misotra jesosy noho n fitiavanao, k nanomezanao n ainso ho famonjena anay!🙏🏼🌹
Ianao tia ahy tsy miova fa mandrakizay tia ahy Ianao. Ka na foana aza izao rehetra izao Tompo tia ahy Ianao.❤️❤️
❤❤❤❤❤
Tia ahy ianao Jesosy🙌
Je t'aime mon cher Jésus Christ, merci pour ton sang à la croix versé pour moi.
Béni cette église et ton Eglise.
Amen, tsara ny Tompo, tahin'i jesosy@lafiny ny fiangonana MRE
Merci SEIGNEUR POUR TON AMOUR INFINI
tiako lotra ity hira ity, misaotra Tompo a! ny fitiavanao no maha toy izao ahy
Misaotra amin'ny fitiavanao ahy izay tsy miova mandrakizay Tompo ô!
Fantatro izay inoako Jesosy o!
Tompo o mbola tia ahy IANAO
Tia ahy Ianao Tompo o ❣️❣️❣️
Tena manampy be anay @ fiderana ilay hira. Mba ampio foana tompoko...hihihi....Mankasitraka feno.
Mankasitraka hatrany ô!
Mankasitraka
amen
Tena tiko mihintsy io hira io.
misinda ny ahiahy, ianao tia ahy.
Fantatro zay inoko ianao tia ahy jesosy oo alelloia
izay mino sy atao batisa no ho vonjena
Mankasitraka e
tia antsika ny tompo !
Tena tsara ny tompo
Misaotra Tompo ô
Amen
Tena tiko mihintsy io hira io.