le 16/09/21 Mampahatsiahy anareo telovavy comme si c'était hier! mahavaky fo ahy fa la vie continue! misaotra nanome fifaliana ho anay mpihaino! Que le vie continue pour vous 2 les filles!!! merci encore!!!!!
@@lovaraz6754 salut ianao eh vao t ' @ny herinandro lasa teo aho no nahatsiaro anao kkkk anadao eh dommage fa cousine ilay eo ampivony nody mandry 1 mois izay 😢😢 @ny heritaona aho no ho any raha sitrampon 'ANDRIAMANITRA miasa mafy dieny zao dia avy eo miaraka mankany eh kkkkkkk
😢 2:30 Ekena tsisy kianina. Sambatra.Bonne route.
Tsy nitoy intsony re lay groupe Kala Vazo😥 . Tena tsara anefa 🌹
le 16/09/21 Mampahatsiahy anareo telovavy comme si c'était hier! mahavaky fo ahy fa la vie continue! misaotra nanome fifaliana ho anay mpihaino! Que le vie continue pour vous 2 les filles!!! merci encore!!!!!
Hafa ihany akia ny kalo malagasy👋😘💖
Tsara be. Mirary soa indrindra. Mirary fionona feno ny tarika. Mandroso hatrany. God bless you
Tsara loatra e👏🏻🍀❤️bravo🥰tsy manampaharoa ❤️
Mahatsiaro b an'ilay besokely... tsara hatrany .. Mankasitraka indrindra.
Tena ao tsara mihintsy 👍👍👍
Mankasitraka akia ry izy telo mirahavavy a!❤💖❤💖👏
Ahatsiarovana ny fahazazana
Misaotra betsaka oh.tohizo hatrany fa mahafinaritra.
C’est TOP👌!!👏👏Merci ...tsara Be .Un Grand bravo 👏
Tsara loatra, dia tsy hitako izay lazaina. Misaotra fa mahay loatra nareo 3 vavy
Mahafinaritra 😍😍👏👏
Toraka voninkazo hoan'ilay guitare basse 👏✨. Voafehiny namana ilay "art"
Tsara be mits bravo ❤❤❤❤
Tsara e!
tsara foana ❤❤
tena tsara oh 😍😍😙👍👍👏👏👐
Bjr ndao hody hijery fa tsara loatra izy zany
@@lovaraz6754 salut ianao eh vao t ' @ny herinandro lasa teo aho no nahatsiaro anao kkkk anadao eh dommage fa cousine ilay eo ampivony nody mandry 1 mois izay 😢😢 @ny heritaona aho no ho any raha sitrampon 'ANDRIAMANITRA miasa mafy dieny zao dia avy eo miaraka mankany eh kkkkkkk
Iza no nodimandry ? Le mpihira eo ampovoany ve?
Iza no nodimandry? Le mpihira eo ampovoany ve ?
@@lovaraz6754 oui 32 ans
tres belle musique
misaotra re ry kala vazo ah mahafinaritra
Tsara fa toizo e!!👏👏👏
merci
Kopa tanana hoanarw 3mirahavavy fa tsara be
Maha velombolo mihintsy izany
❤❤❤❤
MERCI MES BEAUTEES DE NOUS RENDE HEUREUX
🥰
5
🇲🇬🇲🇬🇲🇬👍🙏
❤💋