Размер видео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показать панель управления
Автовоспроизведение
Автоповтор
le 04/10/21 Misaotra nizara fa tena tsy haiko ity émission ity! tena mahatsiaro @ Mitchou aho mihaino! merci encore!!!
Un bijou musical arrangé par le trio RYKALA VAZO, 3 jeunes filles artistes ,chanteuses, musiciennes,
Tiako be le "malagasy" remix nataon dr zareo 😂❤❤
Reveko beeeeee nareo👍. Mampanembonembona be . Ny arrangement koa tsisy kiana. Milay b daholo nareo telo 👌, ny zavatra ataonareo koa lafatra loatra 👏👏👏
Makasitraka any kala vazo tena tsra,f le masony Njy kosa Vanintsoa mahay misaroma be an😂 sur mhnts e!!,sady manja an!❤
Milay nareo e
* - 1H de pure écoute de nos artistes préférés que sont RyKala Vazo. A cet instant, elles sont quelque part en France et je vais partager pour le bonheur de tous les fans . Merci à Skyone Tv & Radio pour cette tranche de vie musicale!
Tiako be ianareo Ry Kala Vazo,indrisy fa tohizo e
Tsara lôtra le. Couvert ee le émissions koa. Mafinaritra. Kanefa. indrisy ee😥😥😭😭😭 Rip. Mapahonena. Mahereza tompoko.
NY ENDRIKA, TSIKY, VAZO REHETRA TONGA DE MANDONA HATRANY. ZA MAKA ANAREO FONA RY KALA VAZO A
Jolie Vanitsoa Kanto ny Malagasy!! de bravvo Trika RyKalaVazo
tsy makaleo anah mitsy ny mjery, miaino, ary makafy an ireto ry kala vazo reto, mananana talenta nareo!!!
Azafady re tompoko raha manao izao fanamarihana izao:"Tsy maNkaleo AHY miHIntsy ny mIjery, miHaino, Ary maNkafy an'ireto..."Ho simba tanteraka ny teny malagasy mamintsika ity raha mitohy izao fombantsika izao...Azafady, aza tezitra an!
Tsara nohon'ny original !Mahreza!
Mahereza amLe instrument gasigasy e! Mlay be!
tena mbola tsisy mahavita an'izao raha tsy nareo telovavy .Lay endrika sy tsiky moa tsy lazaina intsony .kanto loatra .tohizo hatrany.
j'adore les filles, tohizo fa tsara be, manala stress be ny miheno ny hiranareo, bon courage!
Mahafinaritra be le filine ee👌👌👌👌❤❤😘
Ankafiziko mihitsy ireto Ry Ikala Vazo ireto e!Mankasitraka.
Génial !
tiako be kosa le iz an!! mafinaritra be nareo, tsara ny gasy e!
Tsara sy kanto loatra ê ! Misaotra ary tohizo ry Kala Vazo an....
mafinaritra be i Vanintsoa, tena oe tsaraaaaaaaaaaaaaa
Mankasitrak reo telo mirahavav .fa tena tsara ny tarik . ary feno tsiky2 iz telo
Tena tiako be ireto group Kala Vazo ireto, tsara be ilay concept sy ilay group
Tsar loatra ❤❤
Vanintsoa kosa lo tena manja e
Enjana
Tena kanto loatra .ny tsiky sy endrika dia efa mahafeno ny maso .tohizo hatrany .
Mahafinaritra, mankasitraka ô!
Mahafinaritra retsy isany a! Mirary soa e
Misaotra anareo telo vavy.
Tsara be anareo 3 miravavy mankasitraka tohizo
i Vanintsoa ve ilay mpilalao tantara ao amin'ny radio RDB e?
Robert Joseph Rakotoniaina ye izy indrindra tompoko
izy io
Izy mihitsy ka .
mafinaritra be fa toziho fona ki ry izy telo vavy ah, betsaka be le hira lasa le anareo no tena mafinaritra par rapport @le original
manja be i MITCHOU
I vanintsoa no tena sariaka be fa manja daholo izy telo vavy
kanto nareo , tohizo eh
💖💖
Mahery Nareo e !
mahafinaritra
Mahafinaritra e
Tsara beeee
le 04/10/21 Misaotra nizara fa tena tsy haiko ity émission ity! tena mahatsiaro @ Mitchou aho mihaino! merci encore!!!
Un bijou musical arrangé par le trio RYKALA VAZO, 3 jeunes filles artistes ,
chanteuses, musiciennes,
Tiako be le "malagasy" remix nataon dr zareo 😂❤❤
Reveko beeeeee nareo👍. Mampanembonembona be . Ny arrangement koa tsisy kiana. Milay b daholo nareo telo 👌, ny zavatra ataonareo koa lafatra loatra 👏👏👏
Makasitraka any kala vazo tena tsra,f le masony Njy kosa Vanintsoa mahay misaroma be an😂 sur mhnts e!!,sady manja an!❤
Milay nareo e
* - 1H de pure écoute de nos artistes préférés que sont RyKala Vazo. A cet instant, elles sont quelque part en France et je vais partager pour le bonheur de tous les fans . Merci à Skyone Tv & Radio pour cette tranche de vie musicale!
Tiako be ianareo Ry Kala Vazo,indrisy fa tohizo e
Tsara lôtra le. Couvert ee le émissions koa. Mafinaritra.
Kanefa. indrisy ee😥😥😭😭😭
Rip. Mapahonena. Mahereza tompoko.
NY ENDRIKA, TSIKY, VAZO REHETRA TONGA DE MANDONA HATRANY. ZA MAKA ANAREO FONA RY KALA VAZO A
Jolie Vanitsoa Kanto ny Malagasy!! de bravvo Trika RyKalaVazo
tsy makaleo anah mitsy ny mjery, miaino, ary makafy an ireto ry kala vazo reto, mananana talenta nareo!!!
Azafady re tompoko raha manao izao fanamarihana izao:
"Tsy maNkaleo AHY miHIntsy ny mIjery, miHaino, Ary maNkafy an'ireto..."
Ho simba tanteraka ny teny malagasy mamintsika ity raha mitohy izao fombantsika izao...
Azafady, aza tezitra an!
Tsara nohon'ny original !
Mahreza!
Mahereza amLe instrument gasigasy e! Mlay be!
tena mbola tsisy mahavita an'izao raha tsy nareo telovavy .Lay endrika sy tsiky moa tsy lazaina intsony .kanto loatra .tohizo hatrany.
j'adore les filles, tohizo fa tsara be, manala stress be ny miheno ny hiranareo, bon courage!
Mahafinaritra be le filine ee👌👌👌👌❤❤😘
Ankafiziko mihitsy ireto Ry Ikala Vazo ireto e!
Mankasitraka.
Génial !
tiako be kosa le iz an!! mafinaritra be nareo, tsara ny gasy e!
Tsara sy kanto loatra ê ! Misaotra ary tohizo ry Kala Vazo an....
mafinaritra be i Vanintsoa, tena oe tsaraaaaaaaaaaaaaa
Mankasitrak reo telo mirahavav .fa tena tsara ny tarik . ary feno tsiky2 iz telo
Tena tiako be ireto group Kala Vazo ireto, tsara be ilay concept sy ilay group
Tsar loatra ❤❤
Vanintsoa kosa lo tena manja e
Enjana
Tena kanto loatra .ny tsiky sy endrika dia efa mahafeno ny maso .tohizo hatrany .
Mahafinaritra, mankasitraka ô!
Mahafinaritra retsy isany a! Mirary soa e
Misaotra anareo telo vavy.
Tsara be anareo 3 miravavy mankasitraka tohizo
i Vanintsoa ve ilay mpilalao tantara ao amin'ny radio RDB e?
Robert Joseph Rakotoniaina
ye izy indrindra tompoko